| Auteur |
Message |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
"Miorim-paka mba hanasoa olona" manao ahoana ny fiatraikan'io sy ny fananterahnareo an'io @ ny fiainanareo ankehitriny  _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Mpitsidika
Invité
0.00 
|
|
| Fa anagah nandrianina semigany e ? Promo fahafiry ? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
Mpitsidika> LAFATRA e, tsy misy ohatranay tao @ masindà, sa ahoana ry semigany sy ry mboahangy? _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zatovo
Invité
0.00 
|
|
| fa rangaha ary nareo hoe lafatyra dé hanao iznay ko, io ko ange zay tsy tia ny azy no atala eh! jereo fotsiny zay dé mba hataovy fitaratra eh! zahay ny TARATRA amin'io sekoly io eh! milay an! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
nandrianina
Medaille: Perle


Inscrit le: 23 Sep 2003 Messages: 1154
8.96 
|
|
zatovo> promo in mou zany TARATRA zany? _________________ "Désormais, je sais faire durer une seconde de bonheur. Il faut la vivre comme si c'était la dernière: le bonheur n'attend pas" [ Nicolas Hulot] |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anihat1
Médaille: Coton


Inscrit le: 27 Jan 2005 Messages: 2
0.03 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ulryck
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 13 Juil 2004 Messages: 946 Localisation: Near from the Rose 24.75 
|
|
mahafinaritra izany resaka izany
Mais personne n'a encore répondu à la question!!! ou je me trompe? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jessimi
Médaille: Etain


Inscrit le: 07 Déc 2005 Messages: 187
1.51 
|
|
Miorim-paka mba hanasoa olona. Izahay angamba no vokatr'izany: miasa ho an'ny fampandrosoana any ambanivolo, mandeha an-tongotra 3 andro anaty ala sy fotaka hitondrana ny fivoarana any amin'ny fambolen'ny olona any amin'ny dezaka
Sambatra ihany ianareo miasa ao Tana ao kah! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29884 Localisation: Ambila Lemaitso 2328.34 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jessimi
Médaille: Etain


Inscrit le: 07 Déc 2005 Messages: 187
1.51 
|
|
| Mba efa nitady tao ihany aho fa tsy nahita: na stage fotsiny na tsy misy tsotra izao |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29884 Localisation: Ambila Lemaitso 2328.34 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jessimi
Médaille: Etain


Inscrit le: 07 Déc 2005 Messages: 187
1.51 
|
|
| Tourisme dia géographie dia management. Fa be loatra ny concurrents. Izay rehetra poste angatahana izany dia efa henjana be daholo no voaray. Dia izay daholo ny conseil hoe mankanesa kely aloha any @ sisiny |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
mba saika hitady promo SAHY t@ 1999 eh,serie C, _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7676 Localisation: sous le pommier 194.50 
|
|
miorimpaka mba hanasoa olona?
ul a! vonjeo! mba hazavao kely oe ti plz fa to mitady ho arafesina izy zany _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|