| Auteur |
Message |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4901
2.63 
|
|
Farell>> Sûr lesy  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Djeel.M
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 19 Mai 2008 Messages: 223
8.69 
|
|
Mahatsiro anao mitomany anao ny fo
Fa tsy eo ianao ilay mameno ny fiainako
Ny tokinao no mijanona ato an-tsaiko
Toa sarotra ho ahy anefa izao ny miaina azy ireo
Mangina aho, manjombona ny isan' andro
Mitovy tsy miova satria tsy mba anilanao
Ny hafatrao milaza hoe tsy hifandao
No hery mampahery ahy na dia mafy
Ref: Miverena ianao dia ny zao
Fa malahelo loatra aho
Efa zatra anao aho ka tsy ho tantiko foana hoe
tsy ho eo ianao
Fa ianao koa veh tsy efa malahelo ahy?
Fa ianao koa veh tsy mba mitomany isan'andro?
Ireo namako no miezaka ampatony ahy
Fahatoniana mandalo dia miasa ireo ahiahy
Ry malala ô! rahoviana indray vao ho hitako
Izao tsy mba mahafoy anao, tsy mba manadino
ANYAH |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bob_morane
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 18 Aoû 2008 Messages: 407
41.01 
|
|
Hay ve...? An-i Rija Ramanantoanina kou tsy ratsy an!
Otran-ny hoe mba mi-regrette zany é! De mba tonga saina enao refa lasa izy... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Djeel.M
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 19 Mai 2008 Messages: 223
8.69 
|
|
bob> tena tsy ratsy mihitsy io hiran'i Rija Ramanantoanina io  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7777
260.20 
|
|
"Mila" koa milay ka... an'i Rija R. ihany koa. _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Djeel.M
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 19 Mai 2008 Messages: 223
8.69 
|
|
Je te promets -ZAHO
T'aimerais que j'te dise, que je t'aimerai toute ma Vie
T'aimerais que j'te promette, toutes mes nuits Jusqu'à l'infini
T'aimerai que j'te suive, à jamais sans faire de bruit
Et que je comprenne tous ceci sans que tu le dises.
Et je ne pourrais te dire, ce que je ne sais pas
Et je ne pourrais te donner, ce que je n'ai pas
Et je ne pourrais te fuir, même si tout nous sépare
TouT ce que je te promet c'est un nouveau départ
J'aimerais que le temps s'arrête lorsqu'on se parle
Et qu'apparaisse en plein jour dans le ciel, un Milliard d'étoiles
Pour que je fasse un vœu, sans que mon soleil se Voile
Et qu'on puisse être a nouveau, deux sans se faire Ce mal. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
miranjo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 29 Aoû 2007 Messages: 594 Localisation: Fianarantsoa 20.67 
|
|
| Sherkan a écrit: |
| "Mila" koa milay ka... an'i Rija R. ihany koa. |
Mila tsy ka fa tena milay daôly mintsy ny vazon lery iny a |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bob_morane
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 18 Aoû 2008 Messages: 407
41.01 
|
|
| Sherkan a écrit: |
| "Mila" koa milay ka... an'i Rija R. ihany koa. |
Mba d'accord ndray za sy Ra sherkan lé!
Bisous toi!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bob_morane
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 18 Aoû 2008 Messages: 407
41.01 
|
|
| Djeel.M a écrit: |
bob> tena tsy ratsy mihitsy io hiran'i Rija Ramanantoanina io  |
Milay io ka! Io mantsy no mba nikoty an-ilay sipako iray zay!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
miranjo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 29 Aoû 2007 Messages: 594 Localisation: Fianarantsoa 20.67 
|
|
I Rija Ramanantoanina ve? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ikalasoo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 944
12.30 
|
|
Efa ela be mihintsy aho
No tsy mba nahita azy intsony
Tsy nandre mihintsy izay mikasika azy
Fa hatramin'ilay adiady (...)
Nefa mino aho f'izy izay mety efa tony
Fa mba anontanio azy keliii
Mbola ao ve ila fitiavanaaaa
Fa mba anontanio azy keliiii
Efa adino ve ilay namanaaa
Fa ba anontanio azy keliiii
Mbol ao ve ilay fitiavanaaaa
Izao aty mbola te ho tantananaaaa
Izao aty efa te ahita an'azy indray
Efa mahatsiaro iero sangisaninayyyy
........
Anontanio azy - 'Zay _________________
La vie est un sommeil, l'amour en est le rêve. Et vous aurez vécu si vous avez aimé.
Alfred de Musset |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bob_morane
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 18 Aoû 2008 Messages: 407
41.01 
|
|
| miranjo a écrit: |
I Rija Ramanantoanina ve? |
Diso be za lé! " nikotiko " no tiako ho tenenina é! Sipan-iza ko no ho lasan- i Rija Ramanantoanina lé! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Djeel.M
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 19 Mai 2008 Messages: 223
8.69 
|
|
bob> iza no mahalala?  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bob_morane
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 18 Aoû 2008 Messages: 407
41.01 
|
|
| Mbola diso ndray fa "nokotiko" é! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Djeel.M
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 19 Mai 2008 Messages: 223
8.69 
|
|
Niazakazaka aho hijery izay mba nisy anao
Nivezivezy tsisy hery nitady ny nomerao
Ilaza fa dia mbola ianao ihany no tiako
Ianao no hiriko ho anilako eo
Dia mbola ianao ihany no ekeko HO ANJARAKO
TOVO J'HAY[/b] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|