| Auteur |
Message |
sipagass
Invité
0.00 
|
|
salut
asa nareo raha mbola mahatadidy , je m'appelle patricia ,TA,betatarakely,
te-hifandray @ akama taloha e,
fa mba nahita ankizy ihany aty parisy,
biz |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vazimba22
Invité
0.00 
|
|
salut enao
za koa mipetraka eto paris. promo 97 G2 a. afaka miresaka misimisy 'sika raha tianao.
mazotoa ary e! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bôgosy
Invité
0.00 
|
|
Salut Patricia,
Ndry ve zokin'i Annick, dia nipetraka teo Mahamasina. Dadanareo Colonel. Sa tsy izy ?
Raha ndry io dia fantatro tsara ary mahalala ahy.
Za koa tao amin'ny La-Sainte 97 izany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sipagass
Invité
0.00 
|
|
salut daholo
ie zokin'i annick mitsy e,mba afaka manambara ny momba azy ve le milaza an'izany ,
ok , afaka mifandray @ ze retraretra mazoto tsy ankanavaka e, na ny any dago , na ny aty alavitra
biz |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bôgosy
Invité
0.00 
|
|
Salut Sipagass,
OK izany fa tena ndry mintsy le izy.
Aiza no ville misy an-dry en France eh ?
Inty ny mail-ko : izaho@wanadoo.fr
Manorata akia a.
Bôgosy |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sipagass
Invité
0.00 
|
|
salut bogosy,
mba ambarao misimsisy ho ny momba anao
suis sur paris ville mem là ary ianao?
ok,il parait k tu mkonnè bien,et moi auc idé
bye |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sipagass
Invité
0.00 
|
|
salut vazimba,
tu es ou sur paris , efa ela no teto ?
Iza no anaranao?
REPONDS |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
sipagass> Ndry zany mahafatantra an-dry Fanja, Aina, Ginah sns raha TA? _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
SIPAGASS
Invité
0.00 
|
|
| anjaratiana7 a écrit: |
| sipagass> Ndry zany mahafatantra an-dry Fanja, Aina, Ginah sns raha TA? |
za promo 96/97 ary enao?
ginah le sipa fotsykely iny ve ? J Bossé avec, en ligne ngah enao zany? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Non, zà promo 96 TA2! Tokony hifankafantatra tsika fa ôtran'ny tadidiko tampoka io anaranao hoe Patricia io! Enao ve nandé t@ reboisement tany Ambatofotsy t@ 2nde? _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sipagass
Invité
0.00 
|
|
| anjaratiana7 a écrit: |
| Non, zà promo 96 TA2! Tokony hifankafantatra tsika fa ôtran'ny tadidiko tampoka io anaranao hoe Patricia io! Enao ve nandé t@ reboisement tany Ambatofotsy t@ 2nde? |
tsy nandeha za,
iray promo t@ iza ary enao zany ?
SAO heverinao ho i patricia le sipa fotsy kely iny ve? C PA MOI
TU es ou là |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Ie Patricia lé sipa fotsy kely iny no tadidikon hay tsy ianao zany! Iza no ankizy tadidinao tao? Zà iray promo tamin-dry Andry, Arinelina, Sofia, Roy, etc ça te dit quelque choz? Zà eto Frantsa kah! _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sipagass
Invité
0.00 
|
|
za iray promo t@ ndry ginah sy ry domoina , iza koa ,oly , ritto,bedebe
fa niova be ve enao sa otranle amle sary ihany t@ zany? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Fa fantatrin-dry ngà zà? Valio hoe oui ou non fotsiny fa aza tenenina alou an! Ie fantatro daholo reo ankizy lazainao reo! Dé inn daholo ny vaovaon'ny ankizy, iza no efa nanambady? lol _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sipagass
Invité
0.00 
|
|
non,tsy tadidiko e
efa nihalebe daholo ny ankizy tany e,niova be , mbola nisy niarananao droit tamiko teny ankatso , tsita tsony ny ankabeazany
misy hitako ihany ary @ foyer malgache ary
za koa aza nanambady ny farany nefa ,lol |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|