| Auteur |
Message |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Sherkan> Tsy hitako izay havaly!!! Conseils kah!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zandrn'i Pim
Invité
0.00 
|
|
Rapp's,
Izay nataony tany aloha tsy fantatro fa ny caractère-ny izay crtiquén'ilay mainty 2 sy Anjaratiana 7 no mahasosotra ahy. Ary izany mangala-badin'olona izany dia toa tsy mampino satria cool be izy ka mahay mifandray @ olona rehetra. Ary sao dia mba ianao ary no nangalabadin'olona dia ahodina ny resaka.
Mainty2 sy Anjaratiana 7,
Izaho akory tsy hoe tsy mahalala ny atao hoe forum ka ianareo no hampianatra ahy izany. Fa ianareo toa tsy mahatanty critiquée nefa ianareo roa raha ny hitako eto dia tsy manao afa tsy ny manao commentaires ny ankizy. Ohatra hafa : Ahoana koa ireny gateau de mariagen'i Iangotiana ireny ? (Tsy tadidiko hoe iza t@areo roa no nilaza azy) fa mba mahasorena aky izany a! Izay no ilazako hoe toa mbola tsy lehibe ianareo. Hianaro ny resaka ataon'i Sherkhan. Izay souvenir tao @ classe nandalovany no tantarainy fa mivaona. Ary ahoana moa aho no tsy hiresaka satria mi-touchée ahy maha mpiantry La Sainte ahy ny resaka ataonareo. Toa mahamenatra hoe mpiantry La Sainte. Ary kay ilay Anjaratiana mitovy @ Sosoa critiquény ihany. Be taimbava be koa.
Ianao ry Anajaratiana milaza fa izaho mitsara dia averiko aminao izay zavatra lazainao ihany no tantaraiko.
A+ |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Zandrin'i Pim> Izaho ve no lazainao fa be taim-bava??? Tsy maninona, zany hoe niditra tsara tany an-tsainao zany ny zavatra nolazaiko! Tsy misy ampiana tsy misy analana!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Zandrin'i Pim> Ary jereo anie ty énao e: manendrinkendrika olona fotsiny (rapp's zay tsy fantatrao akory lazainao fa mpangala-badin'olona a!). tsy haiko aloha hoe zahay sa ianao no tsy mahay miaina @ zany e! Zahay tsy miteny afa-tsy izay hitanay ary zahay tsy mamorona! Ary aza miteniteny anay eo intsony hoa, manjary lasa malaza be eo zahay!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zandrin'i Pim
Invité
0.00 
|
|
Anjaratiana,
Avereno vakiana aloha izay nolazainao ahy io dia ho hitanao eo izy aky a!
Ary aza tezitra intsony fa izaho efa nanao azafady tary aloha tary. Fa toa nahahasosotra ahy ilay ianareo miresaka zavatra ratsy momba ny olona fa manafitohina. Tsy fantatro ianareo marina izany, izaho koa tsy fantatrareo fa tsy hoe rehefa tsy misy mahafantatra dia mi se pemettre manao izay zavatra rehetra tsy fanao. Izay no nilazako hoe manaova toy ny lehibe amin'izay. Ataovy ohatran'i Sherkan aky a!
A+ |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Zandrin'i Pim> Mbola averiko iany, tsy ny zavatra soratana eto akory no hitsaranao ny olona hoe lehibe izy na kely. Ary mbola tsindriako iany hoe zahay tsy mamorona fa izay hitanay no teneninay. Ianao angamba mety mahita hoe manaratsy izahay: mahagaga ahy izany nefa tsy maninona raha izay no fahitanao azy. Zà indray tsy hitsara sy handrara sahala @ ataonao fa mahazo miteny zay tianao ianao kah. Farany: samy manana ny personnalité-ny daholo ny olona eto fa izaho akory tsy hangala-tahaka an'i Sherkan na dia fantatro tsara ary izy! OK? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zandrin'iPim
Invité
0.00 
|
|
Anjaratiana,
Izaho tsy mandrara fa tohizo ny atao ary izaho koa tsy miteny hoe mangalara tahaka @ ataon'i Sherkhan fa hoy aho hoe mba tahaka ny ataon'i Sherkhan tsy micritique an'iza an'iza fa mitantara ny nataon-dry zareo tao am-pianarana. Izaho toa tsy mahatadidy hoe nilaza zavatra ratsy momba ny ankizy iray izy. Izay angamba retsy no maha lehilahy azy a! Ary indry dia tena vehivay marina ka!
