| Auteur |
Message |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7222 Localisation: °/~2-\` 260.62 
|
|
tssss, hanitatra resaka ndray ry role zany !
edited by cowboy (kalméo iany)
 _________________
Take my heart and please don't break it

Dernière édition par cowboy le Mar 06 Déc, 2005 17:31:37; édité 1 fois |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.19 
|
|
"Misaotra anao zahay noho ny hanina sy ny zavatsoa maro nomenao anay", amen (hahahahaha.... ).
edited by cowboy (kalméo iany) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
quicksilver
Médaille: Bois


Inscrit le: 20 Oct 2005 Messages: 55
1.85 
|
|
Mba mangina ry reto a, aiza ampidirina ato ny resaka admin fa idiran doza eo any.
maninona ndray moa raha miresaka mpitacl e kopy elisany.
mba tsidiho kely ny ohabolan'i role.
Elisany sady fildèle no mbola tacleur kozy eh miaky za wa.
Ary mba aiza ho aiza ao ary ny rang ko sô adinon lisany e.
I killer zao tsy kobo tsony nefa mba voalohany ihany lery.
Ny hazo avo marina halan drivotra ko.
Bye lesy ry killer a.
any @ nanata mifankahita |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
| cowboy a écrit: |
aona ary zany lisany amin'ito sary ito
oka letsy fa tapaka ny tsinaiko lé aza, ahahaaahahahha (afaka mandihy kilalaka lisany hihihi)
rah mbola tsy ampy anlisany io dé mbola azo ampina hihihi, mbola misy trop be aty hihih  |
iza nama io sipa io fa tena ts koboko mints mandrakizao de aleoko manontany?  _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
| role a écrit: |
Tairo ary ny cpncourn'zay tena nanaja ny vadiny 'ndrndra tao:
Aleo anomezako anareo ny resultat hitako,
Hummmh hummmh,....
1er:killerdjchild
1er ex-aequo:Role
2ème: Cowboy
3ème:andriamiravaka
4ème:liaka
5ème:jabs (io no farany tsy fidel ndrindra ao)
Tsara Sipa lesy elà ra Cowboy leaza, quand je vois ses yeux, je vois les étoiles et même s'ils sont éteinds, .... Cowboy est toujours le sien...  |
za alou ts pour anio rang io e!zao ndray no fahitako azy an:
1er:jabs
1er ex-aequo:killerdjchild
2ème: Cowboy
3ème:andriamiravaka
5ème:Role
satria:
rajabs anie lesy zalah iny joba ray iny ihany hatramin'niarahanizy mitsam e,de sanatria ve ts kobon'lisany zany?lery ary efa tena nanao effort be tsisy otrizany
ra child ndray de iny sipa ray iny ihany no nocapteny hatramizay,na dia... aza
ra role ndray de miala tsiny fa ny bainga no porofon'ny asa [/b] _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7222 Localisation: °/~2-\` 260.62 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
admettons alor!
reste à prouver.  _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.19 
|
|
| vinahmalala a écrit: |
[...]
za alou ts pour anio rang io e!zao ndray no fahitako azy an:
1er:jabs
1er ex-aequo:killerdjchild
2ème: Cowboy
3ème:andriamiravaka
5ème:Role
|
Rang misy risoriso rangah io a,taiza koù ndry no nahita anah namitaka an'lay tokako iny, Rika a
| vinahmalala a écrit: |
rajabs anie lesy zalah iny joba ray iny ihany hatramin'niarahanizy mitsam e,de sanatria ve ts kobon'lisany zany?lery ary efa tena nanao effort be tsisy otrizany
|
Aza enjehina kosa rangah lery raha mba fitaratra ho an'ny be sy ny maro a
Ary ndry miseho ho hendry io moa e, mba fidèle ve ndry tao, tandremo asiana kiandragnoandragno ty modo a, tsy hoe zanaka natrano io dé tsy azo analana, fa anakapela io manko raha madiditsa zay ihany.Aho dé nahita raha be fa tsa hitarogna  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Atity
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2005 Messages: 119
2.29 
|
|
| Iza marina no tena Fidele tao ianareo mianakavy e raha jereko eto mantsy toa samy tsy misy kou |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranavalona
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 30 Mai 2005 Messages: 4419
102.86 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
| cowboy a écrit: |
nonnn !!!!
rôle est le plus fidèèèèèleuhhhh !!! |
| vinahmalala a écrit: |
admettons alor!
reste à prouver. |
zany ono e, role no tena fidèle e!!!
fa za kou alou ts mino rah ts maita e, donc prouvévo  _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
ary i tsitsi toa tsy mba alahatr' i lisany ato eh,ehh sao dia tsy mety ity zalah ah _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
elah ary zao koa vo hita aty antsena kou!
varina taiza ary?sa tany @ vady amanjanaka?
i tsitsi mou de tsy miantsena mintsy sa tohin'ny tany @ tanàna ihany?lery mantsy to manome sosy fotsiny fa ts metsena.ngamba zany no tsy ahitana azy ato!
fa toi alou grave rah resaka fidelité io ry jabs e, tsisy maditra ts ho hendry marina alou @ resaka io e!
ry jabs ve nama no tokampo @zao!ho!ho!ho!
aiza no tsy ho fidèle eo nefa e!
 _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
EHHHH, miomana daholo nareo fa efa akaiky ny raharahanay an!
Ity no ho solon'ny fanasana  _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
tapa-kevitra an!
so de mba oena ny ataondry zalah gisitra @ty tantara ty ary toi de te hanaporofo fotsin nefa ts tena vonona...hein,tandremo zany ra jabs an!
sa de efa niova marina ve elah ty e!hi!hi!hi
mitsodrano e, miteraha 7lahy 7vavy e!
 _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|