| Auteur |
Message |
planetmuzik
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 14 Juil 2008 Messages: 440

|
|
Inona ny réaction ataonareo na teneninareo rehefa taitra tampoka na faly naheno vaovao tsara ?
Ny ahy zao rehefa faly naheno vaovao tsara dia je remercie Dieu .
ary rehefa taitra ndray dia tsy mahateny fotsiny.
edited _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranouraii
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 26 Nov 2006 Messages: 1090 Localisation: Ety ambony rahona 
|
|
miovaova beuh. raha faly dé inona moa? Punaise dé izay foana no averimberiko mandra pa je reprends mes esprits _________________ Profite du présent, demain ne t'appartients pas!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9679

|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bob_morane
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 18 Aoû 2008 Messages: 407

|
|
za tafateny fa aleo tsy tenina eto ilay izy...  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29884 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranouraii
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 26 Nov 2006 Messages: 1090 Localisation: Ety ambony rahona 
|
|
dé ahoana io miodikodina be io refa atao ao anaty? mapijaly tena ihany se zany an _________________ Profite du présent, demain ne t'appartients pas!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29884 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranouraii
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 26 Nov 2006 Messages: 1090 Localisation: Ety ambony rahona 
|
|
j'ai pas compris (sady manenjika 200 msg wa za!!!!) _________________ Profite du présent, demain ne t'appartients pas!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29884 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Pelasoa
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 17 Avr 2008 Messages: 1598 Localisation: Southampton University 
|
|
réaction-ko refa faly? manao hoe: ahhhhhhhhhh
rehefa maheno vaovao mahafaly: zany ve? marina? kôzy? kôzy vrai an! ts sangisangy? zay vô miadaladala beuh
rehefa taitra ndray: mijanona ts miasa ny organisme ray mantolo pendant 1 ou 2 secondes!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kissinger
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Avr 2006 Messages: 5739 Localisation: bidulbukian kingdom 
|
|
vaovao tsara tsy dia mifaly loatra satria tsy hilaozan'izay vaovao ratsy ihany koa etsy andaniny
vaovao tsy dia manahoana loatra mitsiky satria na ho ela na ho haingana tsy maintsy hisy taratr'hazavàna eny foana e!
 _________________ bidulbuk c'est leur truc, c'est le truc des badaboks |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 
|
|
vaovao tsara kely : faly normal, mitsikitsiky, manga ny lanitra
vaovao tsara be : mikorotana ny ambava fo rehetra, tsy mahatombona mihitsy (ohatra hoe tia anà hono i anona dia faly be za )
vaovao tsara lehibe/goavana mihatra aman'aina na manova ny fiainana ray manontolo : mitomany migogogogo (vitsivitsy ihany izy ireo tamin'ny fiainako fa tena marquant tokoa ) juillet 2001, mai 2008 etc
vaovao ratsy kely: sosotra, fa bon on se dit hoe mof y a pire
vaovao ratsy be: genre tsy vita ny asa, tsy nahomby ny fanadinana etc... dia tena kivy, ketraka, sorena be dia matory dia ny alina mitondra fisainana dia alaina ambony alaina ambany dia mora mionona
vaovao loza be: maty i anona etc...voan'ny accident, na marary, je suis à -400.000€ dans mon compte en banque (cf la pub d'eric et ramzy ), migadra fa nanao ratsy na tsy haiko .. euh tena tsy haiko ça dépend, mety mitomany mety tsy mahateny koa nefa, mety vao maika mahatsiaro tena responsable be dia je me dis hoe ce n'est pas le moment de paniquer fa mila mitady solution, na hoe izay ny làlampiainana atao akory tsy maintsy ekena... manao ezaka be manamafy fo hoe tsy mi baisser les bras ...(moa raha tena en mode "tia tena sy lache be" dia hoe ndeha hamono tena, te ho faty na tsy haiko fa bon za tsy hamono tena zany ) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
miranjo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 29 Aoû 2007 Messages: 590 Localisation: Fianarantsoa 
|
|
| Miovaova be io fa ra tenenina eto de mety mahazo warnning eo |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
farell
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 5682 Localisation: Valley of Varden 
|
|
Ny ahy tonga dé ompa vary raraka na zavatra tsara io na ratsy, atao aôna moa fa zay no nahazatra, indrindra taorian'nlé miombona "dôty". _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2969 Localisation: any e! 
|
|
vaovao tsara: mibitabitaka be dia miorakoraka
vaovao ratsy ndray: vonovonoko be zay oul itako eo mdr _________________
on verra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|