| Auteur |
Message |
Glita
Médaille: Coton


Inscrit le: 08 Oct 2008 Messages: 2
0.71 
|
|
Ahôna izy ireny é?? ary aiza no tsy mba heno lôtra?? na ny hira zafindraony io na ny hira natokana ho amizany mihintsy...Mahagaga fa dia misy mahafinaritra izy ireny nefa dia tsy misy sahy miresaka lôtra, ary misy tena mpanao azy tokoa.... tena pro  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rikku
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 19 Aoû 2005 Messages: 8484 Localisation: Zanarkand 175.16 
|
|
Tsy dia heno satria tsy dia misy maty. Tant mieux non ? _________________
[En mode associale] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
farell
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 5721 Localisation: Valley of Varden 118.02 
|
|
Ouais, sinon je suis sur le point de mourrir alors il va y avoir plein qui vont se faire entendre... _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7695 Localisation: sous le pommier 195.59 
|
|
aza avela ahalala - fafah _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2970 Localisation: any e! 96.55 
|
|
hiram-pivavahana ny tena betsaka fa misy be dia be aloha e!
misy cousin-anay zay mpanafika fiandrasa-paty dia misy groupe groupe mihitsy dia mifaninana izy foana no mitarika anzay hira atao _________________
on verra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
farell
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 5721 Localisation: Valley of Varden 118.02 
|
|
Bal mitrembona na Bal midongy no fiantsoana an'reny any aminay... _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
ça me fout la chair de poule ce sujet _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
joahary
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 30 Mai 2007 Messages: 4345
17.38 
|
|
Dia ato mo zany manisy tonon-kira sa miresadresaka ireny hira amin'ny fiandrasa-paty ireny fotsiny? _________________ Mampite hanafosafo kara tsiokan-dranomasigny.
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranouraii
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 26 Nov 2006 Messages: 1091 Localisation: Ety ambony rahona 39.96 
|
|
le sujet a du mal à demarrer dites moi ndray mandeha, à la mort d'un oncle, "ils" ont chanté "ry fahafatesana ô aiza moa ny herinao" Je me suis dis hoe "io mihinjitra io ko" _________________ Profite du présent, demain ne t'appartients pas!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
prissia
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Juil 2008 Messages: 97
20.32 
|
|
| ranorai> Dans cette chanson, c'est la mort de l'âme dont on parle pas celle du corps. Le corps est mort mais non l'âme, l'esprit. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Glita
Médaille: Coton


Inscrit le: 08 Oct 2008 Messages: 2
0.71 
|
|
Ny tanjon'ny sujet dia, mba hiresadresahana ireny hira ireny satria hira ihany koa izy ireny ary misy ny mahafinaritra( aza raisina ho'é misy maty foana kosa vao hatao na ho resahana),manarak'izany dia afaka mametraka hira eto surtout ireny hira mapmé miova tonony ireny(mba hahatonga fihomehezana)par ex : betsaka izy ireny no ovain-dry zalah ny tonony,aleo resahana ihany fa misy mahatsara azy.
Tantara iray niseho tena nisy (atao fohifohy):maty ny zakan'ilay ramatoa,nampalahelo bé,tonga ny mpamangy sns...raikitra ny hira sns,avy eo torana tampoka ilay ramatoa,ny antony dia tsy zatra naheno an'ireny hira ireny izy dia vita bé,nefa raha nozarina nihaino an'ireny izy mety mba hafahafa taminy ny naheno an'ireny,avy eo mou dia tena maty ihany koa ilay ramatoa ,nampalahelo bé.Izay no antony ho'é ndao mba resadresahana ary atao @ resaka mapmé lé izy,fitantaràna zavatra mapmé tany am-piandrasapaty ohatra sns hirahira sns,aleo atao amim-pimémézana fa aza raisina @ lé coté négatif  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9679
85.27 
|
|
Tena efa amam-polotaonany maro no tsy niandrasako faty sy nandevenako fa ny hany mba tsaroako zao dia ilay hira manao hoe ..... raiso ny tanako ity tamy aho e, titami (inty tamy) aho raiko malala o...
... sy ilay hoe Jesoa nitaingina bemoto mahazo tezitra zay te hotezitra  _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
el_nazo
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 17 Juil 2008 Messages: 181 Localisation: Naz'land (Pole Ouest io) 13.48 
|
|
| Glita a écrit: |
...maty ny zakan(Saka le saik notenen-toi sa Zaka sa ...)'ilay ramatoa,nampalahelo bé,tonga ny mpamangy sns...  |
Zah alou tsy aiko nareo fa tiko ny Zafindraony.
Hitanareo le arrangement otran somary mikorontana kely iny de ref av eo misôty Octave ray ny feon zareo....
c'est trop marrant non ? _________________
"........Le fait que le monde soit peuplé de crétins permet a certain de nous de ne pas se faire remarquer........" Le Naze |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
arindra
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 24 Juil 2007 Messages: 2043 Localisation: aty aminay 6.65 
|
|
le hira oe : "iny lalana iny" ndray zao no tena ôtrany malaza any @ fiandrasa-paty any _________________ Exiges beaucoup de toi-même et attends peu des autres
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7695 Localisation: sous le pommier 195.59 
|
|
zavatra napme nandritra famangina maman ankizy teo akaikinay
nisy namangy, de teo ampanolorana anle valopy kely iny, de le ferapara niforitra no nameny, de tsy nisy nahita..
kanjo tonga saina ilay nanome anle valopy de tounde nosintominy teny an-tanan'ilay oul ilay ferapara de natakalony anle valopy tena izy..
de vo nivoka zareo de tapatsinay ny iray trano. _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|