Espace débutant
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet Aller à la page 1, 2, 3, 4, 5 Suivante
Auteur Message
ricofil92


Médaille: Coton
Médaille: Coton


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 19 Juil 2007
Messages: 4

0.13 Actions

MessagePosté le: Lun 23 Juil, 2007 22:55:54    Sujet du message: Répondre en citant

Salut daholo !

Vaovao eto amin'ity forum ty zany ny tenanay e ! Ka mba te hanontany an'ireo izay efa henjanana amin'ity raharaha mahalasa nofinofy isan'andro ity. Tsy zany fa vao nahazo APN iray zay aho mantsy ka mba te ahazo sary sahala amin'itony expert itony ohatra : http://www.tophos.com/portfolio.php?cat=Mariages&pic=DSC_9119.jpg&popup na sahala amin'ireo sary rehetra izay hita ao @ forum "vos oeuvres artistiques" izay hitako fa tena misy efa lasa lavitra mihitsy. Ny problemako zany de zao :
Ny boitier zany canon20D miaraka @ obj standard 18-55 mm. tsy mety mahazo sary tsara ohatra ny anareo mihitsy aho...eo @ lafiny couleur ndrindrandrindra. Tsy le couleur réel no avoakany fa lasa soit plutot jaune vinany zany soit rose rehefa ao antrano misy jiro. Tsy isaky izay maka akory a. Ny tena tadiaviko zany de mba ny ahazoako mahazo sary ohatra ireo sary ao @ ilay lien itsy ambony e (ohatra) ! ao @ tophos !!

Miakina @ objectif ve no ahazoana sary tsara (couleur, piqué,...) sa le boitier (marque et gamme) ?

Ary ny fampiasana flash ve manova couleur. Ary raha eny ahoana no atao mba tsy hampiova azy be loatra ?

Farany inona no ilana an'ilay oe diffuseur de flash ?

Misaotra mialoha ry zalahy a ! na ry zavavy (ary misy tokoa ve eto @ ity forum ity, tovovavy na vehivavy mankafia an'ity raharaha mankarary andoha ity ?).

ndao ary...
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
Tacaque


Médaille: Argent
Médaille: Argent



Inscrit le: 20 Fév 2004
Messages: 760

20.90 Actions

MessagePosté le: Mar 24 Juil, 2007 00:51:45    Sujet du message: Répondre en citant

Mandrian a écrit:


merci benja, comme par hasard cet aprem je pensais a ce genre d'application, on peut avoir une idée précise de la zone nette chouette Mr. Green



ici ossi

_________________
pouet ! pouet !

Pour se taper une chtite causette, rdv sur mon tchat tsenagasy.
Pour parler des séries, c'est sur mon autre blog
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur
jax


Médaille: Cristal
Médaille: Cristal


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 12 Juil 2007
Messages: 329
Localisation: St Maur
5.42 Actions

MessagePosté le: Mar 24 Juil, 2007 15:56:53    Sujet du message: Répondre en citant

voalohany alo de oe : ianareo ve mampiasa logiciel en post traitement? satria tsy possible ny azahoana sary otran'le t@ le lien teo ra oe sary avokana appareil brut @ izao.normalement misy logiciel oe DDP (ra tsy diso ny filazako)zay miaraka @ le appareil izay afaka manao post-traitement tsara.

le prédominance de jaune ou de rouge de afaka réglena ao @ style d'image (matetika neutre no tsara ) na ao @ menu misy oe " ecart br bal" afaka manala na manisy prédominance d'une quelconque couleur(mila manao essai betsaka ).

le piqué ndray ,ca depend an le objectif . matetika ny objo fixe no manome piqué sy flou tsara (arak'le efa voalazako teo aloha).betsaka ko ireo mampiasa objo indépendant de la marque otran 'ny hoe Sigma ,Tamron,Tokina....sns izay manome sary tsara hono sady abordable fa je ne conseille pas trop (za angamba no ratsy vitana satria nampaisa anakiray za de tsy afa-po).

