| Auteur |
Message |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
kwatrami>>> euh, i Arindranto tô lasa présentatrice ao @ MBS no henoko farany fa i Arinelina tsy haiko niara-nipetraka d naita intérêts communs tao ngamba à force  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ard
Médaille: Papier


Sexe:  Inscrit le: 01 Nov 2007 Messages: 21
0.00 
|
|
>> tena même colonne izany isika, ny ahy angamba i noroseheno na i diamondra (tsy sur loatra), i lucia (rehefa présente izy )ary i hoby vavy no teo alohako , dia i alaoy no niray rangée tamiko. Dia i Sarindra angamba no tao aorianako tadidiko.
Hay i Arinelina sy Arindranto nivady!
I Riana sy Tahiana koa nivady.
Ny momba an'ilay jeu, mbola resiko izao enao satria za ni citer anarana maromaro...  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
ahhhh, i Hoby ko tena akamako be t@ zany Ilay Riana sy Tahiana tena tsy tadidiko tsara ary i Bakoly mo ray classe t@ tsika sa tsia? sô mba i Toky ary enao e?  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ard
Médaille: Papier


Sexe:  Inscrit le: 01 Nov 2007 Messages: 21
0.00 
|
|
| anjaratiana7 a écrit: |
ahhhh, i Hoby ko tena akamako be t@ zany Ilay Riana sy Tahiana tena tsy tadidiko tsara ary i Bakoly mo ray classe t@ tsika sa tsia? sô mba i Toky ary enao e?  |
>> Toky?? i lita ve? Non ka, za ilay tsy be resaka indrindra tao @ classe...saika nahazo prix ary za t@ conduite koa  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
lol
ary i Sophia ko hono nie aty é, efa fantatrao?  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 119.23 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ard
Médaille: Papier


Sexe:  Inscrit le: 01 Nov 2007 Messages: 21
0.00 
|
|
Za aloha aty dia tsy nahita ankizy mihisy  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
tsyki>>> tpt, ato afaka manao HS njy fa ito mbô sujet-ko d je fais ce que je veux i kwatra aky mbô mitsangatsangana aty fa njy kounko ah! hay tratran-njy iany izy oe tato ko ny farany bedy njay kwatra raalina zao ref mody
ard>>> tairo tohizo lé jeu é iza avy ndray mo ny mpanao basket sy volley lé mi-contre @ G2 reny?  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ard
Médaille: Papier


Sexe:  Inscrit le: 01 Nov 2007 Messages: 21
0.00 
|
|
| anjaratiana7 a écrit: |
ard>>> tairo tohizo lé jeu é iza avy ndray mo ny mpanao basket sy volley lé mi-contre @ G2 reny?  |
>> ...misy mafana fo mihitsy @ io sport io an! Ny tadidiko angamba ry rohy sy ry toky...tena ho resy a!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 119.23 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
tsyki>>> aiza akoriny zé mp eo é?
ard>>> hay tkoa mo nisy an'i Rohy ko! ary enao ngà La sainte fôna? zà 2nde tao @ bee gees d 1ère tao @ voanjobory d Terminale zany i Fidèle mo?  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tsyki
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Juin 2006 Messages: 19790 Localisation: Albuquerque 119.23 
|
|
kouklou fa za mbola mampiaraka  _________________
I just wanna be with you
inférieur à trois
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tweety
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Aoû 2003 Messages: 354
2.12 
|
|
hay voanjobory efa titulaire hi hi hi...zà konko mahanfatatra ankizy mpanao bôl @inter-classe tao @générale mahazo miteny zà ? enfin volley zany no tena fantatro e _________________ kisscool c fré mé c pa grav  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
ié, fa iza no titulaire anareo t@ 1ère?
afaka miteny njy fa tsy olana mitsy  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tweety
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Aoû 2003 Messages: 354
2.12 
|
|
bizarre be fa tena tsy mety tadidiko ilay izy , tsy haiko na i Dorine izy zay nan ka toa t@2nde no Dorine...bref tsy tadidiko tsony fa sinon t@zay 1ère aloha tsy titulaire ntsony Voanjobory e
oki dakioro, ny mpanao volley fantatro ray promo t@nareo zao an : Ritto, Rija, Solo, Clarel sns sns...fa betsaka koa no fantatro tarehy fotsiny fa tsy haiko ny anarana _________________ kisscool c fré mé c pa grav  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|