| Auteur |
Message |
TexRadiohead
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 02 Jan 2004 Messages: 15344 Localisation: T'en as rien à branler 745.78 
|
|
Ty sipa ty ohatrany hoe niara nibôsy tamiko zany ! Nefa le prénom-any tô tsy Lova no nahatadiavako azy, fa Christelle.
Ndraso koa jereko le sarin-dra Maminiaina fa any ho any le izy ...
Fantatrareo ? _________________
Get Lost!
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
pseudo
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 25 Déc 2003 Messages: 16729
658.13 
|
|
Fa aiza zany Maminiaina zany e ?
Ie, izy mihitsy io ka. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
TexRadiohead
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 02 Jan 2004 Messages: 15344 Localisation: T'en as rien à branler 745.78 
|
|
Ito ra namana !!
 _________________
Get Lost!
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
killerdjchild
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 11 Oct 2005 Messages: 129 Localisation: L'enfer où tu iras j'irai aussi 9.59 
|
|
mis prom 92 7ème v ato @ ty tsena ty eh.
mba mipoira tao.
Toy ndry Sylvie,Ony,
RAHARIJAONA Lova Nirina aiza ndry zao ze mahalala azy,ampitapitao |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
csfxa
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 05 Jan 2006 Messages: 1
0.07 
|
|
Miarahaba antsika rehetra.
Faly dia faly ny tenako mahita antsika rehetra nianatra na mbola mpianatra tao amin'ny SFXA midinika sy tafa eto amin'ity serasera ity.
Mbola mahafaly ahy koa ny milaza amintsika rehetra fa efa misy ny takelaka na site internet ofisialy ny kolejy Md François Xavier izay efa lasa Lycée ankehitriny.
Manasa anareo rehetra ho tonga mitsidika dia misoratra anarana ao anatin'ny "annuaire des anciens". Ito ny rohy dia misaotra antsika rehetra http://csfxa.free.fr/
Webmaster SFXA |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Rova_boe
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 10 Fév 2006 Messages: 1
0.08 
|
|
iza @nareo mandalo ato no tena pianatra sfxa promotion faraparany teo iza no nampianariny i Ravorona (prof d'histo géo) na ko i pasarp (prof de physique) fa i perroquet (asa raha tadidinareo) efa niakatra grade fa tsy manarabody @ i bao (surveillante) tsony. sady izy io ko mampanao cours de tennis sur gidron.
kolejy sitrak'i dada sy i neny...
kolejy masindahy françois xavier St fra hoy zahay amin'ny fo oooo
ny ho reharehanay anie...
ra misy promotion t@ ny 2004 - 2005 (terminal io an !!!!) ato na koa zay première général rehetra t@ ny 2003 2004 d i Bébé ihany ty érankizy an tonga d ainareo é !!!! malahelo anareo zafikeliko mitsy za fa lasa niparitaka b tsika (fiainana daholo zany !!!) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tez
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 18 Avr 2004 Messages: 1280 Localisation: antananarivo, madagascar, planète terre 40.69 
|
|
zay kou efa tao rangàààà! ry bao zany tsy matotra, m isy lé peroké tara sambo iny tao, mhhhhh!! tsy poins!!Ry kokômbô, lé profs de gym mapmé bé reny!! graaav _________________ aza avela hiandry lava re izaho
fa efa ampy ahy ireo taona amam-bolana
aza avela hisafidy olon-kafa aho
fa efa lasanao tanteraka ny foko |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tez
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 18 Avr 2004 Messages: 1280 Localisation: antananarivo, madagascar, planète terre 40.69 
|
|
ra érma (histo-geo) no tena enjana! respect!tonga dé delire trop _________________ aza avela hiandry lava re izaho
fa efa ampy ahy ireo taona amam-bolana
aza avela hisafidy olon-kafa aho
fa efa lasanao tanteraka ny foko |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tez
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 18 Avr 2004 Messages: 1280 Localisation: antananarivo, madagascar, planète terre 40.69 
|
|
za tara ary mbola tara @ felana prof! miasa amiko _________________ aza avela hiandry lava re izaho
fa efa ampy ahy ireo taona amam-bolana
aza avela hisafidy olon-kafa aho
fa efa lasanao tanteraka ny foko |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 9007
160.58 
|
|
Ary averiko fa we SFX Fianarantsoa nge e!! ay ve Antanimena Fianarantsoa le izy e |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Kalaratsy
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 29 Déc 2006 Messages: 3649
44.79 
|
|
Iza lé mitady ex-élève tao @SFX Antanimena ô? Zà ko izy ô! Prom 2005 TL tao aho. efa nanomboka 2nd. Générale foana fa tsy niova filamatra. en tt cas, nilay ny revy surtt 1ère. TL moa zan d tao @Falda no nianatra. Trop balèze oa tao fa zany hoe ny indro kelin'ny mpandrafitra d ity: Les disciplines, c'était l'horreur total. Tablier beige lava hatraty @lohalika. Beurrrkkkk!
Sinon, zé ex SFX Antanimena surtt les littéraire mba manorata svp!
Bizox |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
powow
Médaille: Diamant


Inscrit le: 24 Avr 2006 Messages: 6026
99.22 
|
|
hay ato ilay tena izy.... kaiz doly sika an _________________
Petit travail |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Kalaratsy
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 29 Déc 2006 Messages: 3649
44.79 
|
|
Tez> oay ô! ary tô mbola tadidinao daol ny prof tao. ry Bao zan tsy miova mits e! nefa ref mifanena amiko eny an-dalana mitsiky beuh @zé igagana. I Peroquet lasa prof de Maths an'ny 6ème tao. Ry kôkômbô avec sa phrase compliquée tsy tadidiko tsony. Iny no titulaire t@TL. fa ra-DDK Michel (HG) no tena nilay tao. Miady 1ère table ny sipa rehetra.
Ry Ista afaka Bac, zà afaka CEPE. efa nanomboka nanan-tsipa zan toi t@zan sa... _________________
On passe à l'étape suivante.
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
telomirefy
Médaille: Papier


Inscrit le: 26 Juil 2007 Messages: 17
0.00 
|
|
toa tadidiko lé mpiravavy n'i Clermont-Ferrand 
Dernière édition par telomirefy le Sam 26 Juil, 2008 01:01:09; édité 1 fois |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Kalaratsy
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 29 Déc 2006 Messages: 3649
44.79 
|
|
Promotion t@oviana ry zareo? _________________
On passe à l'étape suivante.
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|