| Auteur |
Message |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4717
84.63 
|
|
Kambana: iray mainty hoditra, ny iray kosa fotsy hoditra!
C'est ce que titrait le quotidien MAlaza dans sa rubrique "Hafakely" page 05 de son édition N° 1096 du Mardi 22 juillet 2008 dernier.
J'ai essayé de retrouver l'article sur le site de MAlaza, mais le contenu du site n'offrait aucun article.
Ainsi, pour vous, je vais réécrire dans ce post l'article en question, je cite:
"Renim-pianakaviana teraka kambana tsy mitovy volon-koditra.
Tranga tsy dia fahita matetika ary ambaran'ny siansa ho tena mahalana no niseho tamin'ny toeram-piterahana iray. Nitera kambana samihafa volon-koditra ny renim-pianakaviana iray.
Vaky vava t@ zavatra hitan'ny masony ny Ray aman-dRenin'i Leo sy Ryan, zaza kambana sy mitovy fihodirana tany Alemana. Ny faha-11-n'ny volana Jolay lasa teo no nitranganizany.
Mainty sy fotsy raha sorina ny fihodirn'ireo zaza anankiroa ireo.
Araka ny fantatra, dia Ganeana, mainty fihodirana, ny renin'ireo kambana. Teratany alemana, fosy fihodirana ary manga maso, kosa ny rain'izy ireo. Fotsy toa ny rainy ilay zaza iray ary mainty fihodirana tahaka ny reniny ilay faharoa.
Nanazva Ingahy Brigid Weber, dokotera ao amin'ny Hôpitalin'i Lichtenberg, nitrangan'ity fiterahana hafakely iy, fa tena mahalana no ahitana kambana samihafa fihodirana tahaka izao.
Ho an'iy hôpitaly ity manokana, da samban no nisy tranga toa iza, hoy ihany ny fanazavan'ireo mpitsabo.
Herintaona
Ankoatra ity tany Alemana ity, dia fantatra fa efa nisy tranga hafa toa izao ihany koa tany @ toeram-pitsaboana iray any Nothingham, Angletera.
Efa feno herintaona t@ volana Aprily teo kosa i Remme sy Kian, kambana mirahavavy. Samihafa fihodirana ihany koa izy roa ireto. Ny mamiavaka azy t@ tranga tany Alemana, dia samy metisy ireo Ray aman-dReny.
"Tsy nahamarika izany teo no ho eo aho", hoy i Kylie, renin'izy roa vavy ireo. Ny fahasamihafana teo @ lokon'ny volony sy ny masony no hany tsikarirto. Ny ampitso aho vao gaga nahita ny fahasamihafan'ny fihodiran'izy ireo."
Fah A. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
planetmuzik
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 14 Juil 2008 Messages: 186
10.81 
|
|
fa aona ndzay zany !!!
fa so de mbo nangala-pihinana ramatoa le?
ary to preums=) _________________ ceux lui qui dorment la nuit le ventre plein , alors que son prochain aura faim,
ne saurait jamais être un musulman... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2546 Localisation: any e! 74.30 
|
|
| rti784 a écrit: |
Fotsy toa ny rainy ilay zaza iray ary mainty fihodirana tahaka ny reniny ilay faharoa.
|
normal ihany zany koa,misy ramatoa sinoa nanambady noir fa fotsy ny zanany, tena zanak'lay ranga!!
sa tokony chocolat ? na lay faharoa afa ray _________________
looool ... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
powow
Médaille: Diamant


Inscrit le: 24 Avr 2006 Messages: 6012
96.54 
|
|
je trouve pas le mot hilazana ny fahagagako: couleurs, gras, maintso fotsy mena sns....
tena ripaka tanteraka farakzé zokiny indrindra tsika Lova a.
_________________
Petit travail |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4717
84.63 
|
|
Ny mba tiako ho hita izao Sinoa manambady Comoriana, dé miteraka kely maso mainty beuh  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
farell
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 2716 Localisation: Fianarantsoa 44.55 
|
|
| planetmuzik a écrit: |
fa aona ndzay zany !!!
fa so de mbo nangala-pihinana ramatoa le?
|
C'est sûr!!! _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faniian
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 11 Jan 2007 Messages: 7600 Localisation: Faniianland 19.23 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4717
84.63 
|
|
manii & PM>> tsy vakin'ialahisany akory lé article
Faniian>> sûr mihitsy fa resaka gênes no nahatonga an'io fa tsy haiko ny momba ireny aloha é! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29252 Localisation: Ambila Lemaitso 2244.82 
|
|
Je ne vois pas ce qu'il y a de vraiment étonnant là-dedans.. Y a bien des Gasy qui ont des yeux bleus, des Gabonais qui ont des yeux de chinois etc.. C'est la génétique, et puis les parents ils ne sont pas verts..  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kwatrami
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 05 Juin 2007 Messages: 1918 Localisation: Dans les tunnels du Metro à Paris 5.54 
|
|
C'est sur qu'un gabonais avec les yeux bridés et les cheveux blonds me fera penser à .........................une pellicule.
La limite de la génétique. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
keepsmile
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 09 Jan 2007 Messages: 4802 Localisation: between the ninth cloud and the seventh sky 23.15 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4717
84.63 
|
|
pfff  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
keepsmile
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 09 Jan 2007 Messages: 4802 Localisation: between the ninth cloud and the seventh sky 23.15 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4717
84.63 
|
|
fa entre izy mitsam no mety hisy discrimination rehefa lehibe ry lerony, imagine: l'autre qui traite son frère de nègre et l'autre qui lui sort le truc le blanc qui change de couleur à chaque circonstance vidéo Gag garantie  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
misy-tsiky
Médaille: Argent


Inscrit le: 09 Juil 2004 Messages: 627 Localisation: Smileville 4.37 
|
|
| kwatrami a écrit: |
C'est sur qu'un gabonais avec les yeux bridés et les cheveux blonds me fera penser à .........................une pellicule.
|
Ca me ferait plutôt penser à une transformation ratée de super-guerrier  _________________

"Mada mada dane"
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|