| Auteur |
Message |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
| jabs a écrit: |
EHHHH, miomana daholo nareo fa efa akaiky ny raharahanay an!
Ity no ho solon'ny fanasana  |
hatao ono ny raharahan-dry jabs, ha!ha!ha!ha!
ataovy matotra letia e, ha!ha!ha!ha!
tapaka ny tsinaiko letia e!ha!ha!ha!ha!
kozy ve zany?
ho!ho!ho!  _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
| vinahmalala a écrit: |
tapa-kevitra an!
so de mba oena ny ataondry zalah gisitra @ty tantara ty ary toi de te hanaporofo fotsin nefa ts tena vonona...hein,tandremo zany ra jabs an!
sa de efa niova marina ve elah ty e!hi!hi!hi
mitsodrano e, miteraha 7lahy 7vavy e!
 |
Aza atao an'zany kosa ny olona refa vonona e, Ny olona refa sendra ny tiany dia Mariazy sisa anie e.
Jabs>> Efa miomana mintsy zay zao, efa nahazo ny akanjo ho entina any zay e,ny mariazin'la atao haningana, dia tsy ao @ mariazin'la zay no hisotro toaka fa any ivelany.
Sambatra lesy zay mahazo an'la ty ry baina le, kôzy e, nahazo grand. _________________
Si ton passé t'ennui, prend le de vitesse |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
eh, fa en fait, atao raharaha miaraka @iza mou ty elah ry jabs?
so de mba i RO  _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
| role a écrit: |
[...]
Jabs>> Efa miomana mintsy zay zao, efa nahazo ny akanjo ho entina any zay e,ny mariazin'la atao haningana, dia tsy ao @ mariazin'la zay no hisotro toaka fa any ivelany.
Sambatra lesy zay mahazo an'la ty ry baina le, kôzy e, nahazo grand. |
>>>ie aza manantena ny hahita toaka ao lisany  _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
fa ngah sitrana ty jabs e, sa tsy tin'madama le toaka?de sanatria ve efa niova?
idiran'vitsika @zany nge e!!  _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Tena mbola vao mainka voaporofo ny teniko tery ambony hoe ,sambatra lesy zay hanambady an'la ty ry grnd letia e, na toaka ary tsy ho hita ao @ mariazin'la, au lieu de champagne zany ny ao dé Jus de fruit daholo an, _________________
Si ton passé t'ennui, prend le de vitesse |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
idiran'vitsika @zany fa tandremo an,
tokantrano feno vitsika zany ts milay, mba aleo le tokantrano manimanitra kou. _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
| role a écrit: |
| Tena mbola vao mainka voaporofo ny teniko tery ambony hoe ,sambatra lesy zay hanambady an'la ty ry grnd letia e, na toaka ary tsy ho hita ao @ mariazin'la, au lieu de champagne zany ny ao dé Jus de fruit daholo an, |
Tena miezaka ny manaporofo mihitsy za fa izay ve vao tsapan'lisany ?
 _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Zay aloù no tsapanay e, sady zay koù ange efa manjaitra palitao mintsy zao @io e.
GRAND lesy elà ry Grand l*l*. _________________
Si ton passé t'ennui, prend le de vitesse |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
miomana @fety be fa ho vita ny raharahan'ny jabs  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
aleo @zay ry zalahy ajanona ny revy fa efa ny kandra izao no malaza  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ryand
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 22 Sep 2007 Messages: 41
0.00 
|
|
c'est nul je préfère squatter dans les fun  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|