Bonne continuation! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7776
260.06 
|
|
aza ilaozanareo miady ry reto ah!!! be ny azo atao  _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zandrin'i Pim
Invité
0.00 
|
|
Anjaratiana 7,
Ianao kosa dia tena lafatra be fa toa mandà izay critiquéna momba ny zavatra lazainao eto. Avereno jerena ny expression nampiasainao momba an'ilay hoe i Tatiana efa niteraka anie. Mba diniho fa raha ianao no ataon'ny olona ohatran'ireny toa tsy hahatanty ihany. Sady toa ny olona avy eny Isotry anie no mpanao an'ireny e! Ka mba ataovy mendrika retsy fa mahamenatra ilay hoe mpiantry La Sainte a! Raha i Rapp's indray mety olona tsy mitovy ny olona lazainy sy fantatro. Ary aza milaza izany hoe efa maika nanambady ny ankizy fa efa tonga ny anjarany fa ianao no mbola tsy lasa dia miandry. Sa i Tatiana angaha zazabodo ohatranareo izy ary mbola teo alohanay. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| Zandrin'i pim : zany anie no lazaiko hoe énao koa tao mandray tsy raisina sa mikitakita oh reny kisoa kely vetan'Ambohimanarina reny tsy azoko mihitsy zé mapitabataba anao eo. Resaka daholo reny ka resaka ny souvenir koa tsy maintsy mba asiana sira kely ary ny resaka eto dia tsy misy mivoana fa samy mitantara izay mba hitany :mrgreen: :mrgreen: . Tsy azoko mihitsy hoe inona no mampatezitezitra anao eo :evil: :evil: |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
zandrin'i Pim> Ary toa mbola niverina indray nefa teo efa hoe "bonne continuation" be no nataonao? Ary zà ve lazainao fa tonga lafatra? Tsy maninona fa ekeko tsotra zao raha zay no teneninao fa zà koa tsy miady varotra zany! Ary jereo anie ty énao fa avadikao daholo zay resaka ataonay eto e! Fa angà énao nokaramaina hoe zé teninay rehetra dia tsikerao daholo! Tsy maninona raha izay ny fialambolinao dia tohizo!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zandrin'i Pim
Invité
0.00 
|
|
Anjaratiana,
Hay tokoa tsy ianao no nilaza an'iny fa hay ianao tsy mahalala an'i Tatiana akory fa i Toky ihany no fantatrao. Fa toy ireny zavatra ireny no ilazako anao toa tsy mety loatra ry kala. Ary raha mba nianatra malagasy ihany dia aza miteniteny foana fa kely veta ohatran'ny kisoa gasin'Ambohimanarina no fiteny retsy a! Ary eto tsy misy miresaka havatavetana mihitsy. Ka hors sujet ianao. Sa toi no vetaveta ? Ary izaho tsy mikarama fa efa manana asa tsara hahazoako vola ary tsy ny forum no fialam-boliko fa mba sendra hitako dia jereko ary mahasosotra ny manaratsy olona ry kala a! maninona raha mba zavatra momba andry nolazaina eo fa tsy ny olona no critiquéna de tous les points - Izay no mahatonga ahy hoe angaha indry tonga lafatra no manao an'izany ? Nefa toa contraire matoa marary saina amin'izay olona efa nahazo vady. Raha mba lehilahy indray dia tsy maninona fa vehivavy. Izay no ataoko bonne continuation chère demoiselle! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Invité
0.00 
|
|
Zandrin'i Pim> Tohizo iany hoa fa tsy maninona! Fa na dia izany ary vereno vakiana iany izay soratanao fa mampmé be!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.15 
|
|
Zà io invité io, bien sûr!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zandrin'i Pim
Invité
0.00 
|
|
Anjaratiana,
Hay i Mainty io nanoratra an'io. Ho hitany eo izany io rehefa tsy ianao, no dest fa ianao no tena encourageko hoe tohizo ahitanao ny ngidiny retsy a! Tsy ianao irery fa ianareo roa. Manaova ihany diffamation publique eo ahitanareo azy kely atsy ho atsy.
Continuez toujours et La Sainte aura de très belles images. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|