| Auteur |
Message |
killerdjchild
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 11 Oct 2005 Messages: 129 Localisation: L'enfer où tu iras j'irai aussi 9.59 
|
|
Be ny gafy vitan'ny mpianatra tao,hatrany @ kely ndrindra ka hatrany @ zokiny indrindra.
Zay zao t@ 6ème nisy mitoraka lakre prof,misy manapaka lakle anaty lavaka hidin'ny varavarana,misy manisy laigno mena anaty casier.
Misy mints ary mi must anaty salle de classe de alefan dry lerony @ parquet eo le izy.
be dia be fa mba lazao ze hitanareo tena henjana. _________________ High way to Hell |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
laingo maimbo kosa fa tsy laingo mena é!
fa zao tadidinlisany ve ra-jackson, dé refa raikitra ny interro tampotampoka oé "mandraisa double feuille" hoiz ny prof, dé ra-jackson tsy mila manongotra kahié fa mivandraka kofy boay kelikely eo akaiky eo dé manome double feuille ho azy lé kofy boay sinon voabonika refa mirava hihihi
za aloha efa nanome é _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
inona letsy no tena dégat vitan lisany tao @ raxav ?
nénah aloha ray zay iany é:
t@ 3°T nanafina ny carnet de correspondance an-dRaRija, dé lé izy ara tsy za akory no tena niketrika anle izy fa zahay sy Rabedaoro ngambany iny.
Fa refa avy eo convoqué tany @ Prefet (ra-gargouille) fa nofelahan'lery tao @ biraon'lery tao sady mise en pied. Saika oé hovaliako fahatany any lery tamin'io saingy nieritreritra oe mbola hibosy ao @ la Tech dé aleo mijanona.
fa trop fa tonga tany am-bovo fa mbola voadaroka tamin'dRabaina koa.
Litika troppp !!! _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
tadidiko koa ny fitsirihandry zalah an'i Mme Martine ,Dé mifaninana mintsy ry lerony mijery hahahaha ,
Dé tadidiko koa 'lay kofa nanapôka pétard t@ 5ème, dé hoy ra Sabin, Iza no nanapôka an'lay Peintard, sady tajy @io mbola mizesta be ihany,
(...A suivre...)  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Ny anah aloù maromaro ihany fa ny tena nampihomehy 'ndrindra no aleo hotantaraina eto.
Nitondra Kajaha anay t@ Terminale dia nohanina mandritra ny heure d'étude maraina iny dia tratra. Dia navoaka aby ny 'ray kilasy dia mise à pieds, juste 2 semaines talohan'ny Bacc io,
Di 'lay mbola miandry 'zay hiafarany eo ivelan'ny kolejy iny ny kil no nandalo RALAMBOZAFY(vô mikôzy io anarana io fotsiny lesy za dé efa te himeh lélé, ) dia nanontany lery,
RALAMBOZAFY : Nanina Nareo?
IAHO: Nihinana Kajaha anay ramose dé mise à pieds
RALAMBOZAFY : Eko aia ny anajarako ....
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
quicksilver
Médaille: Bois


Inscrit le: 20 Oct 2005 Messages: 55
1.85 
|
|
mapome lesy lisany zany le.
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
quicksilver
Médaille: Bois


