| Auteur |
Message |
ricofil92
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 19 Juil 2007 Messages: 4
0.13 
|
|
Salut daholo !
Vaovao eto amin'ity forum ty zany ny tenanay e ! Ka mba te hanontany an'ireo izay efa henjanana amin'ity raharaha mahalasa nofinofy isan'andro ity. Tsy zany fa vao nahazo APN iray zay aho mantsy ka mba te ahazo sary sahala amin'itony expert itony ohatra : http://www.tophos.com/portfolio.php?cat=Mariages&pic=DSC_9119.jpg&popup na sahala amin'ireo sary rehetra izay hita ao @ forum "vos oeuvres artistiques" izay hitako fa tena misy efa lasa lavitra mihitsy. Ny problemako zany de zao :
Ny boitier zany canon20D miaraka @ obj standard 18-55 mm. tsy mety mahazo sary tsara ohatra ny anareo mihitsy aho...eo @ lafiny couleur ndrindrandrindra. Tsy le couleur réel no avoakany fa lasa soit plutot jaune vinany zany soit rose rehefa ao antrano misy jiro. Tsy isaky izay maka akory a. Ny tena tadiaviko zany de mba ny ahazoako mahazo sary ohatra ireo sary ao @ ilay lien itsy ambony e (ohatra) ! ao @ tophos !!
Miakina @ objectif ve no ahazoana sary tsara (couleur, piqué,...) sa le boitier (marque et gamme) ?
Ary ny fampiasana flash ve manova couleur. Ary raha eny ahoana no atao mba tsy hampiova azy be loatra ?
Farany inona no ilana an'ilay oe diffuseur de flash ?
Misaotra mialoha ry zalahy a ! na ry zavavy (ary misy tokoa ve eto @ ity forum ity, tovovavy na vehivavy mankafia an'ity raharaha mankarary andoha ity ?).
ndao ary... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Tacaque
Médaille: Argent


Inscrit le: 20 Fév 2004 Messages: 760
20.90 
|
|
| Mandrian a écrit: |
merci benja, comme par hasard cet aprem je pensais a ce genre d'application, on peut avoir une idée précise de la zone nette chouette
|
ici ossi _________________ pouet ! pouet !
Pour se taper une chtite causette, rdv sur mon tchat tsenagasy.
Pour parler des séries, c'est sur mon autre blog |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jax
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 12 Juil 2007 Messages: 329 Localisation: St Maur 5.42 
|
|
voalohany alo de oe : ianareo ve mampiasa logiciel en post traitement? satria tsy possible ny azahoana sary otran'le t@ le lien teo ra oe sary avokana appareil brut @ izao.normalement misy logiciel oe DDP (ra tsy diso ny filazako)zay miaraka @ le appareil izay afaka manao post-traitement tsara.
le prédominance de jaune ou de rouge de afaka réglena ao @ style d'image (matetika neutre no tsara ) na ao @ menu misy oe " ecart br bal" afaka manala na manisy prédominance d'une quelconque couleur(mila manao essai betsaka ).
le piqué ndray ,ca depend an le objectif . matetika ny objo fixe no manome piqué sy flou tsara (arak'le efa voalazako teo aloha).betsaka ko ireo mampiasa objo indépendant de la marque otran 'ny hoe Sigma ,Tamron,Tokina....sns izay manome sary tsara hono sady abordable fa je ne conseille pas trop (za angamba no ratsy vitana satria nampaisa anakiray za de tsy afa-po).
farany fa so de lazaina fa be resaka eto aho.le 50 mm f/1.8 II tsy lafo nefa manome sary tsara lavitra noho le objo de base.
zay ary.... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Mandrian
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 16 Déc 2002 Messages: 9914 Localisation: Antananarivo, Madagascar 2053.60 
|
|
Nafindratsika ato ny fanontaniana samy hafa mba tsy ho very ny namana vaovao, mitohy ny resaka.
_________________

