| Auteur |
Message |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7230 Localisation: °/~2-\` 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine

Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329

|
|
Inn ndray aza ty sujet-ny cowbs ty?
Okay. Aleo za tsy hikôzy alou fa manaja anao miss eire, omena anao ny fitenenana  _________________ Tophos. Capteur d'émotions |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 
|
|
aza miseho ho galant eo fa tonga dé alefaso ny resaka dé hita eo e!! _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine

Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329

|
|
Ka efa najaina enao dia tsy nila, aleo hanaovako azy
Fanontaniana alou: ty topic ty ve hitan'ny membre hafa?
Edit: Efa azoko ny valiny ka dia eto imasom-bahoaka eto no hanambarako fa efa ela no nitadiavako toerana iray tsy misy afa-tsy tsika roa hiresahana, niandry anao foana za t@ RTG tsotra, RTG sipa fa tsy hitako mitsy enao. Faly tokoa zany za e  _________________ Tophos. Capteur d'émotions |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 
|
|
f'anga enao sipa no miandry anà any amin'ny Rtg sipa lé dé tena diso fanantenana beuh mitsy a zany raha izany _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine

Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329

|
|
Za tovolahy ka, aleo klou zay hazava.
Ka refa ts'hitako tany @ RTG daholobe enao dia notadiaviko tany @ RTG sipa, fa oul hafa ndray no hitako tany, za koa moa tsy sahy nanontany an-dry zareo oe, aiza kay i eire, satria raha fantatro oe tsy tany enao, mbô kôzy raha nisahirana nankany zà  _________________ Tophos. Capteur d'émotions |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 
|
|
oouuufff, soulagée ny tenako!!
ny num-nao moa efa nomenao ahy? aleo ary antsoiko enao rof mande Rtg daholobe na sipa za e!! condition kely fotsiny hoe manana credit za sady za efa te ahita anao mafy mitsy _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine

Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329

|
|
Efa ela ihany tokoa zay, mbola tsy nihaona foana tsika, tsy mila miantso anà enao fa handefaso mp fotsiny za alohan'ilay rencontres.
Sinon, ateriko enao raha sendra alina loatra, tsy mametraka olana nefa zay an  _________________ Tophos. Capteur d'émotions |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 
|
|
aza mitady olana zany enao e!! rof tsy asiantsika olana io dé tsisy, fa raha pzp anefa no andehanana rencontre dé tsy mandeha mitsy za fa amin'ny hafa ho hita eo ihany ka!!
fa rof andeha koa enao dé teneno mialoha za fa manjary tsy mahita anao akory an!! _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine

Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329

|
|
Rôfa pzp koa anie tsy dia misy hiresahana firy fa lasa mifampijerijery eo fotsiny tsika.
Sady raha alina loatra koa tsy tiako sao dia zay no hahabedy anao, maty passeport eo saady za
Tsy oe za anie no mitady olana fa talohan' izao zavatra zao mantsy za efa mba nanontanitany sy nihainohaino tetsy sy teroa iany ny mombamomba anao  _________________ Tophos. Capteur d'émotions |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 
|
|
dé hoe inona hono ny mombamomba ahy henonao any? mba resaka tsara ve aloha sa ratsy daholo e!! mba teneno eto ihany soa mba tsisy akory ny zavatra renao e!!
raha ny vadiko indray ny hatahoranao aza asiana olana, miara misakafo any antranonay enao dé am zay kou mba mahita ny any aminay e!! _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine

Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329

|
|
Ka ny zavatra reko any tsara aminao fa ratsy aminà
Tsy misy fomba hafa ve hanoroanao anà ny any aminareo? za mantsy tsy tsara présenter-nao @vadinao, sao tsy voafehiko eo ny réaction-ko  _________________ Tophos. Capteur d'émotions |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 
|
|
mba omeo ohatra kely ary am zany zavatra ratsy zany!! ataovy mp rof tsy sahinao soratana eto
sa ve rof tsy ao antrano ny vadiko zay enao vao atoroko ny any aminay e!! mety aminao veuh zany? _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine

Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329

|
|
Ohatra oe enao nanambady iny zao tena tsy zakan'ny saiko mitsy
Na ny appétit-ko @zao mbola tsy miverina @ normal
Fa efa hainao tsara ve alou ny prgm-ny fa sao dia mody tampoka eo izy zay vao tapaka ny lohako  _________________ Tophos. Capteur d'émotions |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 
|
|
tena tokony tsy noteneniko ve zany lay hoe nanambady za azafady ary raha namparary anao zany e!!
bisou kely ary am zay norma tsara le appetit e!!
vadiko ary ve dé tsy mba ho haiko hoe aiza izy zao na aiza, afaka antsoina koa anie izy rof tonga any antranonay enao hoe aiza izy am zay sur tsara hoe mbola tsy hody e!! _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|