farany fa so de lazaina fa be resaka eto aho.le 50 mm f/1.8 II tsy lafo nefa manome sary tsara lavitra noho le objo de base.

zay ary....
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur MSN Messenger
Mandrian
Modérateur

Médaille: Diamant
Médaille: Diamant


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 16 Déc 2002
Messages: 9914
Localisation: Antananarivo, Madagascar
2053.58 Actions

MessagePosté le: Mar 24 Juil, 2007 20:07:09    Sujet du message: Répondre en citant


Nafindratsika ato ny fanontaniana samy hafa mba tsy ho very ny namana vaovao, mitohy ny resaka.


_________________

Tsenagasy

Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail Visiter le site web de l'utilisateur Adresse AIM Yahoo Messenger MSN Messenger
jax


Médaille: Cristal
Médaille: Cristal


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 12 Juil 2007
Messages: 329
Localisation: St Maur
5.42 Actions

MessagePosté le: Mar 24 Juil, 2007 22:25:41    Sujet du message: Répondre en citant

DPP ilay iz fa tsy DDP. miala tsiny fa afangaroko @ ilay marque ray zay . Embarassed

+
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur MSN Messenger
tez


Medaille: Perle
Medaille: Perle


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 18 Avr 2004
Messages: 1280
Localisation: antananarivo, madagascar, planète terre
40.69 Actions

MessagePosté le: Mer 25 Juil, 2007 08:27:45    Sujet du message: Répondre en citant

raha ny momba ahy sy i sarisary dia :
• mandalo logiciel jiaby ny sary rehetra, rehefa vita ny selection,
logiquement, mandalo derawtisateur (dpp, lightroom, c1,et.) dé avieo mitsofoka Photoshop izay efa nasîko plugin photo, misy "action script" efa namboariko manokana kou ny ahy,

• ny sary lafo vidy dia ampiasaiko HDR, izay fitambarana sary 3 samihafa, azo avy am'bracketing (sous ex, expo normale, sur ex)

ny fandalovana logiciel de post traitement dia matetika lavin'ireo "puristes", tsy idirako lalina iny,

• ny amiko dia personnalisation an'ireo couleurs sy ny rendu no tadiaviko, otran'ny peintre refa manao hosodoko (art mou 'ty resaka 'ty). Retouches colorimétriques no ataoko zany,

• ny momba an'lé WB angamba tsisy ambara bé firy, tsy azo adino ny manao WB alohan'ny anomboana séance, papier blanc no anaovana azy, na gris neutre (amidy any am'boutique specialisée),
->fa mila maîtrisena tsara io satria ilaina ny mivoaka am'lé Automatic WB

• momba anlé objo, samy manana ny safidiny, fa ny conseil-ko dé Canon Ultrasonic ihany,
ny Sigma sy Tamron dia misy erreur (c'est rare, fa za efa victime), nohon'ny tsy fitovian'ny teknolojia mipetaka am'lé boitier sy lé objo (erreur 99)

• ny diffuseur anà flash dé zavatra apetaka eo am'flash, matetika flash cobra, fa azo apetaka am'flash interne koa,
lasa "doux" kokoa ny flash refa misy an'iny diffuseur iny, latsaka ihany koa ny ombres,
afaka manamboatra diffuseur artisanal nareo ra mahitahita am'lé bricolage, misy liens manoro ny fomba fanamboarana azy am'net,

_________________
aza avela hiandry lava re izaho
fa efa ampy ahy ireo taona amam-bolana
aza avela hisafidy olon-kafa aho
fa efa lasanao tanteraka ny foko
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur Adresse AIM MSN Messenger
mpamboly


Médaille: Etain
Médaille: Etain


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 20 Avr 2007
Messages: 231
Localisation: imeritsiatosika
0.21 Actions

MessagePosté le: Mer 25 Juil, 2007 16:13:22    Sujet du message: Répondre en citant

