| Auteur |
Message |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
| rapapah a écrit: |
koboko daholo reny ry zalah !
fa izao tadidin'ialahy isany ve i clara t@ 4eme A ny mast tao andakil iny de refa avy eo tratrandra solofo de ozy ra tsolofo aleo ho eo .Lery @io birika be ha ha ha refa taty aoriana de nokozinay sy rôle t@ Tata de nanontanian'i clara i tata hoe iza no nikaozy an'izany de ou6 be lery refa kobony hoe i zahay ha ha ha |
, eoa , tadidiko igny l*l*, dia latsaka teo @ rindrina teo ny an'lery tamin'iny.
Avy eo ny an'lery tsy mihidy igny no nentina tany amindra Sabin. .
Hoy ra Solofo (ravala) t@iny,
RaSolofo:Ra Clara, awona io e, awona ty
dia saika nampidirindra Clara ny an'lery dia hoy ra solofo
RaSolofo:Avelao @io, aza ampidirina, fa reim's ny an'lery hoa dia nalazo, tonga dé kobo be mintsy e.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
liaka
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 11 Nov 2005 Messages: 9
0.44 
|
|
Hahahahaha, ao ndraika aloù ia hihomehy fa tsiahiko aby zao raha tantarain'laisany zao.
Tadidin'laisany koa ve RA Botity t@ 3ème? vao mikaozy Ra Botity fotsiny za defa mihomehy
Lery iny manko tsa tiany mintsy hoe refa miditsa reny na mirava dé Bandy mpianatra no mitarika fivavahana.
dia Rafaly zany mbola nitapitapy nitarika ihany,...
miditra @ hariva igny tsara,
Rafaly:@ anaran'ny ray sy ny zanaka sy ny ......
Rabotity:Ia zay ia zay ia zay,
Rafaly:ia Ramose,....
Rabotity:chinkchent(500) fois @ anarany ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina amena anah rampitso, efa tenenina fa tsy mahazo mitarika fivavahana mbola mitarika ihany.
Rafaly:
Dé nanao Ra Faly..... hihihi  _________________ Tano ny haza fa sarotsa ny mila |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
reto tena olona tsy mamely mintsy!
zao kay ny raha ataondrikisany? olo vo ts 4eme aby de efa gangsa be otrizany?
tsa menatsa!!!!!!!
manalkabaraka ny mpianatry ny xav. _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Agnay koa ary 4ème defa nikôty sy niara natory t@ sipa,dé agnay zany no atao hoe gangsa amindrika,
Rika ra Zaz'ty ka, tsa mahalala ny atao hoe gangsa tokoa rika,
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
ka zany gafy zany miaraka @ @zao ve ry role ts zany no atao oe gangsa?
sa inona koa?zany degat efa vitanareo, ny fantatro fotsin no efa mampiteny ny moana, maika fa izay tsy fantatra.
tsy izestevana akory zany a!
de aza be rika koa kaaaaaaa!!!  _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Handriao rika e, tsa megnatsa mnopanopa aty agnaty olo aty,
Hein leha tsa sipa rika efa naheno opa tsa homby sofigna, mitoera soa ra zaz'ty fa heinkin , aza mifanala baraka mintsy aty agnaty olo aty.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
, kou izy ve ataon'la rika aty anaty olo aty kouuuuuuu.
toi,ihany anie io e...
ok ajanona ny fanalana fa ts zakan' role.
mahatsiaro ho voatifitra izy de ts mety. _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranavalona
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 30 Mai 2005 Messages: 4419
102.86 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
 _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
| cowboy a écrit: |
inn koa ono no mapné an'i shakira eo ?
hahaha  |
Ina leka ro mahamahigna an'la ishakira veu
Vinahmalala&shakira>>tairo ary ny fanalana e, zay voa manodidina an  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
isaky ny miditra ato @ forum ia de tonga saina fona oe tena interessant iany ty site ty, hay zany tena mila manao misàjour mints ty za ty.@zao alou kely sisa de maharaka e!
role, mataty analana ndray ngah izato izy?  _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
| Shakira>> Kalma hoa ndry dé m'sourira, Ay zany kobondry ny move jiaby?? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|