| Efa namaky journal intime-n'olona ve nareo? |
| Ie, na dia hijereko an'irey daty votsipitsipika ireny fotsiny aza (bandy) |
|
25% |
[ 2 ] |
| Ie, mba liana te ahalala e |
|
62% |
[ 5 ] |
| tsia, matahotra sao dia hahita biby ao |
|
12% |
[ 1 ] |
|
| Total des votes : 8 |
|
| Auteur |
Message |
hathor
Médaille: Argent


Inscrit le: 11 Jan 2008 Messages: 533

|
|
dein...niova le titre...lasa tsy mampiomehy intsony izao ny manao HS ato ndraindray....ntssss _________________ Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy
concours photos ato mifidy ô |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2970 Localisation: any e! 
|
|
| petitrenard a écrit: |
| ny ani migany kou!! |
tsy efa tonga dia fantatra ve akia, tsy mila mamaky tsony  _________________
on verra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
glamourous
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 27 Juil 2007 Messages: 2525 Localisation: dans ma maison 
|
|
| rti784 a écrit: |
Glam>> za hoà tsy manana Mety hamorona ihany aho ny iafarany  |
rti> ah d'accord, ay ve elah ka tsy manana é  _________________ tsara tarehy izy karaha folera ké zaho koa ver azy very valera !
Ya'll know what it is
It's Bad Boy bitch.
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29884 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4901

|
|
Glam>> Ao hoe nénao mba vakiako azafady  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
glamourous
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 27 Juil 2007 Messages: 2525 Localisation: dans ma maison 
|
|
za tsy manana wà =)  _________________ tsara tarehy izy karaha folera ké zaho koa ver azy very valera !
Ya'll know what it is
It's Bad Boy bitch.
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
miranjo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 29 Aoû 2007 Messages: 619 Localisation: Fianarantsoa 
|
|
| rti784 a écrit: |
Glam>> Ao hoe nénao mba vakiako azafady  |
Fa nga mbola rsy vaky? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranouraii
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 26 Nov 2006 Messages: 1091 Localisation: Ety ambony rahona 
|
|
Elle est bonne celle-là. _________________ Profite du présent, demain ne t'appartients pas!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19802 Localisation: Albuquerque 
|
|
za tsy manana journal intime donc tsisy afaka hamaky
sinon za tsy tia mamaky journal intime zany, tsy tia mi fouiller tel n'olona, tsy tia mamakt mail n'olona na manana accès atsokosoko aza
ca m'interesse pas sady inona nny interet ako amlé izy? sady za mahalala fomba mi respecter ny fiainan'olona
za nefa curieux be an fa refa lasa lavitra hoe miditra trop privé loatra dia tsy sahy intsony za
zany hoe raha mbola resaka fosafosa kely majinijinika tsy mahafaty "genre i anona hono nananona dia i anona sy anona miaraka dia i anona tara am anona" dia curieux ery za fa raha perso loatra tsy ataoko  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7811

|
|
ny anao nefa izao tiako asiana topy maso kely  _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranouraii
Medaille: Perle


Sexe:  Inscrit le: 26 Nov 2006 Messages: 1091 Localisation: Ety ambony rahona 
|
|
| tsyki a écrit: |
tsy tia mamakt mail n'olona na manana accès atsokosoko aza
 |
njy wa tsara fanà mintsy. za mafantatra oul zay dé nasainy nataon'ny oul ray fantatro hafa ny mail ny dé adinony hoe ananan le ray zany ny mot de passe. dé le ray kou mou curiosité vilain défaut bé dé mitsiditsidika ao. dé mifosa beu an le ray amin'oul le ray dé oh la la hein... _________________ Profite du présent, demain ne t'appartients pas!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120

|
|
| Sherkan a écrit: |
Ho an'izay efa namaky tahiry manginan'olona tany, inona no tena nahaliana anareo tao?  |
piti kirieu va  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7811

|
|
ny anao moa izao asehonao ahy e  _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120

|
|
ny journal-ko ve? efa lany ny tirages! _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7811

|
|
ho avy any hijery ny manuscrit  _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|