| Auteur |
Message |
Iza ary za?
Invité
0.00 
|
|
6e4
5e4
4e4
3e1
2nde?
1ereD1
TD2
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
papango
Administrateur (e)


Sexe:  Inscrit le: 26 Sep 2002 Messages: 5146 Localisation: Paris 113.67 
|
|
fianarana na sekoly  _________________ You always get what you pay for.
Except with Tophos, where you get more. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
papango> hihihi, bonne question! Ka tato aminay no no-poster-ny koa!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sherkhan
Invité
0.00 
|
|
Anjaratiana7> izy koa misy azy daholo an! !!!! za mahafantatra ny valin'io........mpianatra tao am la Sainte nedala!!!!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| Za mahafantatra hoe iza io i Jean batiste de la salle angamba ô :!: :ptdr: :ptdr: |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Mainty> Sa i Ny Ainga!!! hihihi Tadidin-dry ilay mianatra hira ao @ Chapelle dia ilay Ny Ainga iny no prof de chant miaraka @ ilay gitarany!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| anjaratiana7 : tsy ratsy indray aloha lé hoe Ny Ainga é :D :D :D . tatidin-dry ve lé hira hoe raha tany ianareo ka manimanina ny kintana no sisa mba tazanina 2 fois :lol: :lol: . Ary tadidin-dry Ve i Sosoa lé piady aman'olona iny i angéline é :idea: :idea: :idea: . Efa nanambady koa hono. Mangalatra tokotany kely a fa zao vao tadidiko nefa tokony nosoratako tao @tsika é :shock: :shock: |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Torpill
Invité
0.00 
|
|
Inn koa ary ireo chiffre bdb ireo!!! tsy hay inn no opérateur hanaovana ny calcul!!!!
Arthmétik sa mathématik???
posons e=i
le pbl nos fait rentré ainsi dans le nombre complexe.....
raisonnons par réccurence,
6e4+5e4+4e4.........ne4=(n-1)e4
ça marche pô!!! il y a 1 e1???????
Ms ça va pô encore!!!! il y a le "2nde" sauf si 2nd est un opérateur!!!
ASTUCE AAAAAA! VONJEO!!!!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| Torpill : Raloom antsoina :ptdr: :ptdr: :ptdr: efa feno zay ny tableau |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkahn
Invité
0.00 
|
|
| Tena casse tête gasy ty kle!!!! anontanio avokoa ny mpampianatra tao rehetra sao dia misy mahalala!!! ohatra hoe i Marionnette na i Kaka |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zandrin'iPim
Invité
0.00 
|
|
Mainty 2>
Fa angaha aky indry dia tena tonga lafatra be mihitsy no toa micritique ny olona rehetra ianareo sy Anjaratiana 7 moa ? I Sosoa aky tsy mpiady amana'olona izany fa izy rehefa tsy tiany ny zavatra ataon-dry dia tonga dia vasohany dia izay tsy mahatanty no mifamaly aminy avy eo. ary izy dia mbola tsy nanambady fa aza be resaka. Ary samy any Métropole izy sy Bouffie @ izao fotoana izao. Raha tena te hilaza momba ny olona dia ny marina lazaina fa aza manaratsy olona eo. Pigé ? Azafady fa toa ohatran'ny mahasosotra ahy ny fomba firesakareo roa tsikirihana daholo ny ankizy rehetra. maninona moa raha mba mampiseho hoe efa lehibe izao satria matoa efa afaka bacc dia lehibe no dikany izay. Ohatra ilay resaka Roumina iny izao. Rarahinareo inona ny momba azy. Zory ny lalanareo any @ zavatra tsara atao raha ratsy ny nataony fa mamasoka olona eto @ forum.
Izaho ancienne La Sainte 6è ka hatr@ terminale. Dia aoka aky ny souvenir mahafinaritra no aseho eto a!
Azafady an ! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rapp's
Invité
0.00 
|
|
| raha ilay Sosoa fantatro aty andafy aloha dia fopla be eee! tena petasse mpikoty vadin'olona. Anontanio azy anie hoe inona no nataony tany amin'ny saisonnier 1999 e!!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sherkhan
Invité
0.00 
|
|
| toa tsy mamaly ilay fanontaniana tetsy ambony mihitsy ny resakareo roa farany ireo izany an!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| Zandrin'pim : ndry koa aky toa oh mandray tsy raisina ka reny rehetra reny matoa tantaraina eto dia souvenir ny fahazazana daholo fa tsy hoe faly manakihana olona fotsiny akory :mrgreen: :mrgreen: . Ary reny no vao² heno etsy sy eroa ka izany no mahatonga anay mitantara izany eto tsy hitako mihitsy zé maharatsy izany :argue: |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Zandrin'iPim> Zany no atao hoe forum raha tsy hainao: samy milaza zay tiany ambara ary tsy misy resaka mamasoka olona mitsy eo fa mitantara ny zavatra henony ny olona ary surtout "mitantara ny souvenirs". Ary io tsy afaka feranao anie zay eritreretinay momba ilay olona e, zay ary ny fahitanay azy koa inona no hidiranao @ zany. Tsy toerana fanaovana règlement de compte mitsy eto fa firesahana! Mampisehova fa efa lehibe hoy ianao: fa iza moa ianao no mi-juger olona ohatra izany. Tsy mahafantatra anay akory ianao ary tsy ny resakay eto akory no vakianao dia lazainao fa zaza saina izahay! Izahay ngà niantso anao hoe tsarao anie zahay fa zazakely e! hahaha. Aoka marina fa manjary ridicule be e! Samy manao zay tiany io ary aza mifampibedibedy azafady. Farany, zory ny lalana hoy ianao: fa angà moa misy mitoetra eto e! Ianao angamba no marary fo eto fa tsy izahay mitsy aloha e! Dia angamba mazava aminao izay dia aoka mba tsy hifanelingelina sy hifanenjikenjika intsony azafady fa tsy mbola nisy nanakorontana anao tany @ zay misy anao tany akory!
Sherkan> Ary toi aza manisy sira eo e!!!
Rapp's> Fa angà grave be lé ambiance any @ saisonniers klé! Misy namako handé ho any mantsy zao ato ho ato ka raha toy izany toa mampiahiahy!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|