| Auteur |
Message |
onanirik
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 17 Mai 2008 Messages: 4
0.00 
|
|
Mba misy mahalal ve hoe mba lasa aiza i Baba e?
Tadidiko ery izy ilay mikapoka t@ ilay "tic tac"! marary ery!!
Mba misy mahalala ve? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
pisomasiso
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 03 Juin 2008 Messages: 3
0.00 
|
|
i baba mbola ao ian ka!! d mbola prefé an'1er cycle ian iz! fa mapalaelo iz fa vo maty vo aingana ono ny vadiny!!
zay ko lou tena nataoatra aniny tic tac iny mits t@ 6eme é !! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
onanirik
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 17 Mai 2008 Messages: 4
0.00 
|
|
Fa ianao tao @ La sainte nanomboka ohaviana?
Izaho mantsy tao t@ sept 1997 ka hatramin'ny juin 2000. Ndrao dia tafaray kilasy isika?! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
telomirefy
Médaille: Papier


Inscrit le: 26 Juil 2007 Messages: 17
0.00 
|
|
kilasy faha firy enao tamin 'izany 1997-2000 izany ?
Fa angaha ko i baba nikapoka vehivavy ?
toa ny lahy foana no itako kapoany  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|