| Auteur |
Message |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7676 Localisation: sous le pommier 194.50 
|
|
1) notapahana ireo hazo be tao am cour d'honneur satria hono nanjary loza manambana ilay izy ho an'ny mpianatra ao amin'ny anketsa, ka ireo izay nahatsapa-tena nandoalika teo hono dia manao commande mba maka souvenir kely amin'ilay hazo. hosoloina nonoka hono ilay izy, satria hono izany hazo izany dia mamelona.
2) nametraka tsangambato ny anciens eo amin'ny toerana misy ny iray amin'ny ilay hazo nadaboka teo, noho ny fambolena hazo zanatany nataony tamin'ny volana marsa teo. dia misy plan mitsy hanaraha-maso izany satria mety afaka 40 ans vo mitsangana be ireo hazo ireo
3) satria izany i coco dia lasa recteur dia nisy prof niteny mitsy hoe hafa mitsy coco ka, mampalaelo ahy mitsy ny ankizy ao amin'ny vohitraivo ao amin'ilay mompera vaovao ao. ny sambatra farany izany hono dia ny promo 2005. sady vao misy problème kely hono dia tonga dia dernier avertissement, dia ny manaraka tonga dia renvoi. sady tsy misy film jerena zany tsony hono ao, oh: witness, le cercle des poetes disparus, ... , na fitantarana ny momban'ny petit prince! fa tonga hono dia MAP e!
4) hanambotra siteweb koa hono izao ny anciens st Michel eto madagasikara.
5) tamin'ny alahady teo ny fifidianana ny membre du bureau vaovao an'ny association des anciens.
6) mety hiova koa hono ny placen'ny foyer des anciens. atao ngezangeza kokoa. _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
yoman-atn
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 16 Fév 2007 Messages: 383
4.40 
|
|
| mba misy sary ve any mba azo hijerena na fiovana any? Tena mampalahelo ko le hazo tapahina .... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ulryck
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 13 Juil 2004 Messages: 946 Localisation: Near from the Rose 24.75 
|
|
Zah mbô mila izany hazo izany na dia tsy nandohalika teo aza (mety nisy nalefako teo aloha e).
Lé hazo vao nambolena hono toa hoe "espèce endémique"?izany no hitako tao @ gazety.
MAP ve no nasolo an'i St Exupéry?voa MAP i Printsy Kely izany , dia ahoana ry Quô Vadis (nandeha taty @ sekoliko io dia nihomehy zah mahita an'ireo frantsay kely handeha hijery an'ilay izay en VO )
L'Homme ne pourra jamais être remplacé, il continue d'écrire sa Légende et il n'est pas encore prêt de se faire camper dans l'Histoire
Mila sarin'izany tsangambato izany tokoa izao ny tenanay, ary ingahy Misely ve mbola mamirapiratra ihany ao @ Cours d'honneur ao .
 _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7676 Localisation: sous le pommier 194.50 
|
|
de oe ve zany zaza hendry fa tsy nandohalika teo? ntsssssss!
i michel alou tena mbola mijaridina tsara miaraka amlé épée ao anaty vavan'i lé voay e! rassure-moi voay iny an? sa in? ... _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ulryck
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 13 Juil 2004 Messages: 946 Localisation: Near from the Rose 24.75 
|
|
ah ben oui,j'irais pas dire jusqu'à l'élève modèle ,refa manao foot ihany zah vao nandohalika.
Fa efa nialokaloka teo alou refa misy lamesa e.
Voay ary ve iny ô?
il était entrain de tuer l'animal où lui rendre service pour se curer les dents?  _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
pinouh
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 19 Mai 2007 Messages: 3213
0.02 
|
|
..nolokoina lay tambo avy aty anosy, d mba mahafinaritra ery mijery an'le izy  _________________
Lorsqu'un homme rêve, ce n'est qu'un rêve... mais si beaucoup d'hommes rêvent ensemble,
c'est le début d'une nouvelle réalité - Hundertwasser |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
lé coco anakiroa ve nonnotapahina?
mbô asivo sary,
>>mampmé koa zany dernier avertissment zany toudé voaraka
 _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
catchita_23
Médaille: Coton


Inscrit le: 23 Aoû 2007 Messages: 1
0.00 
|
|
| misy mpianatra seconde st michel v ato zao |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faniian
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 11 Jan 2007 Messages: 8468 Localisation: Faniianland 53.88 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7676 Localisation: sous le pommier 194.50 
|
|
ndri koa mampihomehy kely....  _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nours
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 25 Sep 2007 Messages: 4
0.00 
|
|
ie!!! mampalahelo mihintsy ny ankizy tavela ao @le mopera vaovao ao!! za mantsy zao 2 taona no niaritra tao fa tena............ tsizy e!!! aleo ian coco e!!zay tsy miala @nazy!!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7676 Localisation: sous le pommier 194.50 
|
|
ounjiiiii _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
pinouh
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 19 Mai 2007 Messages: 3213
0.02 
|
|
nanao ahona ny fetin'ny kolejy tao? nisy namonjy lamesa, zay ve rynga tsy afaka  _________________
Lorsqu'un homme rêve, ce n'est qu'un rêve... mais si beaucoup d'hommes rêvent ensemble,
c'est le début d'une nouvelle réalité - Hundertwasser |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7676 Localisation: sous le pommier 194.50 
|
|
non _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|