| Auteur |
Message |
Critix
Invité
0.00 
|
|
Mahafantatra ny pseudo-ko izy dia miandry ny valin-teniny aho fa averiko eto fa tiako izy.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| iza @nay reto no tadiavinao é. :lol: |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
Tiens tiens tiens, fa iza tokoa hono io e!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
critix
Invité
0.00 
|
|
Tovovavy mahafinaritra, mandimandina hoditra mahalasa vinany, endrika sariako maha-te ho any, Mety ny iray aminareo ireo angaha iza mahita an?
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mirana
Invité
0.00 
|
|
Salut elah mitady ahy io. mety izaho izany nahatara an'elah izany. promotion oviana kay elah ? génral sa g2 sa fm sa g3 ? taona firy elah no terminale tao amin'ny lasainte, fa sao de mba elah koa no bandy nahatara ahy t@ izany andro zany leitsy.
miandry valiny an |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
Io ary fa tonga ny kil Mainty a, ndao mba hietsiketsika retsy a! Ilery iany anie io fa angà tsy kôpy ndry e!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| Critix ; Anjaratiana7 : tena tsy kopy a ry reto t@ fa veraaaaaaa :tourne: taraiky be ve za. iza aloha i Critix é. Sao dia ilay olona tiako be izay sady mbola tiako foana h@ zao ngé é :coucou: . Mbola miandry a fa aza matahotra é. Eto foana ny kill é :lol: . Bisous be mahitsiny any @ Critix aza é :violent: Toa tena voatifitrao mihitsy ny foko kely éééééééééé |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
josefa
Médaille: Etain


Inscrit le: 27 Mar 2003 Messages: 110 Localisation: partout et ailleurs 0.18 
|
|
Aiza ara ireto sipa ireto izany vao misy bandy iray milaza fa tara @ nareo dia vovona be daholo . Tsy fantatrareo akory hoe iza io na iza dia efa mibaradaka daholo .Eny eh !
C'est vrai tout est permis sur le net ! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
Critix> Mihetsika ianao mi-rassurer anay fa zao izao lasa asian-draJosefa doute ny momba anao  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
critix
Invité
0.00 
|
|
sadaikatra be ihany ny tena satria ny tiana toa tsy miraika kanefa ny hafa toa manaitra. Ny olona efa hita mahafinaritra fa ireo izay tsy hita kosa maninona ny saina sy ny fo. inona ary no mety itiavanareo na tsy itiavanareo ahy, mba lazao kely?  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis


Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
Critix : Aizano mety ahitako anao akoatra ny ao @ D....... fa zao dia zao ihany a dia tonga any . :violent: :rocket:
Josefa : Aza dia masika moa é. Mba manala azy dia mimémé sa tsy fanao zany :jump: :jump: :jump: . |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
Josefa> Inona ary ty masiaka be ity! Ianao koa ve dia mbola tsy nanala azy teto e, na dia ilay resaka mail anareo io ary! Sao dia mba lasa hoe pata be eo anie ny surnom-nao fa tsy josefa tsony e!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
Critix> Aza manary toky fa mbola ho avy e!!!!!!!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
josefa
Médaille: Etain


Inscrit le: 27 Mar 2003 Messages: 110 Localisation: partout et ailleurs 0.18 
|
|
Aoka ara fa tsy hiteny intsony pata be ! misaotra fa voaray ny msg eny eh fety marina androany ka mahazo manao izany tiany fa tandremo an ! mianatra rahampitso miditra @ 7h 30 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
critix
Invité
0.00 
|
|
Fianlement je me suis trompé car l'ancienne que je recherchais ne provient pas de cet établissement mais d'aileurs. Désolé pour le dérangement
anjaratiana>reveo milay ny fiainana é
mainty> tena aleoko aloha mbola tsy mahita na iza na iza aminareo
ryzalahy ambiny> somary mba samy manala azy e! Tsy alaiko ry zalahy ny jôban'ialahy isany fa aza matahotra an!
ADIEU daholo |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|