| Auteur |
Message |
farell
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 10022 Localisation: Eo akaikiny... 
|
|
who is you?  _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Nova

Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 24410 Localisation: Sitka (Alaska) 
|
|
| mamzeltsoa a écrit: |
on se la joue beau gosse Tsiky an,mba modeste oa ftss!!
za lasa leo fcbk |
Who are you? have we ever met
On se connait?
za beau gosse ka fa ahoana? enchanté  _________________
so what |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 10801

|
|
za aloha tena tsy dakôro @ty resaka bôgôsy bôgôsy ty e! iza no nilaza fa i tsyki no tena bôgôsy ato? auto-proclamation ve sa auto-tsanga-tanana sa auto-an-kitsapaka? tsy rariny mihitsy zao fa za mangataka fihaonan'ny rehetra mba hilaminan'izao zavatra izao. Vonona ny hirotsaka an-dalambe mihitsy zahay eo @kianjan'ny actualités raha mbola mitohy izao zava-mitranga izao. Aiza ho aiza ny zon'ny mpikambana? Tsy fanaovana tsinotsinona ny lalàna mifehy ny sehatra ve izao?
Voahitsakitsaka tanteraka ny hasin'ny tsenagasy ka manentana ireo rehetra mahatsiaro tena ho voadona mba hiara-hirohotra haneho ny safidintsika eo @kianjan'ny actualité rahampitso @6.30 hariva. Mitondrà bandéroll sy tiserta ary lambakely ahofahofa, atao volomparasy ny loko iraisantsika ho mariky ny firaisam-pontsika.
"Tsyki, bogossitude NON!"
"Aza miala @Papango wa eeeee" _________________ Je voudrais être un PC pour pouvoir redémarrer ma vie en mode sans échec ouz |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamzeltsoa
Médaille: Papier

Sexe:  Inscrit le: 26 Fév 2010 Messages: 16 Localisation: quelque part dans l´espace 
|
|
| farell a écrit: |
who is you?  |
tokony ataonao bienvenue a zao^^
Tsyki< taiza ary ooooo???!!
enao nge mi décl foana oe bôgôsy eto e
ts aik lou e, fa mb modeste oa  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamzeltsoa
Médaille: Papier

Sexe:  Inscrit le: 26 Fév 2010 Messages: 16 Localisation: quelque part dans l´espace 
|
|
| Ntaolo Zandriny a écrit: |
za aloha tena tsy dakôro @ty resaka bôgôsy bôgôsy ty e! iza no nilaza fa i tsyki no tena bôgôsy ato? auto-proclamation ve sa auto-tsanga-tanana sa auto-an-kitsapaka? tsy rariny mihitsy zao fa za mangataka fihaonan'ny rehetra mba hilaminan'izao zavatra izao. Vonona ny hirotsaka an-dalambe mihitsy zahay eo @kianjan'ny actualités raha mbola mitohy izao zava-mitranga izao. Aiza ho aiza ny zon'ny mpikambana? Tsy fanaovana tsinotsinona ny lalàna mifehy ny sehatra ve izao?
Voahitsakitsaka tanteraka ny hasin'ny tsenagasy ka manentana ireo rehetra mahatsiaro tena ho voadona mba hiara-hirohotra haneho ny safidintsika eo @kianjan'ny actualité rahampitso @6.30 hariva. Mitondrà bandéroll sy tiserta ary lambakely ahofahofa, atao volomparasy ny loko iraisantsika ho mariky ny firaisam-pontsika.
"Tsyki, bogossitude NON!"
"Aza miala @Papango wa eeeee" |
tsy tahotra, tsy henatra.... hihihi
calm d mi sourira oa, ny Ntaolo kou nge tsy ambakan´ny hafa e^^  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamzeltsoa
Médaille: Papier

Sexe:  Inscrit le: 26 Fév 2010 Messages: 16 Localisation: quelque part dans l´espace 
|
|
| tsyki a écrit: |
[...]
Who are you? have we ever met
On se connait?
za beau gosse ka fa ahoana? enchanté  |
enchantée ry beau gosse a
eo fa ataontsika oe Tsyki bôgôsy dia i Ntaolo zandriny be détenty ..hihii lol  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 10801

|
|
mamzeltsoa> aza manao posts be dia be ôtran'io fa manjary vôkapoky ry zareo miloko maitso eo.
Fa i Ntaolo zandriny tsy be détenty zany hono ka. i Mandrian no tena tompon'io _________________ Je voudrais être un PC pour pouvoir redémarrer ma vie en mode sans échec ouz |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cheyene
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 29 Aoû 2007 Messages: 1609 Localisation: nowhere 
|
|
nisy zazavoa?zazavao mantsy e  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Nova

Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 24410 Localisation: Sitka (Alaska) 
|
|
Ntaolo be detanty hono mdrrr  _________________
so what |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mamzeltsoa
Médaille: Papier

Sexe:  Inscrit le: 26 Fév 2010 Messages: 16 Localisation: quelque part dans l´espace 
|
|
ishiiii, tsisy zazavao zany aty e,iz miteny anao hoe zaza ah?tsss sady mbola hoe zazavoa koa..enao zany le voa avy tany anjanamasina dia mitady namana an,
Tsyki < lol |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Nova

Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 24410 Localisation: Sitka (Alaska) 
|
|
dear internet  _________________
so what |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rado230
Médaille: Argent

Sexe:  Inscrit le: 13 Juil 2008 Messages: 642 Localisation: au paradis de l'enfer 
|
|
jeff jarett  _________________
jme suis dis que vous apporteriez un peu de soutien pour mon developpement, merci bravo |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
farell
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 10022 Localisation: Eo akaikiny... 
|
|
Shalom  _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cheyene
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 29 Aoû 2007 Messages: 1609 Localisation: nowhere 
|
|
| aia zao ny raha naptadiaviko an liak ty? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cheyene
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 29 Aoû 2007 Messages: 1609 Localisation: nowhere 
|
|
| maty ny Tompo tamin'izao ora izao |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|