| Auteur |
Message |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9679
85.27 
|
|
dia ahoana no ahafantarana hoe efa impito zay sa miteny izy
Dia mandevin-tena koa zany izy  _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2967 Localisation: any e! 96.47 
|
|
na anontaniana izy oe impiry zay? fa reny marina ve rehefa mitsangana tsy ataorana oe amono na otr'zany  _________________
on verra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7660 Localisation: sous le pommier 194.26 
|
|
tsy mamono zareo ka! raha tsy oe fantatry ndri ny secret-ny hoe lolo vokatra izy! de amzay ndri vonoiny! satri tsy tiny hofantatr'oul le izy.. fa reny hono sady bogosy no manja be dooly, somary garagara maso otrotron vazazah zany!
otran tsy alevina zany reny satria vo matin'ny aretina ray de aveo ihany de velona !! _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9679
85.27 
|
|
dia eo ampiandrasana faty eo zany dia mitsangana zareo
mety hisy lolovokatra ve aty ? dia lay rehefa ho incinererna iny izy dia mitsangana sady miteny hoe aza posterina io bouton io hoa fa za lolo vokatra  _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2967 Localisation: any e! 96.47 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9679
85.27 
|
|
tena raha sendra mahita lolo vokatra aloha ianareo na sendra mahafantatra bebe kokoa ny momba azy dia mba tantarao eto e _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 9007
160.58 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9679
85.27 
|
|
ka otrany mampitahotra rah amifanena @ lolo vokatra nefa otrany hoe impossible zany nefa tsy haiko e.
Mety hisy lolo vokatra ve membre ato  _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2967 Localisation: any e! 96.47 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7660 Localisation: sous le pommier 194.26 
|
|
| sariaka a écrit: |
ka otrany mampitahotra rah amifanena @ lolo vokatra nefa otrany hoe impossible zany nefa tsy haiko e.
Mety hisy lolo vokatra ve membre ato  |
possible!! reny manjamanja otran vazah reny mety izy!
ny ahalalana hono oe lolo vokatra de rehefa izy matory iny de andramana torahana fasika kely izy fa na de singampasika ray aza d'efa mahataitra be anazy!!
ka zareo anie olona ohatran'ny olona rehetra ihany ee! tsy tokony hatahorana! _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2967 Localisation: any e! 96.47 
|
|
iza daol moa no manjamanja otran'vazaha ato
dia rehefa taitra be izy zany dia mamono @zay fa kobo lay secret sa mbola tsy secret zany _________________
on verra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7660 Localisation: sous le pommier 194.26 
|
|
kopy ndri _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.60 
|
|
Petirenard>>mapné ana njy, njy iany no mi-lancer an'ilay resaka dia njy iany no mamaly azy
izy reny hono tsy tian'ny vatany no asina tany eo amboniny dia mihetsika foana izy rehefa asiana tany
misy dokotera namako zay niaina an'izany mihitsy , raha vô alevina ry zareo dia mifoha _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
fitsa
Médaille: Papier


Sexe:  Inscrit le: 18 Mai 2008 Messages: 21
0.42 
|
|
| lolo vokatra Aka mort-vivant... ce qui est tout simplement un myth-realiter..voulant dire quelqu'un etant mis dans un etat d'inconscience mentale, pour imiter la mort..mais ce qui est actuellement une drogue/recette qui arrete les fonctionnements du corps, qui ralenti le batement du coeur, qui te rend inconscient,sorte de coma..quand tout le monde le croit mort et enterrer, quelques jours apres, le dadarabe revient lui injecter l'anti-drogue qui le reveillera a la normale...croyez le ou pas, cette pratique est exercee dans plusieurs iles des caraibes aussi...faisant partie des myths qui constituent une certaine culture..telle la notre.. et Voilaaa, abracadabra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Pelasoa
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 17 Avr 2008 Messages: 1598 Localisation: Southampton University 21.24 
|
|
| ouhhhh mapatahotra be zany resaka ato zany! ary radem ho torahako fasika le bandy iny fa sady bogosy, ohatran vazaha... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|