| Auteur |
Message |
raoul
Invité
0.00 
|
|
Salut daholo e!!!!!! milay kosa ity forum ity an! afaka miresaka tsara!
Miandry anareo sisa izany e!
sur e!!!!!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Rabiby
Invité
0.00 
|
|
| raoul a écrit: |
Salut daholo e!!!!!! milay kosa ity forum ity an! afaka miresaka tsara!
Miandry anareo sisa izany e!
sur e!!!!!!! |
Mbola mipetrapetraka angamba ny MIJORO 2000.
Iza moa ianao io fa tsy tsaroako? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
raosijambaa
Médaille: Coton


Inscrit le: 28 Juil 2003 Messages: 8
0.00 
|
|
aiza aiza daholo eh , zah kou promotion mijoro 2000 , tao @ FM , kôpy angamba nareo an .
aiza daholo ny jôba an i vohitraivo reny eh (candice,liva,tanjona,mirana,... reo alou no tadidiko ) .
siksa ô
zay alou fa manantena vaovao ndray ary eh .
raosijamba ihany eh ( ao ny album photo a kou ;-p raha tadidinareo ) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
[quote="raosijambaa"]aiza aiza daholo eh sady t@ promo anareo feno jôba nilay betsaka an t@ ny anay tsy dia nisy sady @ zay koa za tsy nijery sipa, nefa any @ kôfa koa tsy hitako ihany, tsy nisy olona interéssant mintsy!
enao zany iray promo t@ tsiory sns, nareo mantsy toa mba nifankaazo t@ littéraire ihany tao Vohitraivo, sady toa hoe satria koa hono any @ L no feno sipa dia tany ianareo no nanabe rlation kokoa, marina ve izany aloha e? _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
alighieri
Invité
0.00 
|
|
Alli!!!!!!! Kay enao ato an! tongava matetika de amboarina ny prog.
DE eto le détonateur fa apokantsika izy! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
raosijambaa
Médaille: Coton


Inscrit le: 28 Juil 2003 Messages: 8
0.00 
|
|
| alighieri a écrit: |
Alli!!!!!!! Kay enao ato an! tongava matetika de amboarina ny prog.
DE eto le détonateur fa apokantsika izy! |
SAli sali nareo eh
iza zany resahanareo zany ary fa tsy azoko mintsy eh .
valio raha mety eh
aleo manontanitany foana manko toy izay miteniteny foana.
sa ahoana ? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
raosijambaa
Médaille: Coton


Inscrit le: 28 Juil 2003 Messages: 8
0.00 
|
|
[quote="nandrianina"]
| raosijambaa a écrit: |
aiza aiza daholo eh sady t@ promo anareo feno jôba nilay betsaka an t@ ny anay tsy dia nisy sady @ zay koa za tsy nijery sipa, nefa any @ kôfa koa tsy hitako ihany, tsy nisy olona interéssant mintsy!
enao zany iray promo t@ tsiory sns, nareo mantsy toa mba nifankaazo t@ littéraire ihany tao Vohitraivo, sady toa hoe satria koa hono any @ L no feno sipa dia tany ianareo no nanabe rlation kokoa, marina ve izany aloha e? |
zafady raha zao vao mamaly fa nanandrana fotsiny zah alou eh
ie iray kilasy t@ra Tsiory zah fa tsy kopiko intsiny zay fandehan-dry zalah any eh tsy hita eh .
t@promo anay v b jô , on peut dire mais bon , zah alou ny fandinihako azy toa nisy ny lafitsarany sy lafyratsiny daholo ny prom rehetra eh .
tao @nareo kou angeh nisy an-dry hanitra sns eh.
ka zay le izy eh
@+ ndray alou eh
raosy |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7660 Localisation: sous le pommier 194.26 
|
|
kaiz a ee _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Djeel.M
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 19 Mai 2008 Messages: 223
8.69 
|
|
kaiz e! niara nibosy zany tsika ry raous a!!! élà moa lé kofa lasa any Toulouz?
Tsiory reto efa nanambady a sad efa niteraka a!
Candice njay hono toa nanambady mpanao rallye e!!!!
Ny kofa sasany mkandra any @Air Mad. Zo Bota sy Josoa any France. Tojokely nanambady t@10 avril. d ny sasany tsy fantatro. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7660 Localisation: sous le pommier 194.26 
|
|
riana koa any toulouse any!!
tsiory fm ve?
candice nanambady ani michael mpanao rallye tokoa de efa niteraka 1 _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7660 Localisation: sous le pommier 194.26 
|
|
bonjour _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|