Inscrit le: 20 Oct 2005 Messages: 55
1.85 
|
|
Bon za tsy de nisy dégat natao firy fa ny classe nisy anah no henjana @ dégat ndrindra.Nanomboka 3°T ka hatrany @ terminal.
Be lesy zay ry zalah,aleo atomboko le izy de tohizan la ry...
T@ 3°T zany nisy kôfy nifamaly t@ prof de malagasy zay ZORRO no surnom ny.
Rangitra Zorro ka (tsy namôka épée akory ) fa tonga d nanondrotra tanan'akanjo,lasa TYSON ndray lery teo.
Raikitra tao an dakil ny kombaka tsy nisy nampisaraka fa zara aza misy combat na prof sy mpianatra jerena ko,tena totohondry zany ka totohondry...
Tonga naisa hatr@ prefet (Ra ...iza moa izy teo le...) ra kobon, lisany le iz de kôzio. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
andriamiravaka
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 28 Sep 2005 Messages: 44 Localisation: Somewhere 1.59 
|
|
Ary tadidin'lisany koa ve 'zalahy 'lay ra Sabin nahita vônina Voamadilo tao andakila t@ 4ème dia hoy lery,
Sabin: Fa iza no ninana an'lay vônina vômadillllllllllllllllllllllllllllllllllla,
..... Tsisy mikôzy ny kôfy boay kely,
Sabin:Ay refa tsisy hikôzy laisany dé mandraisa ttsy kely dé fidio hoe iza no tena mihinankanina ato @ lisany ato.
Nony nisaina @ zay ny vato dé ra Jackson angamba ny 98% tao.. dé hoy lery..
Jackson:tsa mba ia 'rery frera no nihinana fa Ra Sébastien no tena nihinana betsaka,hahaha,
dé hoy koa @ zany ra Sébas
Sébastien:Lengany zao frera fa nanary ny vôniny fotsiny no nataoko fa ia tsa nihinana
t@ zany mbola misy sahy manoratra ihany @ fifidianana hoe RaSabin _________________ Positive ta vie et ta vie sera Positive |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
andriamiravaka
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 28 Sep 2005 Messages: 44 Localisation: Somewhere 1.59 
|
|
Nisy dégat 'ray koa 'ty nataondRa Jeannick ('lay mibegaye be sady soba igny leka),
Avy ny orana t@io dé t@ Mme Martine ny cours t@ 3ème a,dé tara ra Jeannick dia hoy madama,
Mme Martine:Jeannick fa maninona ndray enao no tara
Jeannick:lel..llllle....lellllllellllllllle...lel....llllllllena anay madama dé nialoka (ataovy kôzy mibegayer moa)  _________________ Positive ta vie et ta vie sera Positive |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
liaka
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 11 Nov 2005 Messages: 9
0.44 
|
|
Mba mampmé koa leka laisany 'zao,
Eko tadidin'laisany ve RABEMIZA Basile, mba namp'me koa leka rangah igny...
Lery nitantara Bina sy Kemba igny, lery nitantara Tratray, ....
Ary ela leka 'zao ra Cowboy miasa aia, ia manko zao mamboatra page web no asako dé 3.000.000 ny page 'raika amboariko.
Sao dia mba mahita kil elà.
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
taibe koa elah rah hitantara an!
za tapaka fona ny tsinaiko rah vo mamaky anle izy, tadidiko tsara doly manko ny ambiansy amzany !!!
za letsy te hiverina hibosy any lé aza hihihih  _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
Rabemiza basile:
mpitantara ny tratray, bina sy kemba, voromby, etc hahaha
lery amreny mivarotra sujet malagasy amind-Radapôly (sefon'ny mpitriche henjana trop mintsy)
 _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rapapah
Médaille: Papier


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2005 Messages: 18
0.06 
|
|
koboko daholo reny ry zalah !
fa izao tadidin'ialahy isany ve i clara t@ 4eme A ny mast tao andakil iny de refa avy eo tratrandra solofo de ozy ra tsolofo aleo ho eo .Lery @io birika be ha ha ha refa taty aoriana de nokozinay sy rôle t@ Tata de nanontanian'i clara i tata hoe iza no nikaozy an'izany de ou6 be lery refa kobony hoe i zahay ha ha ha |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 261.72 
|
|
aona koa zany mi-masta any andakilasy zany le aza,
efa henonkenoko iany lay tantara fa nataoko oe fanalàna fotsiny fa tsy resaka seriouzzzz.
hummm ahitana zavatra iany ty fialana sakany ty an ! _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|