| Auteur |
Message |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
tena tsy maita akama mpilalao ato mintsy za sa tsy fantandry zareo kou ty site ty?
sssshhhhh.
voatery hanao pub ndray zany!!!
leeeee azaaaaaaaaaaa. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamita
Médaille: Or


Inscrit le: 06 Juil 2005 Messages: 2809 Localisation: Madagascar 57.07 
|
|
Fa inona ilay lalaivina alou de iza avy ilay mpilalao e maninona raha atao mazava tsara ny resaka na alefaso ny pub de hita eo izay manaiky ho mpilalao sy lalaovina  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
ts aiko r'ise ny manazava azy ah.
tonga de kopy doly izay olona mahatsapa fa voateny @io, le pseudo-ko mints no tonga de afantarany azy,zay ngamba.
ankotrizay?  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamita
Médaille: Or


Inscrit le: 06 Juil 2005 Messages: 2809 Localisation: Madagascar 57.07 
|
|
| ssss manaova r'ise pub a de ataovy matanjaka tsara de amin'izay feno kil be dia de sa tsy mety zany soso-kevitro zany e |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Mitady akama Mpilalao zany ra Vinah, tairo ary fa ty za e, mbola ho avy eo koa ny bandy sasany fa ao fa ho Koziko.
Fa 'zao, 'zay tsy hiresaka raha tsy misy sipa sy toaka an, tsy hiresaka maina eto zay, mamoy kaloù e,  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rafama
Médaille: Papier


Inscrit le: 18 Juil 2005 Messages: 13
0.76 
|
|
| De aona ravinala a! aona le kozintsika mtsam in kay? poens an! tairo mba kapteo any alou zay anay vao ilalao miaraka @ ndry e! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamita
Médaille: Or


Inscrit le: 06 Juil 2005 Messages: 2809 Localisation: Madagascar 57.07 
|
|
| roloe a aza asina toka zany fa manjary tsy milay ny feeling e aleo ihany mandeha tsotra ny rano mantsy indraindray nitondra manidina sa ve le maniditsidina mihitsy reven'elah ??? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
| vinahmalala a écrit: |
tena tsy maita akama mpilalao ato mintsy za sa tsy fantandry zareo kou ty site ty?
sssshhhhh.
voatery hanao pub ndray zany!!!
leeeee azaaaaaaaaaaa. |
ravinala>> tena tsy hanaiky mihitsy raha tsy tonga aty antsena an
misy akama mpilalao izay hitako omaly teny @ poly teny,
vlom hoy lery de aza manadino ,  _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
| mamita a écrit: |
| role a aza asina toka zany fa manjary tsy milay ny feeling e aleo ihany mandeha tsotra ny rano mantsy indraindray nitondra manidina sa ve le maniditsidina mihitsy reven'elah ??? |
Tay be lesy baina fa tsy maintsy asina toaka kely foana ny fiainana.Manjary misy Bug manko raha tsy mba midizna kely aloù.
Ilaina mintsy sady io toaka io ao @ ENI ao fa tena henjana trop ny bôsy.Anontanio andry zalah Akama mpilalao ato moa e. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamita
Médaille: Or


Inscrit le: 06 Juil 2005 Messages: 2809 Localisation: Madagascar 57.07 
|
|
| le Ambodivoara ve sa inona le tôka e ??? sa punch au côcô de miaraka mirevy na le sipa na le bandy ekekeo hoe ilaina ny tôka fa na zany aza manimba ihany koa e hahaha |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7226 Localisation: °/~2-\` 261.40 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamita
Médaille: Or


Inscrit le: 06 Juil 2005 Messages: 2809 Localisation: Madagascar 57.07 
|
|
| tsy de ilaina lesy a manjary mahavita zavatramiohatra ny tokony ho mety sy vita elah reehfa toaka no miodina ao anatin'elah ao lasa manao zavatra tsy ampisainana fa entin'ny rano fotsiny jereo tsara angé io zavatra lazaiko io e |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
| cowboy a écrit: |
...
aona lay oé rah vô tsisy tôka dé mihodina fôna ny disika dé farany miteraka virus ?
hahaha  |
Ra Ambroise ve? Aia leka ny fonenan'lery igny,
mamita>> refa tôka lesy dé poinsa na Ambodivoara na Punch na Galeoka fa ny tsaky no tsy maintsy mba atao milay foana, dia ny coupage tsy maintsy labiera, dé ny vevavy tsy adino refa aloan'ny hipika,  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
quicksilver
Médaille: Bois


Inscrit le: 20 Oct 2005 Messages: 55
1.85 
|
|
Fa iza no milaza aminao ry Administratrice fa akama mpilalao.
Misy dikany an'io ary tsy maintsy misy dégat natao vô tafiditra akama mpilalao.
Ny akama mpilalao=reo tsy misy klema  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamita
Médaille: Or


Inscrit le: 06 Juil 2005 Messages: 2809 Localisation: Madagascar 57.07 
|
|
| Ekena lesy ra Rôle a hahaha milay e de ataovy tsara ary e ! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|