Ry ingahy tez kosa aloha efa tena henjana amin'ity resaka ity, sahala amiko koa aloha ny sary ataonay sy ry gistavy dia mandalo post-traitement, azony mbola compact sy bridge no ampiasain'ny tena fa rehefa vita famadihana vao hividy reflex Smile, hany ka na dia ny profondeur de champ ary dia tsy maintsy hamboarina amin'ny photshop . fa ny azo atao koa dia tsy maka sary alavitra sy angle de vue sarotra be, dia tsy maka zavatra haingam-pandeha (izany hoe tsy maka sary akoho mikarenjy fa akoho mikotrika ptdr ptdr ), dia @ izay tsy dia hita firy hoe bridge ilay fitaovana.
Ireo no mba toro-hevitra mba hitako azo omena ireo vao manomboka e, ka ataovy toy ny fihinana tantely an'ala, ny mamy hatelomy moa ny mangidy avelao Confused
hono ho aho, efa miha-antitra moa ny tena ka tsy dia azoko tsara ilay hoe mandiso ny TAMRON?, Ry Môrisy milaza fa ireny hono ny sari-lavitra (objo) tena lafatra koa.....Question, za mba saika hividy fa hifindra trano any ankazobe manko aho io dia mba te haka sary farany ny aty imeritsiatosika. Confused

_________________
Samy mijinja izay nafafiny
Angady mondro natakalo reniakoho, ka izay mananda no resy
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail MSN Messenger
casanova


Médaille: Platine
Médaille: Platine



Inscrit le: 03 Oct 2006
Messages: 2075

12.18 Actions

MessagePosté le: Jeu 26 Juil, 2007 00:50:36    Sujet du message: Répondre en citant

naninona anlà indray i Morisy e? (pj) :lol: ptdr
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
sarisary


Médaille: Papier
Médaille: Papier


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 17 Juin 2007
Messages: 23

0.00 Actions

MessagePosté le: Ven 27 Juil, 2007 08:50:36    Sujet du message: Répondre en citant

Confused aza mi-simulé profondeur de champ am'photoshop zany ry reto a
. ra ohatra hoe compact na bridge ny appareil anareo dé exploitéo tanteraka ny maha-fakatsary azy.
D'accord za hoe tsy mahazo DOF (Depth of Field) mazava reny, fa ny tenanao "mpaka sary" no mila mitady fomba fangalana sary mi-valoriser an'lé cadrage (etc.)
sa aôna hozy nareo?
azoko fantarina vé lé appareil an'i mpamboly?

_________________
ny fakan-tsary no masoko
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
mpamboly


Médaille: Etain
Médaille: Etain


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 20 Avr 2007
Messages: 231
Localisation: imeritsiatosika
0.21 Actions

MessagePosté le: Sam 28 Juil, 2007 23:39:24    Sujet du message: Répondre en citant

raha ny compact dia SONY DSC S500 no ampiasaiko fa hitako mba tsara izy iny fa raha bridge indray dia KODAK SZ710 mampalahelo kely izay no ampiasaiko Confused
_________________
Samy mijinja izay nafafiny
Angady mondro natakalo reniakoho, ka izay mananda no resy
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail MSN Messenger
aurore
Modérateur

Médaille: Adamantium
Médaille: Adamantium


Sexe: Sexe:Femme
Inscrit le: 01 Fév 2006
Messages: 10936
Localisation: On a Cherry tree
257.70 Actions

MessagePosté le: Dim 29 Juil, 2007 00:03:37    Sujet du message: Répondre en citant

Ooouh kikoo Mpamboly Very Happy

_________________



*° Jereo, ty andro mipoaka
ny aizina dia lasa voaroaka
kinanjo nanjombona ihany
fa izany no fomban'ny tany°*


Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail Envoyez-moi un SMS
jax


Médaille: Cristal
Médaille: Cristal


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 12 Juil 2007
Messages: 329
Localisation: St Maur
5.42 Actions

