| Auteur |
Message |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7400 Localisation: sous le pommier 181.90 
|
|
faits divers na vaovao tapatapany rehetra hitanareo tetsy sy teroa
nisy akizikely nisy nibata teny mahazo, de ireo nagala-jaza dia ramatoa 3, nalainy teo antokotany ilay akizikely notambatambazany, taitra ity reniny tsy nahita ny zanany aveo de nadeha nitady teo noho eo, nojerevana efa tanaty taxi be, hita ilay zaza, nandositra ireo ramatoa 3!! tsy tratra fa nitsaoka! _________________
satria
tia
anao
aho..

Dernière édition par petitrenard le Mar 09 Sep, 2008 09:04:47; édité 1 fois |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
salali
Currently banned
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 02 Mar 2007 Messages: 3341
58.50 
|
|
preums
fa bola tsy nahita fa miverina eo refa avy eo  _________________
la vie n'est qu'un sourire, l'amour n'est qu'une histoire, vivez heureux, et restez cool
ato milay ee!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
arindra
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 24 Juil 2007 Messages: 2035 Localisation: aty aminay 6.65 
|
|
preums
saika ataonzareo inona ono _________________ Exiges beaucoup de toi-même et attends peu des autres
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12350 Localisation: Tana 56.91 
|
|
mba raharaha koa zany ka!! ataon'izy ireo inona zao zay zaza zay raha tsy tratran'ilay reniny  _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7400 Localisation: sous le pommier 181.90 
|
|
tena tsy fatatro! ny nahalalko anzany aza le mpiara miasa aminay no nisy niantso an-tel satri juste teo akaikinzaroe le izy no nitranga _________________
satria
tia
anao
aho..
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 2323.40 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7400 Localisation: sous le pommier 181.90 
|
|
in-2  _________________
satria
tia
anao
aho..
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 2323.40 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
salali
Currently banned
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 02 Mar 2007 Messages: 3341
58.50 
|
|
ka za vo saika hiteny kou za we impiry mo ny miteny we preums ato @ tg!!hihiii!!
sinon, fa agaha bola misy mpangala jaza fona zao!!de eny @ bus ve le izy no entina dray fa tsy we 4x4 mainty tsony!!tena efa miharatsy mihitsy lesy zany tanana zany klé!!de atao inona le zaza!!sa we alaina dray kou ve ny taovany sa we hamidy sa inona dray!! trop mihitsy kah!!
i mimi zao no mahita vao2 tapatapany bdb fa bo alefao eto edina hevitra eee!!!  _________________
la vie n'est qu'un sourire, l'amour n'est qu'une histoire, vivez heureux, et restez cool
ato milay ee!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
planetmuzik
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 14 Juil 2008 Messages: 433
21.53 
|
|
nisy fangalarana olona teto fianar y-a pas 3 jours zay .
bandy 3 lahy no ilainy ka ny la**ka no tena ilain'dry lerony .
efa nahitana la**ka 6 tao amin'dra zoky ka tratra ny pitandro filaminana. to heo androany ny fitsarana hoe !!!!
fa tena mampiomehihy. _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranouraii
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 26 Nov 2006 Messages: 1049 Localisation: Ety ambony rahona 37.02 
|
|
| semigany a écrit: |
Fa impiry moa no afaka manao "preums"..?
 |
za wa tsy maintsy mimeme amin'ny zavatra soratan-ty olona iray ity foana
fa fait divers ray koa am zany resaka hala jaza zany:
il y a vingt ans, ou 25 ans je sais plus dé tsita ny zanaki ny ravavin ny tantine nay roa nilalao teo an tokotany. les parents se sont fait à l'idée hoe very zanaka zany avec le temps.
de nos jours (ôtran am film) hitan'ny dadany miasa tamin'olona (manao la bonne) ny iray dé tonga dé nifankalala ry zareo fa ny iray tsy hay mintsy hoe aiza. _________________ Profite du présent, demain ne t'appartients pas!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
nisy zazavavy kely 8 taona nitaingina bisiklety niaraka t@ mamany , nifahon`ny kamio ka maty tsy tsa-drano lay ankizy vavy kely lay mamany nihanahana fotsiny saiky lasa adala andro @ 11h15.
Samy mitondra bisklety iray avy izy mianaka, ny iray eo aloha ny iray ao aoriana, fa niparitaka hoa ny rà lay bisklety tsisy azo raisina intsony _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranouraii
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 26 Nov 2006 Messages: 1049 Localisation: Ety ambony rahona 37.02 
|
|
dégany be!!! _________________ Profite du présent, demain ne t'appartients pas!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7400 Localisation: sous le pommier 181.90 
|
|
kii trop be zany !! taiza io?? _________________
satria
tia
anao
aho..
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|