| Auteur |
Message |
killerdjchild
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 11 Oct 2005 Messages: 129 Localisation: L'enfer où tu iras j'irai aussi 9.59 
|
|
tapaka lesy zalah ny tsinaiko ato le, mahery lisany eh,grand lisany,mahay mi jeu role lisany sady mitaingina soavaly ihany.
fa ny tena tsy tsapan lisany de zao misy mbola grand noho lisany any, mitsikitsika fotsiny lery de miparitaka daoul ny kila retra hatr@ tapa aponga ka hatrany @ frigidera.
fa mbola lery koa no naharesy kofiboay mpiandry omby volavita alou hatr@ zao eh.
fa le souris wa nanao aôna iz @ zao,le mère ny aza t@ in saika tapaka lalandra ko,saika niporitsaka tery ny tsinainy.saika niakarapoka hatr@ mere le souris.
fa fidèle lesy elisany le,tsisy vadi kely fa vady be daoul,miaky a eh
PS:ary le kôfy malaza @ RTA in ary aiza? sao d kobon lisany  _________________ High way to Hell |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Tairo ary ny cpncourn'zay tena nanaja ny vadiny 'ndrndra tao:
Aleo anomezako anareo ny resultat hitako,
Hummmh hummmh,....
1er:killerdjchild
1er ex-aequo:Role
2ème: Cowboy
3ème:andriamiravaka
4ème:liaka
5ème:jabs (io no farany tsy fidel ndrindra ao)
Tsara Sipa lesy elà ra Cowboy leaza, quand je vois ses yeux, je vois les étoiles et même s'ils sont éteinds, .... Cowboy est toujours le sien...  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
Tena diso mihitsy zany n pronostikako l*l*, noheveriko fa za zao no voalohany, kay mbola any aloha daholo ny kôf rehetra, i killer ary moa no voalohany koa ,voanlery i andriamiravaka.
sao de misy tsolotra ity rang ity zalah ah
 _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7229 Localisation: °/~2-\` 261.54 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Tena azafady zalah fa tena tsy fidiny ho ahy ny nanaja ny vadiko nandritra ny fotoana maro nianarana tao @ Ecole tao a.
'Zay no naha 1er ahy.
Mba mianara ahy laisany fa tsy misy tsara noho ny fidèl e.
Awona koa igny resultat igny l*l*,..... Sa défa iny 'zany e  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7229 Localisation: °/~2-\` 261.54 
|
|
Fa efa samy hitantara iany wa zalah, fa nisy anle kofiboay ray iny an, kobonlisany ve lery ?
Fa lery wa manana Fan Club mintsy oe ireto daholo no mpankafy ahy, ny membre ao amlé Fan Club tsy voatery ho mpianatra ao daholo fa mizarazara amin'ny toerana samihafa, tendrombohitra fito moa sa roa amby folo ?
Fa tena pire koa fa misy tsy mifankafantara ny membre ao amlé Fan Club, misy mifankafantatra iany fa en général ry zareo tsy mifankafantatra fa samy mieritreritra oe za rery no membre ato
Henjana rah samy henjana zay bandy zay an!
Lay résultat zany d'efa iny é! Ny mahavoa anlisany manko dé tady hisouzy oé fa aona kosa ary ? Satria ve tao andakil i anona no teo akaikiny dé any @ TP i ann no binome-ny ? tssss, reny letsy no bandy tena miketrika reny ah !  _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
Resultat ???? mba kapteo DoC any lesy zalah ah, kôp lisany.
Henjana iz kah _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7229 Localisation: °/~2-\` 261.54 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Mandrian
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 16 Déc 2002 Messages: 9914 Localisation: Antananarivo, Madagascar 2053.59 
|
|
alefaso lé sarin lé couple fa tss
_________________

|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
mandrian >>> sa de hitanla ato n vadinla ka ho sosotra ato elah,hehe _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7229 Localisation: °/~2-\` 261.54 
|
|
Ie, hitanlah miaraka @ jabs, lery io manko no tena mpandripaka henjana...
role no fidèle ndrindra: joba ray mandritra ny 5 taona, tsy mijerijery any an-kafa mintsy hahaha  _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Mamp'me lesy lisany l*l*, io bandy manana fan club io zany no fidel 'ndrindra tao a, satria 1 ihany ny vadiny fa ny sisan'zay fan an'azy dôlidôly, Tadidiko io bandy io, tsika 1ère année lery efa namarana tao @ tanana
Fa ny tsy tsapan'lisany koa dé zao, misy kofiba 'ray zay a on l'appelle le poète du 21ème siècle à cause de ses nombreux talents (chapeau monsieur). 'Zany bandy zany mahavita manao déclaration d'amour @ tableau d'affichage mintsy fa lay joba mintsy t@ zay no maivandoha .
Sady tsara tsiky lesy zay kofiba ray zay l*l* (kalma oa dé m'sourira )
hoy ny Ntaolo razambentsika "aza sodokan'ny omby volavita fa ny vadindrahavaviny ihany no mahazo mihinana azy". |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
liaka
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 11 Nov 2005 Messages: 9
0.44 
|
|
, Fa zao hoa zalah momba io Resultat io, jerevo tsara nge zao fa hoamidin'lery zao lery Major io, hitadiavany mpividy dia zay mahasaky mividy azy ambony indrindra ndray no voalohany.
Tadidin'laisany moa lay tantara nivarotra fizokiana (Jakoba sy Esao)@ Baiboly iny? otran'iny mintsy zao ny film hipoitra. satria raha Bandy lohambizina igny?
Dia ny Bandy hividy anazy 'zao ry Ra Henabôl 'reny, satria reny manko mora ivarotana zavtra zay (tadidin'laisany lay flash Disk igny ).
Tsisy kilema mintsy lesy lisany l*l*,....
 _________________ Tano ny haza fa sarotsa ny mila |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
he!he!
ho arako doly ny tantara rah miiiiiiiditra ato matetika za.
ampiompio iany fa otsany interessant iz zany.
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Resa-delahy ny ato Vinahmalala a, ndry ange zao tonga dé sur za fa fidèle foana e, 'reto kofa ato reto no tena infidel aby, mpampirafy, tsisy kilema, mpangalabadin'olona, mamolava, mpaka Doc , ... etsetra etsetra e.
Fa 'zao zalah a, iza ndray ao @ administration ao no tena fidèl ndrindra, Ra Dir ve sa Ra Secpal . |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|