| Auteur |
Message |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Inna zao no dégât efa nataon'la ry Quicksilver, efa nampirafy ve elà tao @ Tanana tao?
Elà aloù mamolava e, io ndray tena talentan'se mintsiny.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
| quicksilver a écrit: |
Fa iza no milaza aminao ry Administratrice fa akama mpilalao.
Misy dikany an'io ary tsy maintsy misy dégat natao vô tafiditra akama mpilalao.
Ny akama mpilalao=reo tsy misy klema  |
de asan'lah e,
za alou ts mbola nanao degat e, fa ny sur fotsin de tsisy klema.
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
| role a écrit: |
Mitady akama Mpilalao zany ra Vinah, tairo ary fa ty za e, mbola ho avy eo koa ny bandy sasany fa ao fa ho Koziko.
Fa 'zao, 'zay tsy hiresaka raha tsy misy sipa sy toaka an, tsy hiresaka maina eto zay, mamoy kaloù e,  |
ny sipa anie ra role betsaka fa toi no ts micapte e; ny toka kou bobaka fa ny vola no tsisy, rah ts oe anao revindra ambroise ngah : galeoka 1000 fmg de tsaky lasary laisoa
fa rah toa ka mahandry ekipmen @ erintaona toi de atao milay le vire @zay
aia oa iny sipa tany @ tanàna iny e?de vototsa aby ve?
tongava aty @dra fety refa te higaleoka. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
| jabs a écrit: |
[...]
ravinala>> tena tsy hanaiky mihitsy raha tsy tonga aty antsena an
misy akama mpilalao izay hitako omaly teny @ poly teny,
vlom hoy lery de aza manadino ,  |
efa tsa any koa!!!
de vloma kou oe zany de mandramihaona de zay.
efa maty ono oe i ravinala fa efa lasa felanala @zao. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
| rafama a écrit: |
| De aona ravinala a! aona le kozintsika mtsam in kay? poens an! tairo mba kapteo any alou zay anay vao ilalao miaraka @ ndry e! |
sali rafama ah!
ia ihany ty e!
aza asina tohiny iny kozy iny fa tsss.
captena mofo grefy ve sa any @rabebe?any @ tsitsi zao ny birao.
mba igravevo vcd any moa hojerijerena. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
ary i tsitsi izao mba aiza fa tena tokony hikapta siso any indray izao fa
tena katapa eh,
Mba kapteo gala any aloha fa ref mandray bourse dia endraso eo @ comptoir mihitsy eh  _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
| shakira a écrit: |
[...]
ny sipa anie ra role betsaka fa toi no ts micapte e; ny toka kou bobaka fa ny vola no tsisy, rah ts oe anao revindra ambroise ngah : galeoka 1000 fmg de tsaky lasary laisoa
fa rah toa ka mahandry ekipmen @ erintaona toi de atao milay le vire @zay
aia oa iny sipa tany @ tanàna iny e?de vototsa aby ve?
tongava aty @dra fety refa te higaleoka. |
Ny sipa anie bobaka ra Shakirah e, fa anay mintsy no tsa mety mahazo,
Ny tagny @tanana zao ny jôba efa roso nagnetsa sy nihosy aby dé tsa misy mety koa, mitady vao koa zao ro mety neny a,
Tairo fa mahandry ekipmà agnay @ herintaogna e, fa tsy maintsy mamo agnay an.
Dé mba ampitao agny ny kaozy  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
ny concour ary ty ts fantatra na o afaka na aona, miankina @zay ny ekipme e! , enga anie mba ho poinsa hampirevena anireto!
rah ts zany refa @ sortie de prom mihaona e!sady sur @io fa tonga de any @ tombotsoa , le mandeha aloha reny tonga de miambina table ray de eo alou manao voky eo. otranay t@ eritona, ny kil mbola mikabary any @ tanàna, ny msi2 efa miandry varavarana any @ tombotsoa vita ny kabary de ny deba mande vam de malaky tonga, avy de miditra ao @ koktaily anay manaraka avy eo.ny akizy mande tongotra de elabe vo tonga, anay efa voky zay reo vo tonga!ha!ha!ha!
de manalabaraka, otrany tsa voky @ tany misy azy any aby!ho!ho!ho!
nefa ts zany fa le migafigafy no tena milay.  _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
 _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
Tena mba ahoana ny fika mba hahafahana ao ao ENI misy cota isaky ny faritany ve izy io ehh izay manala any Jangil to afaka daholo fa vitsy ny manala any . To mba ho any koa aho ny anao exam |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7226 Localisation: °/~2-\` 261.40 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|