| Auteur |
Message |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 119.23 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.60 
|
|
hehe
nanao colonie de vacances tany Ambila, t@ zany ny tenaany mbola vô 6ème kle dia nozaraian groupe , za sy Naina zay iray piakama b sady iray groupe dia ny viavy roa zay iray groupe lasa mpinamana b ry zareo, rehefa le manao veillé dia mianatra mandihy dia atao foana izay hiaraha mandy aminy, le manao valse, manao rock nanalan'ny kil amin'izay hoe fa ngah nareo miaraka za@ 6ème dia le sipa 3ème, rehefa mikaly dia atao foana izay ipetrahana eo akaikiny, nisy solomaso-na moniteur zay nanaovany fa to dia nibaradaka, tapaky ny hehey le sipa kle, mehezani ilay sipa fotsiny.izy nageuse tao à ESCA, ny zokiny koa nageur.Le manoratra taratasy dia saoratra kely hoe i aannn je t'aime dia asina coeur kely. rehefa vita ny colonie de vacances dia ilay nody @ zay le ao anaty train le ao anaty maizaina, tena samy nitomany sady nisy ba*ser volé koely, tsaaaaaaaara . taty aorina b hitako izy , dia mifampitantara dia tapaky ny hehy.
tena mbola kely tokoa t@ zany, nisy famille zay tafaraka manao vacances taminay foana any Antsirabe, samy ao @ Niavo no nipetraka, miara manofa bisikleta ,sy mividy menakely any @ tsena sabotsy,tsenakely, miara milomano tao @ piscine thermale, presque isaky ny vacances, dia lasa niresaka ny ray amandreny, dia ry zareo ko menadahy, dia maraka faoana izahay efatra,dia nifampitantana, repande za noroany teo @ molotra , tiany b hono za , dia nihoraka b za t@ zay , fa tsy azoko loatra le sentiment, lasa nifanerasera ilay famille roa.samy sahirana teny dia tsy nifankahita tsaony _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kevin7
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 06 Fév 2008 Messages: 133 Localisation: tana 0.33 
|
|
| tsyki a écrit: |
[...]
loza mety efa nihaona iska sy elà zany, sao dia elà no nangalatra anlé sipakeliko iny? lé sipa manja be zay izy dia.... |
tsy possible fa izaho koa anie tena bandy kely sarokenatra taloha e !,taloha izany an! izao indray efa tsy bleme intsony izany hiresaka @ vehivavy izany _________________ salut les ami(e)s,il faut profiter bien la vie
A+ |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 119.23 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kevin7
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 06 Fév 2008 Messages: 133 Localisation: tana 0.33 
|
|
Ka izaho koa anie tsy hoe nianatra tao fa nanaoexament fotsiny e !,fa izaho koa nony nianatra tany @ lycéé technique alarobia manafika sipa tany @ LMA an! ary tena nahazaka tao mihintsy sao dia izay ilay sipan' ialahy _________________ salut les ami(e)s,il faut profiter bien la vie
A+ |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 119.23 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kevin7
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 06 Fév 2008 Messages: 133 Localisation: tana 0.33 
|
|
Salut daholo indray e!
izao indray vao malalakakelyfa tena sepotry ny kandra e!
Tena io io quartier an' alarobia io izany no tena nanaovanay ny ditra rehetra mihintsy e !nanaoelectronique tao lyceé alarobia tao foana mantsy aho nandritra ny 4 taona fa @ izao fotoana izao izaho tena tsy te hierika io quartier io mihintsy mankaleo be ,nefa koa izy tena quartier fampiarahana t@ mbola nianatra teny ,sady izy koa misy coin coin milay an! _________________ salut les ami(e)s,il faut profiter bien la vie
A+ |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kevin7
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 06 Fév 2008 Messages: 133 Localisation: tana 0.33 
|
|
ary i mila fitia ve mbola ato ihany le ? _________________ salut les ami(e)s,il faut profiter bien la vie
A+ |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
milafitia
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 12 Nov 2007 Messages: 988 Localisation: Antananarivo 6.21 
|
|
fa ahoana? _________________ Le verbe aimer est difficile à conjuguer:son passé n'est jamais simple,son présent n'est qu'indicatif et son futur est conditionnel... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kevin7
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 06 Fév 2008 Messages: 133 Localisation: tana 0.33 
|
|
mba mahatsiaro tsiaro ny namana e !,ahoana ianao @ io "hiaona isika mpiserasera ato @ love stories" io partant ve ? _________________ salut les ami(e)s,il faut profiter bien la vie
A+ |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 119.23 
|
|
avoakako kely ndray ty  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
femmetriste08
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Juin 2008 Messages: 50
0.00 
|
|
Voyons voyons à 15 ans j'étais en classe de seconde et étais folle dingue d'un des profs de Français du collège... J'étais pas dans sa classe lony e
fa dia tena tara beuu nahamenatra e !!!
Je l'ai surnommé JEUDI puisque c'était un jeudi de pluie où le hasard nous a placé cote à cote... Dia mangovitsa doly ny ranjo Dia lé mirava am 12 ora iny dia tsy mody fa manaraka ilay ramose avy aty aoriana mijery ny tranony ! Dia mandalo eo am devant ny tranony foana rhf week end sao mba mahita an'azy
Dia lé ramosé io frère afaka dia miheno hira an'i Sardou foana za hoe :"Moi, qui suis le jeune curé de la parroisse abandonné..."  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 119.23 
|
|
hein de quoi? misy sujet momba ny hoe tara am prof zay any raha mahasoa anao anaka
za tsy mbola nety tara tam prof zany, ils /elles sont tellement vieux et vieilles......
raha prof aho angamba no mety tara tam mpianatro  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
femmetriste08
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Juin 2008 Messages: 50
0.00 
|
|
Tam taloha wa zany tam fahatanorana eeee
Le prof n'était pas si vieux que ça à cette époque, il avait la trentaine fotsiny mbola jojopil beu lery tam zany !!!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
milafitia
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 12 Nov 2007 Messages: 988 Localisation: Antananarivo 6.21 
|
|
Manimanina ny lasa mihitsy ny sasany zany an!!! _________________ Le verbe aimer est difficile à conjuguer:son passé n'est jamais simple,son présent n'est qu'indicatif et son futur est conditionnel... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|