| Auteur |
Message |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
| Voatery hampianatra foana ve ny mpianatra mivoaka avy ety Ankatso ohatra amin'ireny ny ankamaroan'ny mpampianatra @ college privé de mpianatra avy ety ankatso |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
Tsy hainao moa fa efa afaka bac ianao dikan'izany efa tafita:ptdr:  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jessimi
Médaille: Etain


Inscrit le: 07 Déc 2005 Messages: 187
1.51 
|
|
Safidy ny azy raha te hampianatra izy fa betsaka ny lalana ka anjarany no mitady  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
Mety ho safidy ilay izy nefa mety ho teren'ny zavamisy de tsy afaka manoatra  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vallytiana
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 05 Mar 2005 Messages: 1729 Localisation: Tanà 19.55 
|
|
za nanao maths fa tsy mampianatra. ny fahaizana logique, raisonnement sy démonstration no tena ilaina @ asako. za koa mahalala olona nahavita fianarana lavitra momba ny maths dia nalain'ny mpanamboatra tomobil satria misy resaka calculs sy études complexes ataondry zareo dia ilàna mpanao maths ny mahatafavoaka azy!!! ohatra fotsiny reo an!!! _________________ toujours plus loin ... toujours plus haut ... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
Raha math no nataonao de tsy maisty manampy fianarana hafa ianao vao tafita fa tsy mijanona fotsiny @zao  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
Raha lany session tao @ math kosa ary ilay olona de inona no mety ataony nefa 200 isantaona ny lany session ao  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vallytiana
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 05 Mar 2005 Messages: 1729 Localisation: Tanà 19.55 
|
|
mianatra cours de pâtisserie!
fa diso ianao an, tsy voatery manao zvtr hafa foana ny manao maths ... any mada izy aloha azo atao hoe maths pur fa any ivelany indray misy azo isafidianana ny @ maths, option maromaro, izay ahafahana manao karazan'asa avy eo!
inn no ataonao zao?
d ho an'ireo lany session indray, matoa zareo lany session dia diso lalana izy zay. ny ankizy manana tanjona sy mahafantatra ny tena tiany hatao dia tsy ho lany session zany mintsy fa tafa foana. tsy natao ho azy iny fianarana iny zany. misy koa ny sasany manao ny tour des 1ère années rehetra eny ankatso tsy tafa mintsy. fa maninona? ny ankabeazany tsy mifantoka @ lay fianarana fa hoe mila mianatra hono e!!!!!! io koa tsy voatery hoe bacc+4 eny @ université vao tafita fa rehefa hozy ianao hoe ty no tiako dia atao zay mahatafita sy ahaizana an'iny ... na dia lay formation en comptabilité ana ray volana etsy antsisindala aza!!!  _________________ toujours plus loin ... toujours plus haut ... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
chambre269
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 09 Mai 2006 Messages: 1
0.07 
|
|
vallytiana>> inn ary ty waowaowao ty?  _________________ L'amour n'est pas un sentiment, c'est un art.
[Paul Morand] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vallytiana
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 05 Mar 2005 Messages: 1729 Localisation: Tanà 19.55 
|
|
avoay ny hevitrao e!!!!!!! _________________ toujours plus loin ... toujours plus haut ... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
spike
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 29 Jan 2007 Messages: 252 Localisation: Eto @tanàna 1.04 
|
|
Non kosa e!tena extremiste beuh Faliana a!Ts votery oe apianatr refa
mvök en AKATSO ka!Fa io çà dépend anlé filière natonao ian.Oatra v,option Marketing enao dé ina ny ho apénarinao ny akizy @zany??? _________________ Le monde fut créé le 22 octobre 4004 avant Jésus-Christ, à 6 heures de l'après-midi. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
miorako
Médaille: Papier


Sexe:  Inscrit le: 05 Mar 2007 Messages: 12
0.00 
|
|
tena mahagaga mits fa de otrani oe zani fona ni blem
en tt cas mou zani tokoni hojerena manokana ny moba anzai
zai ny aviko
sixx  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
spike
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 29 Jan 2007 Messages: 252 Localisation: Eto @tanàna 1.04 
|
|
Eny e!marina iany aloha izay e!Tokony mba hasin'ny fanjakana maso iany isika mpianatra eny ANKATSO eny satria beuh loatra ny effectif tsika eny dia mba ho aiza daholo ireo mpianatra ireo.Ny fitadiavana asa koa tsina mbola ezaka beuh mihintsy. _________________ Le monde fut créé le 22 octobre 4004 avant Jésus-Christ, à 6 heures de l'après-midi. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Kalaratsy
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 29 Déc 2006 Messages: 3656
44.88 
|
|
mety ankizy tsy nianatra angamba io Faliana io matoa ohatran'izao ny fisainany. Eny @Université no tena ahitana fa tena mahay ny mpianatra. Mitovy ihany anie ny zavatra ianarana sy ny prof mampianatra eny sy eny @Institut madinika e! Indrindra ny Gestion satria io no tena ifandrombahana. Ny maha samy hafa azy angaha dia ny étudiants à l'Univ kamo manao stage fa ny eny @Institut forcés manao stage. exception là où je suis actuellement.
Faliana> tais toi, ne souséstime pas les autres. _________________
On passe à l'étape suivante.
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
valkely>>>ny Gestion kaloa, tsy mamely ny eny Ankatso satria nahoana ? ny zanaky ny Doyen aza any amin'ny ICM no ampianariny, mazava beuhh zany, sady ny sipa tsy maintsy manome ny entana vo afaka vecu io fa tsy tantara valamaty raha ilauina za afaka manome anarana mpampianatra dia aleo hifampitory eto _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|