| Auteur |
Message |
Astuce
Invité
0.00 
|
|
iza aminareo reo no efa napianariko tao @ sainte famille
izaho prof de maths tao manko lol  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tweety
Invité
0.00 
|
|
zany izy io an, za klongany efa nampenarny e fa lé tena izy fa tsy lé imposteur (si tu vois ce que je veux dire ) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| Raha toa ka 6ème -> terminal dia efa betsaka ihany zay prof de maths nay zao fa ny tena ny souvenir dia RAdouar sady prof de malagasy no maths. Fa mba iza t@ reny prof de maths reny énao moa. I ralom a. Sa i Bonezy sa i Nounours :roll: :roll: |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
I Nounours iany hoa no sady milay no mampimé ry astuces a!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mofogasy
Invité
0.00 
|
|
Iza no anaran'ny vadinao ? Aiza ianao no mipetraka ? Firy ny zanakao ? Dia firy ème daholo no ampianarinao raha tena i Astuces ianao ? Izaho mnatsy efa nampianarin'ilay tena astuces, ka raha vovalinao ireo dia tena i astuces enao, fa raha tsy voavaly dia mbay tany fa mpisandoka ka sao dia lazaiko amin'i astuces eo fa misy mpisandoka.
Veloma hoy Mofogasy
(bachelier 1999 - la sainte, série C) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
co2mie
Médaille: Bois


Inscrit le: 30 Avr 2008 Messages: 74
0.93 
|
|
salut daholo la sainte
il parait hono hoe :lasa adaladala mme bodo ,si vouslaconnaissez!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|