|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jax
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 12 Juil 2007 Messages: 329 Localisation: St Maur 5.42 
|
|
DPP ilay iz fa tsy DDP. miala tsiny fa afangaroko @ ilay marque ray zay .
+ |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tez
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 18 Avr 2004 Messages: 1280 Localisation: antananarivo, madagascar, planète terre 40.69 
|
|
raha ny momba ahy sy i sarisary dia :
• mandalo logiciel jiaby ny sary rehetra, rehefa vita ny selection,
logiquement, mandalo derawtisateur (dpp, lightroom, c1,et.) dé avieo mitsofoka Photoshop izay efa nasîko plugin photo, misy "action script" efa namboariko manokana kou ny ahy,
• ny sary lafo vidy dia ampiasaiko HDR, izay fitambarana sary 3 samihafa, azo avy am'bracketing (sous ex, expo normale, sur ex)
ny fandalovana logiciel de post traitement dia matetika lavin'ireo "puristes", tsy idirako lalina iny,
• ny amiko dia personnalisation an'ireo couleurs sy ny rendu no tadiaviko, otran'ny peintre refa manao hosodoko (art mou 'ty resaka 'ty). Retouches colorimétriques no ataoko zany,
• ny momba an'lé WB angamba tsisy ambara bé firy, tsy azo adino ny manao WB alohan'ny anomboana séance, papier blanc no anaovana azy, na gris neutre (amidy any am'boutique specialisée),
->fa mila maîtrisena tsara io satria ilaina ny mivoaka am'lé Automatic WB
• momba anlé objo, samy manana ny safidiny, fa ny conseil-ko dé Canon Ultrasonic ihany,
ny Sigma sy Tamron dia misy erreur (c'est rare, fa za efa victime), nohon'ny tsy fitovian'ny teknolojia mipetaka am'lé boitier sy lé objo (erreur 99)
• ny diffuseur anà flash dé zavatra apetaka eo am'flash, matetika flash cobra, fa azo apetaka am'flash interne koa,
lasa "doux" kokoa ny flash refa misy an'iny diffuseur iny, latsaka ihany koa ny ombres,
afaka manamboatra diffuseur artisanal nareo ra mahitahita am'lé bricolage, misy liens manoro ny fomba fanamboarana azy am'net, _________________ aza avela hiandry lava re izaho
fa efa ampy ahy ireo taona amam-bolana
aza avela hisafidy olon-kafa aho
fa efa lasanao tanteraka ny foko |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mpamboly
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 20 Avr 2007 Messages: 231 Localisation: imeritsiatosika 0.21 
|
|
Ry ingahy tez kosa aloha efa tena henjana amin'ity resaka ity, sahala amiko koa aloha ny sary ataonay sy ry gistavy dia mandalo post-traitement, azony mbola compact sy bridge no ampiasain'ny tena fa rehefa vita famadihana vao hividy reflex , hany ka na dia ny profondeur de champ ary dia tsy maintsy hamboarina amin'ny photshop . fa ny azo atao koa dia tsy maka sary alavitra sy angle de vue sarotra be, dia tsy maka zavatra haingam-pandeha (izany hoe tsy maka sary akoho mikarenjy fa akoho mikotrika ), dia @ izay tsy dia hita firy hoe bridge ilay fitaovana.
Ireo no mba toro-hevitra mba hitako azo omena ireo vao manomboka e, ka ataovy toy ny fihinana tantely an'ala, ny mamy hatelomy moa ny mangidy avelao
hono ho aho, efa miha-antitra moa ny tena ka tsy dia azoko tsara ilay hoe mandiso ny TAMRON?, Ry Môrisy milaza fa ireny hono ny sari-lavitra (objo) tena lafatra koa..... , za mba saika hividy fa hifindra trano any ankazobe manko aho io dia mba te haka sary farany ny aty imeritsiatosika.  _________________ Samy mijinja izay nafafiny
Angady mondro natakalo reniakoho, ka izay mananda no resy |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
casanova
Médaille: Platine


Inscrit le: 03 Oct 2006 Messages: 2075
12.18 
|
|
naninona anlà indray i Morisy e? (pj) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sarisary
Médaille: Papier


