| Auteur |
Message |
Ragod
Invité
0.00 
|
|
Salama daholo,
Ho an'ireo anciens tsy mahafantatra dia nanokatra ny Section Commerciale (TG3) tao amin'ny La-Sainte : seconde - première - Terminale.
Ary misy trano mangamanga naorina izay nianaran'izy ireo ka nantsoin'ny ankizy : Poissonnerie - ary nosokafana koa ny Parc Informatique misy ordinateurs 12 mahery.
Tamin'ny 19 Juillet 2002 no nivoaka ny Première Promotion MIARY : 49 no isan'izy ireo. Melle Miary no titulaire.
Tamin'ny bacc 2002 dia ny TG3 no tsara indrindra tamin'ny pourcentage satria 45/49 no afaka ary teo amin'ny 12 teo ho eo no nahazo mention Assez Bien.
Ka raha misy anciens TG3 dia midira forum eto satria efa ato ny général - ny FM, ny G2.
Dieu soit béni A JAMAIS
Frera Ragod,
fondateur G3 (1999 - 2002) |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ralemizo
Médaille: Papier


Inscrit le: 17 Fév 2004 Messages: 15
0.00 
|
|
bonjour,
faly mahare fa eto @ tanana ianareo e eto amiens ny tenanay ka manantena fa hifankahita e ity ny e-mail-ko ralemizo@caramail.com
mijoro |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ragod
Médaille: Coton


Inscrit le: 17 Fév 2004 Messages: 9
0.46 
|
|
Salama leitsy Ralemizo ary faly mandre an'ialahy any Amiens izany. Efa ela mintsy aho nitady ny adiresin'ialahy ê. Hanoratra amin'ilay mail aho. Toa betsaka ny anciens infocentres ety, raha tsy diso aho.
Izay leitsy aloha fa dia mahereza a.
Ragod |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Hasinakely
Médaille: Coton


Inscrit le: 17 Fév 2005 Messages: 1 Localisation: ALSACE 0.03 
|
|
Izao moa vao misy fotoana ka atao ahona ry frera a!
Nafinaritra aloha ny 3 ans niarahanay promotion G3, solidarité tsisy otranizany, ....
Iza avy no efa tato?
Hasina |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
pisomasiso
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 03 Juin 2008 Messages: 3
0.00 
|
|
ohé, so d mba misy manana contact an'Ragod kay nareo zfd éé!!
merci davance é!!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|