| Auteur |
Message |
deba2005
Médaille: Coton


Inscrit le: 28 Fév 2005 Messages: 2 Localisation: france 0.07 
|
|
iza kay le rija snde5 fa za koa mantsy snd5 de mba te hahalala anao e! mino za f ahamaly enao ok!  _________________ coucou manorata daôlo e! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vola
Médaille: Coton


Inscrit le: 23 Fév 2005 Messages: 5
0.14 
|
|
| deba2005 a écrit: |
iza kay le rija snde5 fa za koa mantsy snd5 de mba te hahalala anao e! mino za f ahamaly enao ok!  |
manahoana enao.Rija naman'Tsiry de manana anabavy iz fa tsy tadidiko ny anarany.Raha snde5 enao de fantatrao tsara iz d'ailleurs za koa donc niray kilasy daholo tsika,satria tsy nisy snde5 raha tsy tamin'io taona io.Za ol tia nihira justement niraka troupe tam ndry Rija sy Tsiry sy ny tariny ...ary enao iza?tao anaty troupenay ve?tany am club nautique ve enao? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
| deba2005 a écrit: |
naôna daôlo e! ina vao2? tena faly be za mahita ny la ste hoe hay kay mbola velona any daôlo fa samy mangigina fotsiny, za aloha dia TA2 promotion 97! iza ary za zay mahafantatra ô! niaraka t@ dry sonia, manou, chantal,rohy, lova, rija, tin, bodo sns.......... izay ts voatanisa e! nareo manoratra ireo anef afantatro daôlo izay aloa f amifamaly eo ihany e! bye bye  |
zà koa v zany zao fantatrao? nefa fantatro daholo koa reo ankizy lazainao reo fa saingy zà promo 96, TA2! i Arinelina zao adinonao tao!
aiza daholo aza ny TA2 96 eeeeeeeeeeeeeeeeeeeee  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
ty za é. Ka ahoana tondrao ronono sy Tantely aingana. Mbola matadidy anlé mingitrika kely reny foana é. D lé torana @ gymn _________________ Itsikio ihany fa ao anaty tsiky misy fitsaharana ho an'ny mitomany azonao ahodina ahazoana fahasambarana |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
djangoo
Médaille: Papier


Inscrit le: 24 Aoû 2005 Messages: 12
0.04 
|
|
Salut daholo o!
Sao dia mba misy mahita na manana vaovao mikasika an'i Lauriane G2? Mba ilazao vaovao izay manana.
Merci e. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nita
Médaille: Coton


Inscrit le: 14 Juin 2004 Messages: 2 Localisation: NY 0.05 
|
|
| deba2005>> zah koa promo 96/9è tao @ ta2 tao, tsy azoko an-tsaina enao. Tsika lé malaza mpanao spect t@ andron'i Ragod gasy reny; surtout refa manao volley ry Rija, Ritto Toky (Lita). |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
gasykel
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 11 Déc 2007 Messages: 3
0.00 
|
|
| sipagass> tadidiko tsara ndry fa zà koa iray promo tamin-dry sady iray classe mintsy, niaraka tamin-dry vero, lalaina, masy.... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|