| Auteur |
Message |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7226 Localisation: °/~2-\` 261.40 
|
|
Classe de 6ème. 6°B zahay tamin'ito
Efa mba nahay teny anglisy ihany talohan'io saingy inona fa ny "I Love You"
sy ny "Hello" sy ny "Bye Bye" ihany.
Hanomboka ny cours d'anglais izahay teto. Ilay vao voalohany mihitsy. Tonga
dia niditra avy any ilay madama, tsy nisy prise de contact akory fa ny anarany
fotsiny no nasorany ny solaitrabe dia io izy fa efa miteny amin'ny fiteny tsy
fantatra. Ny ankamaroanay mbola variana mandinika ny bikabikany sy ireo
fihetsika mihaingitra kely, ka toa tsy nisy naheno azy, izy rahateo miteny zava-tsy
fantatra.
Nony elaela nanontany izy, notondroiny ny ankizy anankiray:
- bla bla bip pip patapoum boum...
- ... (nihanahana tsy nahateny)
- sity daona. bla bla bip pip boum!
Dia nanondro hafa indray izy, mpamerin-taona lehio:
- bla bla bip pip patapoum boum...
- pouf boum...
- hao àry io ?
- io àry ah !
- ...
 _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal

Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Ra Madame Julia 'zay l*l*,....
Adaladala mintsy iny no mahatonga an'io, maty vady manko izy iny dé ny kilonga kely ary @ sixième ary no tsindritsindriny,.....
Fa t@ Promnay koa izy iny nisy fanavakavahana nataony 'zay an,
atokany rangé ny Mahantra sy ny Manana, dé tsy mampianatra ny pokona kikina izy fa ny laibany ihany.... no itodiany,
Mampalahelo fa dé soa ihany nisondrotra kilasy  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
killerdjchild
Médaille: Etain

Sexe:  Inscrit le: 11 Oct 2005 Messages: 129 Localisation: L'enfer où tu iras j'irai aussi 9.59 
|
|
I Nana mouskouri v io,le madame mahia tenda iny sady mikentrona tenda iny
Ts point mints le iz fa ny zanaka deba ihany no mahay,manavakavaka trop  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7226 Localisation: °/~2-\` 261.40 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal

Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Ao ndray, tsisy kilema mintsy a,
Fa nisy kôfy boay tara t@ iny l'tia e,....
Ra Virjiny leka,.....  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7226 Localisation: °/~2-\` 261.40 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
andriamiravaka
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 28 Sep 2005 Messages: 44 Localisation: Somewhere 1.59 
|
|
Rabiatsarazaka ve 'zany sa Razaka iza?
Prof tao v 'zany? _________________ Positive ta vie et ta vie sera Positive |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
soulmate
Médaille: Argent

Inscrit le: 29 Nov 2004 Messages: 724 Localisation: Hokkaïdo 30.93 
|
|
Ny teny anglisy aiko voalohany indrindra de ny hoe Thank you nia;py kely taty aoriana hoe very match de gaga be hoe inona ary zany match zany ?????  _________________
Bruce Lee arrive à déposer un message avant Chuck Norris |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
| role a écrit: |
Ra Madame Julia 'zay l*l*,....
Adaladala mintsy iny no mahatonga an'io, maty vady manko izy iny dé ny kilonga kely ary @ sixième ary no tsindritsindriny,.....
Fa t@ Promnay koa izy iny nisy fanavakavahana nataony 'zay an,
atokany rangé ny Mahantra sy ny Manana, dé tsy mampianatra ny pokona kikina izy fa ny laibany ihany.... no itodiany,
Mampalahelo fa dé soa ihany nisondrotra kilasy  |
taibe kou zany madama maninona kil 6eme zany.
ary ra role ngamba t@zany mbola skill matoa iny madama mahia iny ve de mahatsindry an'la,  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal

Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Ary ndry ty ve ry shakira matanty raha mba analana ato anaty killa ato e, Ndry ange feno kilema be raha analanay eo e;
soulmate>> lay resaka match ve tsy kobon'la, jerevo l'tia @ télé fa misy karazana match a, dé lay hoe very match resaka very zany ny téléndry zareo no dikany satria tsy mahita match tsony angamba  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
ts mampimeh
zay vo mampimeh
 _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
| role a écrit: |
Ary ndry ty ve ry shakira matanty raha mba analana ato anaty killa ato e, Ndry ange feno kilema be raha analanay eo e;
|
aoka lesy fa ts mataty analana za e!
efa nilaza za fa ts anala tsony!  _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
nefa de fanalana no mampamasaka ato!  _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
role ange ts mataty analana e, ka akory atao?  _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boryzandry
Médaille: Etain

Sexe:  Inscrit le: 12 Jan 2006 Messages: 118
1.51 
|
|
| vinahmalala a écrit: |
nefa de fanalana no mampamasaka ato!  |
marina ne nla ry baina fa ny fanalana no masaka ato  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|