| Auteur |
Message |
malalatiko
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 03 Juil 2006 Messages: 35
2.83 
|
|
malaelo ny fo mampilaza anareo fa i Roméo (ancien saint michel FM) dia nandao antsika t@i volana lasa teo
nalevona t@i 30 /11/2007
namela zaza iray sy vady , ka mirary soa sy manome hery an'izy mianaka sy ny fianakavina rehetra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faniian
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 11 Jan 2007 Messages: 8378 Localisation: Faniianland 51.04 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kwatrami
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 05 Juin 2007 Messages: 1964 Localisation: Dans les tunnels du Metro à Paris 10.98 
|
|
QUOIIAAAAAAAAAAHH Fa ahoana lelika eh. Zah ancien iray kilasy t@ lery tao @ FM. Promo 99. Si on parle bien du même. Fa naninona kay azafady raha tsy mahadiso. Akamako be lery fa justement vao aingana nitady nouvelle anlery fa bon tsy mety azoko. Fa ahoana le.... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faniian
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 11 Jan 2007 Messages: 8378 Localisation: Faniianland 51.04 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kwatrami
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 05 Juin 2007 Messages: 1964 Localisation: Dans les tunnels du Metro à Paris 10.98 
|
|
non je ne pense pas aloha eh. Ancien FM ngah io lazainao io ?
Zah miertitreritra hoe le Romeo ancien FM niara nianatra tamiko. Enfin, je ne sais pas. N'empêche vaovao mampalahelo ihany zany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faniian
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 11 Jan 2007 Messages: 8378 Localisation: Faniianland 51.04 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
malalatiko
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 03 Juil 2006 Messages: 35
2.83 
|
|
maty ny cancer izy fa tsy aiko hoe inona tsara
ankizy namany b no nahafatrako an'ilay vaovao
nanao vacances Dago zareo mivady
nipetraka tany mahamasina i romeo
za koa aza tena taitra b naheno anio vaovao io |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kwatrami
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 05 Juin 2007 Messages: 1964 Localisation: Dans les tunnels du Metro à Paris 10.98 
|
|
| faniian> le romeo lazainao ve tsy promo 2000?. Sa? Sinon, mety on parle de la même personne. Ie mpanao bolina koa lou izy. Fa tsy haiko hoe nanalava volo ve lery fa efa t@ 2000 no nahitako azy farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faniian
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 11 Jan 2007 Messages: 8378 Localisation: Faniianland 51.04 
|
|
tsy promo 2000 izy satria ny FM fantako sy tena "nifandray" tamiko promo 98 sy 99...dia izy tam zany fotoana zany tsy tena hoe lava volo be...fa nisy akamany ray iny (tsy tadidiko ny anarany). fa mpanao foot izy ka...dia ny mahagaga ahy manko satria le Mike Roméo fantatro tonga taty France dia tena manambady sy zanaka ray, dia lasa saina be aho hoe sao dia lery le izy...dia ny ohatry ny kely maso iny izy.
Le Roméo fantako le niara nianatra tamin'ndry Kiotovao, Patrick, Fabrice, Ger-se... _________________ Rest in peace Rayna_J
Bienvenue à Faniianland! et Entretien avec Suzette... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
malalatiko
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 03 Juil 2006 Messages: 35
2.83 
|
|
TSY PROMOTION 2000 fa otrany promotion 99 izy
ny vadiny efa lehibe no izy , tao ampasapito izy no nianatra avy vita bacc
za koa tsy ancien saint michel ka tsy aiko hoe promotion firy izy
namany tadidiko zao dia Alain (otrany sinoa iny) miaraka matetika zareo |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kwatrami
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 05 Juin 2007 Messages: 1964 Localisation: Dans les tunnels du Metro à Paris 10.98 
|
|
| faniian> aaa kah tsy ilay romeo lazainao iny kah. Ayy ra-Mick no fiantsonay an'io fantatrao io (Promo 1998). Fa le notenenin'i malalatiako io tena Romeo mintsy no fiantsona azy promo 1999 dia i Alain ohatrany sinoa mena volo iny no akamany niaraka @ny foana t@ terminal. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
malalatiko
Médaille: Bois

Sexe:  Inscrit le: 03 Juil 2006 Messages: 35
2.83 
|
|
| ié io Roméo io mintsy le maty |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|