MessagePosté le: Dim 29 Juil, 2007 09:02:09    Sujet du message: Répondre en citant

mpamboly> ai kosa ianareo zany efa manana deuxieme boitier ko.. Razz
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur MSN Messenger
papango


Administrateur (e)
Administrateur (e)


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 26 Sep 2002
Messages: 5146
Localisation: Paris
113.69 Actions

MessagePosté le: Lun 06 Aoû, 2007 18:36:15    Sujet du message: Répondre en citant

jax a écrit:
voalohany alo de oe : ianareo ve mampiasa logiciel en post traitement? satria tsy possible ny azahoana sary otran'le t@ le lien teo ra oe sary avokana appareil brut @ izao.


ny sariko aloa vu que en NEF (raw) daholo, dia tsy maintsy developper-na (derawtiser) : j'utilise Nikon Capture et rien d'autre.

Tonda dia batch daholo tsy misy fanefany ptdr
Les photos sont donc faites comme je le veux à la prise de vue, za tsy dia partisan @ retouches loatra (montage).
jax a écrit:

farany fa so de lazaina fa be resaka eto aho.le 50 mm f/1.8 II tsy lafo nefa manome sary tsara lavitra noho le objo de base.

zay ary....


ie, c'est la meilleure optique qui existe en terme de rapport/qualité .prix

_________________
You always get what you pay for.
Except with Tophos, where you get more.
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé MSN Messenger
aurore
Modérateur

Médaille: Adamantium
Médaille: Adamantium


Sexe: Sexe:Femme
Inscrit le: 01 Fév 2006
Messages: 10936
Localisation: On a Cherry tree
257.70 Actions

MessagePosté le: Lun 06 Aoû, 2007 19:16:04    Sujet du message: Répondre en citant

Tsy haiko ra tadidin'i Papang0 ilay cam ako iny ... Mais en tout cas, ilay izy fisaka be iny, je ne peux pas vraiment zoomer (zany oe misy zoom ihany, mais juste sur l'ecran) anefa za te hanao an'ilay fond flou et l'objet important mazava tsara. fa tsy mety ilay izy vu que j'ai pas d'objectif ... De plus, za tsy afaka maka sary na paysage (na dia misy mode: paysage aza ) satria lasa feno grains ratsy be ilay izy refa atao , tsy mety mazava tsara .... Donky sao enao (sy ny membre hafa rehetra ko bien sure) manana idée ? Embarassed
Tsenagasy Io ilay izy (ie tsy dia tena cam-na olona pro aloha e ptdr Embarassed )
Dia ito hono ny date de l'appareil

Citation:
un capteur de 5,1 Megapixels, un écran de 2,5", un zoom optique 3x, enregistrement de vidéos au format AVI, slot xD-Picture Card, le tout dans 90x55x19mm pour 130g

_________________



*° Jereo, ty andro mipoaka
ny aizina dia lasa voaroaka
kinanjo nanjombona ihany
fa izany no fomban'ny tany°*


Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail Envoyez-moi un SMS
jax


Médaille: Cristal
Médaille: Cristal


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 12 Juil 2007
Messages: 329
Localisation: St Maur
5.42 Actions

MessagePosté le: Mar 07 Aoû, 2007 16:09:29    Sujet du message: Répondre en citant

le fond flou aloha avec un compact mety tsy ho realisable. a la rigueur oe un Brigde et encore il faut zoomer à fond et décaler le sujet du fond d'environ 10 km Razz pour avoir un flou sans parler la qualité de ce dernier. Donc si on aime le flou fo prendre une reflex avec des optiques fixes qui ont généralement des grandes ouvertures.

amitié
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur MSN Messenger
Montrer les messages depuis:   
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet Aller à la page 1, 2, 3, 4, 5 Suivante
Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 1 sur 5

 
Sauter vers:  
Vous ne pouvez pas poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Vous ne pouvez pas joindre de fichier dans ce forum
Vous pouvez télécharger des fichiers dans ce forum