| Auteur |
Message |
longi
Invité
0.00 
|
|
mba te hanana contact amin'izay nianatra tao tamin'io taona io - sendra nandalo dia niserana aho (seconde no niantra tao dia nakaty an-dafy)- asa raha tadidin'areo somary lava volo be ny nahafantarana ahy manantena ny hifanoratra
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
gandriam
Médaille: Coton


Inscrit le: 26 Sep 2004 Messages: 4
0.04 
|
|
Manao ahoana ry Longi.., efa nihaona isika t@ fitsangatsanganana taty Paris koa dia miandry ny fihaonana manaraka hananganana ity fikambanana ity.
Dia miandry ny valin-teninao indray
gandriam
PS:Efa hanananao ny adiresiko sy ny telefoniko
Mandrapihaona indray.
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kavaly
Médaille: Coton


Inscrit le: 29 Sep 2004 Messages: 4 Localisation: AUBAGNE 0.09 
|
|
SALUT,
Je suis un ancien mais malheureusement on n'est pas nombreux et tout le monde oublie les bons souvenirs de cette école
Comme toi, j'aimerais bien me mettre en relation avec les autres mais à savoir ils elles sont ou maintenant
Sur, je pense recevoir une réponse plus tard
Tchao c'est KAVALY
_________________ MERCI |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kavaly
Médaille: Coton


Inscrit le: 29 Sep 2004 Messages: 4 Localisation: AUBAGNE 0.09 
|
|
SALUT,
Je suis un ancien mais malheureusement on n'est pas nombreux et tout le monde oublie les bons souvenirs de cette école
Comme toi, j'aimerais bien me mettre en relation avec les autres mais à savoir ils elles sont ou maintenant
Sur, je pense recevoir une réponse plus tard
Tchao c'est KAVALY
AU FAIT MON SITE EST LE SUIVANT http:// :aidinformatique.free.fr
| Description: |
|
| Taille du fichier: |
21.48 Ko |
| Vu: |
70 fois |

|
_________________ MERCI |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
maharisedra
Médaille: Etain


Inscrit le: 11 Sep 2005 Messages: 212 Localisation: eto an-tany 1.81 
|
|
| ouaou, misy promotion efa ela be zany ato? IMpressionnant
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
oni
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 08 Mai 2007 Messages: 1
0.00 
|
|
| Izao vao mba afaka mifanerasera. Izaho dia 6ème-seconde (1985) no tao @ la sainte. Mbola betsaka no sendra mifanena amiko ao ny somary miavona ao ny mbola toy ny taloha ireny ihany. Ny anciens any andafy ireny dia toa tsy misy fantatro loatra raha ny sary no jereko afatsy i Fredy jaofera izay efa promotion zokinay raha tsy diso aho. I Rafisaka dia efa maty ary nampalahelo fa mangata-bola t@ mpianany no nataony.... matetika kanefa dia farak'izay nahay nampianatra malagasy sy maths. I Ramasikita dia tsy hita traces. I Baba dia mbola eo Ambatonakanga. I Jambage (menuiserie, ferronnerie) dia toa maty koa izy izay.
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
gandriam
Médaille: Coton


Inscrit le: 26 Sep 2004 Messages: 4
0.04 
|
|
Dia araka ny efa voalaza eo io izany dia aza adino ny soirée antsika ny asabotsy 1 decembre 2007 ao @ 75,Bd Victor Hugo ; 93400 Saint-Ouen, manomboka @ valo ora alina.
HIALANA TSINY FA TSY MISY FIVAROTANA TAPAKILA ENY AN-TOERANA.
NEfa kosa mampanantena anareo izahay fa @ herintaona dia hamerina ity soirée ity izahay, ary atao izay hanomezana fahafaham-po ny rehetra.
Mandra-piresaka indray!
| Description: |
|
| Taille du fichier: |
170.61 Ko |
| Vu: |
30 fois |

|
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kavaly
Médaille: Coton


Inscrit le: 29 Sep 2004 Messages: 4 Localisation: AUBAGNE 0.09 
|
|
Tongava maro ry zareo fa andro lehibe io e
Bisous daholo
| Description: |
|
| Taille du fichier: |
731.1 Ko |
| Vu: |
36 fois |

|
_________________ MERCI |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kavaly
Médaille: Coton


Inscrit le: 29 Sep 2004 Messages: 4 Localisation: AUBAGNE 0.09 
|
|
Io izany ny sariko @izao fotoana izao ho an'izay mahatadidy ahy
Bisous
_________________ MERCI |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sedson
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 12 Avr 2008 Messages: 3
0.00 
|
|
| Mba aiza daholo marina ireny akama taloha ireny e! 79/87 aho no tao ary dia tsy nanadino mihitsy hatramin'izao.
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
marco1
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2008 Messages: 2
0.00 
|
|
| tsika aty anie de betsaka fa somary miparitaka be fotsiny eh hatramin'izao aloha de mbola vitsivitsy ihany no hitaka taty eh
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|