Sexe:  Inscrit le: 17 Juin 2007 Messages: 23
0.00 
|
|
aza mi-simulé profondeur de champ am'photoshop zany ry reto a
. ra ohatra hoe compact na bridge ny appareil anareo dé exploitéo tanteraka ny maha-fakatsary azy.
D'accord za hoe tsy mahazo DOF (Depth of Field) mazava reny, fa ny tenanao "mpaka sary" no mila mitady fomba fangalana sary mi-valoriser an'lé cadrage (etc.)
sa aôna hozy nareo?
azoko fantarina vé lé appareil an'i mpamboly? _________________ ny fakan-tsary no masoko |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mpamboly
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 20 Avr 2007 Messages: 231 Localisation: imeritsiatosika 0.21 
|
|
raha ny compact dia SONY DSC S500 no ampiasaiko fa hitako mba tsara izy iny fa raha bridge indray dia KODAK SZ710 mampalahelo kely izay no ampiasaiko  _________________ Samy mijinja izay nafafiny
Angady mondro natakalo reniakoho, ka izay mananda no resy |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
aurore
Modérateur
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 01 Fév 2006 Messages: 10936 Localisation: On a Cherry tree 257.70 
|
|
Ooouh kikoo Mpamboly  _________________
*° Jereo, ty andro mipoaka
ny aizina dia lasa voaroaka
kinanjo nanjombona ihany
fa izany no fomban'ny tany°*
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jax
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 12 Juil 2007 Messages: 329 Localisation: St Maur 5.42 
|
|
mpamboly> ai kosa ianareo zany efa manana deuxieme boitier ko..  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
papango
Administrateur (e)


Sexe:  Inscrit le: 26 Sep 2002 Messages: 5146 Localisation: Paris 113.69 
|
|
| jax a écrit: |
voalohany alo de oe : ianareo ve mampiasa logiciel en post traitement? satria tsy possible ny azahoana sary otran'le t@ le lien teo ra oe sary avokana appareil brut @ izao.
|
ny sariko aloa vu que en NEF (raw) daholo, dia tsy maintsy developper-na (derawtiser) : j'utilise Nikon Capture et rien d'autre.
Tonda dia batch daholo tsy misy fanefany
Les photos sont donc faites comme je le veux à la prise de vue, za tsy dia partisan @ retouches loatra (montage).
| jax a écrit: |
farany fa so de lazaina fa be resaka eto aho.le 50 mm f/1.8 II tsy lafo nefa manome sary tsara lavitra noho le objo de base.
zay ary.... |
ie, c'est la meilleure optique qui existe en terme de rapport/qualité .prix _________________ You always get what you pay for.
Except with Tophos, where you get more. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
aurore
Modérateur
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 01 Fév 2006 Messages: 10936 Localisation: On a Cherry tree 257.70 
|
|
Tsy haiko ra tadidin'i Papang0 ilay cam ako iny ... Mais en tout cas, ilay izy fisaka be iny, je ne peux pas vraiment zoomer (zany oe misy zoom ihany, mais juste sur l'ecran) anefa za te hanao an'ilay fond flou et l'objet important mazava tsara. fa tsy mety ilay izy vu que j'ai pas d'objectif ... De plus, za tsy afaka maka sary na paysage (na dia misy mode: paysage aza ) satria lasa feno grains ratsy be ilay izy refa atao , tsy mety mazava tsara .... Donky sao enao (sy ny membre hafa rehetra ko bien sure) manana idée ?
Io ilay izy (ie tsy dia tena cam-na olona pro aloha e )
Dia ito hono ny date de l'appareil
| Citation: |
| un capteur de 5,1 Megapixels, un écran de 2,5", un zoom optique 3x, enregistrement de vidéos au format AVI, slot xD-Picture Card, le tout dans 90x55x19mm pour 130g |
_________________
*° Jereo, ty andro mipoaka
ny aizina dia lasa voaroaka
kinanjo nanjombona ihany
fa izany no fomban'ny tany°*
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jax
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 12 Juil 2007 Messages: 329 Localisation: St Maur 5.42 
|
|
le fond flou aloha avec un compact mety tsy ho realisable. a la rigueur oe un Brigde et encore il faut zoomer à fond et décaler le sujet du fond d'environ 10 km pour avoir un flou sans parler la qualité de ce dernier. Donc si on aime le flou fo prendre une reflex avec des optiques fixes qui ont généralement des grandes ouvertures.
amitié |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|