| Auteur |
Message |
holmi
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 22 Aoû 2008 Messages: 2
2.65 
|
|
Vaovao hita tao @ gazety TELO NOHOREFEY androany Zoma 22 Aogositra 2008.
Voalaza tao @ io gazety io fa nalain'ny fitondrana Ravalomanana an-keriny ny volan'Antananarivo.Ny antony dia misy hono ny trosa ka tsy maintsy alohan'ny commune io trosa io . Ny mahagaga anefa dia efa be n'ny Tanàna koa ny filoha @ izao fotoana izao teo aloha ka naninona tsy hitany izany t@ androny fa izao vao mipoitra izany resaka izany?
Sa ahoana hoy ianareo? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4900
2.32 
|
|
Bonne question! Aiza indray i Tanamasoandro hamaly an'izay?
Tim ô! tim! fufu  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
el_nazo
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 17 Juil 2008 Messages: 176 Localisation: Naz'land (Pole Ouest io) 13.37 
|
|
Trosa hatramin'ny oviana aloha ilay izy e ?
Raha toa mantsy ka tao afaran'ny naha teo an'i "Vous savez qui" de mety ho azo ekena ihany ilay fihetsika.
Azo ekena ihany .... nefa an fa tsy hoe tena azo ekena.
fa raha toa ka izy teo de efa nisy ilay izy ... de izy mintsy no tena tsy ao. _________________
"........Le fait que le monde soit peuple de crétins permet a certain de nous de ne pas se faire remarquer........" Le Naze |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
planetmuzik
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 14 Juil 2008 Messages: 433
21.53 
|
|
bonne question mintsy izany.
f zao aloh tenmarina kos ve lony zany soa bilaon'ny telonorefey? _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
planetmuzik
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 14 Juil 2008 Messages: 433
21.53 
|
|
bonne question mintsy izany.
f zao aloh tenmarina kos ve lony zany soa bilaon'ny telonorefey? _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bob_morane
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 18 Aoû 2008 Messages: 405
40.89 
|
|
Efa misy sujet miresaka an-io aloha mandende any é!
Vaovao hitako tao amin-ny tribune: ilay trosa dia niatomboka tamin-ny années 80...
nandalo teo ny maires firy tsy nisy resaka izany trosa zany...
Aona moa no afahan-ny commune miasa sy mi-fonctionne correctement raha ohatra kosa ny recette 1 taona tonga dia gelé?
Tsy misy ve mba hoe échelonnement andoavan trosa fa tonga dia hoe recette 1an!!!!!?????? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4900
2.32 
|
|
Sady ny mahagaga ahy koa dia firy ireo tonga teo @io toerana io nefa tsy norarahina hatr@zay raha tsy hiteny afa-tsy i Ramiaramanana, Rafalimanana, Rajemison Rakotomaharo, ary indrindra t@ i Ravalomanana teo
Dé mbola misy mahasahy miteny kosa ve fa rariny izany  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
hathor
Médaille: Argent


Inscrit le: 11 Jan 2008 Messages: 520
17.60 
|
|
Ny fahitako azy dia lesona nomen'i Bainina ho an'i zAndrikely io. Ny rehetra mahalala fa tsy misy entité tsy manana trosa eto @ty fanjakana ty, ary tsy misy afaka ny handoa izany. zAndry nefa nikôzy t@voalohany hoe matin-trosa ny mairie ka aleo aloha aloha ireo,....dia alohavy ary oziz Bainina koa
ninan&man _________________ Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy
concours photos ato mifidy ô |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7594
249.71 
|
|
hoy ny zokiolona izay hoe tsy mitovy ny kilasy nianarana, samy hafa ny làla-nodiavina...
ny vava no tsy atao aloha ny mamerina azy no sarotra...  _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
el_nazo
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 17 Juil 2008 Messages: 176 Localisation: Naz'land (Pole Ouest io) 13.37 
|
|
Ko raha izany anie no izy ry Sherkan tokony i "Tu sais qui" no ho pehana voalohany e.
Lery manao vava be io. Ataony oe tsy tadidin'ny olona ngah ny resany oe "Ny vola misy fa ny hampiasana azy no tsy misy" ... _________________
"........Le fait que le monde soit peuple de crétins permet a certain de nous de ne pas se faire remarquer........" Le Naze |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7594
249.71 
|
|
oadray... peho izy koa izany anagaha olana...
fa nisy ilay vola nisy fotoana fa ny gasy no tsy nahay nanararaotra... si, nanao ihany ka fa bizna kely à gauche à droite mi-démarcher vazaha/sinoa/karana...
hoy ilay vazaha technicien tao amin'i IRD/CIRAD izay hoe "petits joueurs qui veulent gagner la lune"... _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rharijaona
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 10 Sep 2003 Messages: 6537 Localisation: Tananarive 112.84 
|
|
Le maire est actuellement en train de reconsulter ses conseillers "spéciaux".
Les enquêteurs (sondages) sont également descendus depuis quelques jours sur terrain.
Ça va chauffer mes mecs
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2932 Localisation: any e! 95.59 
|
|
satria tsy lany maire ingahy Hery Rafalimanana dia ita @zay ny trou nisy tao @commune h@zay fa tsy afaka nafenina tsony, dettes efa t@taon-jato faha firy kosa ve no asaina alohan'i Andry TGV
ny atahorako fotsiny oe mety ho gadrain'dieu le père io maire kely io ohatran'ny anovany anzay manelingelina azy h@zay _________________
on verra
Dernière édition par kassi le Mar 26 Aoû, 2008 09:10:06; édité 1 fois |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 2323.42 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
bob_morane
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 18 Aoû 2008 Messages: 405
40.89 
|
|
Sady tsy tia concurrence, tsy mahazaka critiques...
Je voudrais aussi faire remarquer ce que j'ai lu dans Tribune que la plupart des dettes de Mada ont été annulé pas les bailleurs de fonds. Vous imaginez un peu la mauvaise foi!? Alors même que des dettes de plusieurs milliards de dollars lui ont été retiré, ce gouvernement ne consent même pas à annuler une "petite" dette mille fois moins importante!
Ils font preuve de beaucoup d'égoisme je trouve et c'est la population de vohitsara qui trinque!
Et puis encore une chose! S'ils retiennent 1 an de recette à la commune, comment va t-elle faire pour payer ses salariés!? Faut pas croire que ce sont tous des TGV qui y travaillent. Ils y beaucoup de personnes qui galèrent dans la vie qui travaille à la commune. Comment vont-ils faire!!???
Ne serait-ce que pour ça, personne ne devrait-cautionner ce geste ignoble! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|