| Auteur |
Message |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
mitady ny LAFATRA ra mbola misy velona sy mamaky an'ity l'HAFATRA ity! manorata o!! _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semig@ny
Invité
0.00 
|
|
Manahoana Nandrianina!! inn no vao²? zao vao hita lay Lafatra e!! Mbola velona fa aza taitra e!! azo ampidirana sary ao @ www.semigany.com fa efa ao ny an ny S1 sy S2, miandry ny ambiny e!! okay dia maztou hatrany!
iz ary ô?!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
| semig@ny a écrit: |
Manahoana Nandrianina!! inn no vao²? zao vao hita lay Lafatra e!! Mbola velona fa aza taitra e!! azo ampidirana sary ao @ www.semigany.com fa efa ao ny an ny S1 sy S2, miandry ny ambiny e!! okay dia maztou hatrany!
iz ary ô?!  |
fa iza moa enao io azafady, prom' lafatra ve? S sa L
ary mba aiza ny FM e, toa tsy henoihenomintsy ry zalahy _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semig@ny
Invité
0.00 
|
|
Zà S1, ary ianao?! Tsy ny FM irery anie no tsy hita e!!! Fa ianao aiza zao dia manao inn?! Ary ianao zany mpanadalo ato foana a! S sa L ianao?!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
| semig@ny a écrit: |
Zà S1, ary ianao?! Tsy ny FM irery anie no tsy hita e!!! Fa ianao aiza zao dia manao inn?! Ary ianao zany mpanadalo ato foana a! S sa L ianao?!  |
L1 akia za a, sûre fa fantatrao, dévoile ton identité, stp _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semig@ny
Invité
0.00 
|
|
Tsy aleo ve asiana suspens kely e!! Sûr kou aho fa fantatrao!! Ary misy net angà any @nao no toa speed be ianao dia mamaly! Aty afinda aho zao, ary ianao?!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
| semig@ny a écrit: |
Tsy aleo ve asiana suspens kely e!! Sûr kou aho fa fantatrao!! Ary misy net angà any @nao no toa speed be ianao dia mamaly! Aty afinda aho zao, ary ianao?!  |
net ve? bdb mintsy aty ka! allez qui es tu? mba lazao moa e, samy aty antany lavitra aty ihany d maninona ra mba ...
MANELY NY HAFATRA TSARA VE IANAO?
LAFATRA MARINA VE NY TANJONA IRIANA?
SA SAROTRA NY LALANA OMBANA?
tadidinao ve iny hirantsika iny ? _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semig@ny
Invité
0.00 
|
|
"Manomboka izao, izao sy ianao dia ho iray,
Ry akany niandrandra ny ho aviko"!
Izany ve dia ho adino e!!!
Aiza ny ville misy anao kay aty? Zà aty Strasbourg.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
grenoble
tsara izany refa tsy manadino ny nipoirana sy ny niantobohana! _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semig@ny
Invité
0.00 
|
|
esy! zany indray ve dia wadino e!! Fantatro @ zay hoe iza ianao kay!!!!
i S......... sa ahoana?! inn no ataonao any e? misy L1 hafa ve aty? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
| semig@ny a écrit: |
esy! zany indray ve dia wadino e!! Fantatro @ zay hoe iza ianao kay!!!!
i S......... sa ahoana?! inn no ataonao any e? misy L1 hafa ve aty? |
oui misy L1 iray hafa aty, fa ao paris izy, c bon tu peux dire qui tu es now
ny sasany aloha d tsy haiko fa toa maromaro ihany ny L1 lasa aty e
je fais de l'archi et toi mahay maminany koa enao zany an, sa nijery liste des anciens fetsy ratsy, moi tu ne me donnes aucun indice  _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semig@ny
Invité
0.00 
|
|
| Hay ve archi e!! Milay zany kah!! ao @ anciens aho kou aho fa jereo tsara e!!! Ary ianao zany mihaona @ Taiebaly any e?! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
il est po a grenoble!
sa aty ve izy? otrany tsy aty izy ka _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semig@ny
Invité
0.00 
|
|
| Any tsara miits izy kah!! Tadiavo tsara!! Ary ianao angà membre ny STK any? Miaraka mipetraka @ iza ianao any? Ary inn no vao² avy @ ny sasany e?!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
mahagaga izany, tokony efa hitako izy ra aty, za tsy STK, pour la pure et simple raison que je suis catho _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|