Momban'ny Forum Jeux, sy ny HS/Ping Pong
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses. Aller à la page Précédente 1, 2, 3, 4, 5, 6, 7, 8, 9 Suivante
Auteur Message
hjeykey


Médaille: Rubis
Médaille: Rubis


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 15 Oct 2004
Messages: 1787
Localisation: MADAGASCAR
0.56 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 16:05:25    Sujet du message: Répondre en citant

Rehefa mankato alou ny oul de tonga de jeux zay matetika. Miasa be, de te mba hanala azy. Iny alou mazava, ny hevitro de hoe : TG dia plateforme iray ahafahantsika milalao sy mifandray => Manome zavatra antsika izy. Fa en retour kosa ve na de kely aza de tsy mba handray anjara isika mba hampaharitra ity site malalantsika ity ? Site de discussion ihany koa ity site ity, fantatrareo rehetra fa raha olona vitsivitsy zany tsy mahavita zavatra fa ny entan-jaray hono mora zaka. Si on y met tous un ptit peu du sien sur les sujets sérieux, mandeha tsikelikely eny ihany io. Sa tokony hanao sondage-na sujet sérieux azon'ny tsirairay handraisaina anjara ?

Résumé :
ohatra 80% Jeux - Manalazy, reste sérieux
Fa le choix de sujets sérieux sy ny fandraisana anjaran'ny tsirairay no mampandeha azy.

_________________
Moi ne fait que passer - moi aime fumer KaLuMé de la paix

Enjoy all the moment in your life wink
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Adresse AIM Yahoo Messenger MSN Messenger
joahary


Médaille: Or
Médaille: Or


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 30 Mai 2007
Messages: 4329

17.20 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 16:12:52    Sujet du message: Répondre en citant

Pffffff.
HS de chez HS oziz Ntaolo izay, fahatsiarovana tsara ireny fotoana ireny.

_________________
Mampite hanafosafo kara tsiokan-dranomasigny.



Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail Envoyez-moi un SMS
Sherkan


Médaille: Diamant
Médaille: Diamant



Inscrit le: 19 Juin 2003
Messages: 7777

260.22 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 16:53:23    Sujet du message: Répondre en citant

Ho an ‘i Modos, ny mpikambana tsirairay, ary ny tenako izao,

Hady voamangan’ikirijavola ity ka ny voamasony no potsirina.

Betsaka ny zavatra tsy azoko amin’ireo fanontaniana mipetraka ary am-boalohany ireo.
Tsy azoko mihitsy aloha ny hoe mihen-danja ny TG... mihena raha oharina amin’ny inona?
Raha ny fomba nandrefesanareo Modos azy dia ny fitanilan’ny habetsahan’ny fandraisana anjara amin’ny lohahevitra isan-tsokajiny... izany hoe betsaka kokoa ny mandeha any amin’ny hehy sy lalao fa vitsy ny amin’ny fampiasan-tsaina.

Sehatra malalaka angamba ny TG ka samy afaka mandeha any amin’ny lohahevitra izay mahadiavolana azy ny mpikambana. Ary mino aho fa ao amin’ny fitsipika anatiny mifehy ny TG izany.
Tsy ifanerena angamba ny handeha hiady hevitra politika rehefa tsy tia politika, tahaka izany koa ny resaka matematika, na fananahana,... raha toa ka misy fanerana izy io dia asio soratra mazava ny làlana tokony aleha, ohatra : miditra any amin’ny politika mampidi-dresaka, mankany amin’ny andavanandro milalao, izay vao mankany amin’ny fananahana... Tsy voatery hoe mianatra aloha vao milalao.

Fivoriamben’ny adihevitra angamba no atao hoe forum. Matoa misy ny ping-pong, dia satria misy ny adihevitra. Ny tsy ekena kosa dia ny ping-pong lava be amin’ny resaka mivaona (HS).

Ny fitondran-tenan’ny tsirairay:

Ho an’ny tranainy mahatsapa fa tsy tsara no ny fahiny ny TG amin’izao fotoana izao. Matoa tsara ny taloha dia nahay nandray anareo ny tranainy tamin’izany andro ary nahay nandamina ny tsena izy ireo. Anjaranareo ny ankehitriny... aza adino ny fitsipika anatin’ny TG.

Ho an’ny mpikambana vaovao rehetra dia inoana fa mitondra zava-baovao ho an’ny TG ianareo. Tongasoa, arahaba soa, arahaba tsara ianareo. Inoako fa raisina an-tanan-droa ny tsara amin’ireny zava-baovao ireny. Hita izany amin’ny endriny maro. Tsara izany ho an’ny sehetra TG. Aza adino ny fitsipika anatin’ny TG.

Manaraka izany, inona moa noa tena andrasana amin’ny TG? Miankina amin’ny tsirairay io, fa raha ny hita sy tsapa eto dia toa ny mba ananana “namana gasy”. Satria na misokatra ho an’ny daholo be sy tsy manavaka volon-koditra aza ny TG dia gasy ihany no betsaka ato. Raha tsy ny totaliben’ny mpikamba mihitsy aza no gasy. Lasa natao ho an’ny gasy ny tsena, izay no mahaizy azy ny tsena. Ara-dalàna noho izany raha lasa mpinamanamana avokoa ny mpiantsena rehetra. Izany angamba no nahatonga ny RTG...

Ho an’izay te ampiseho hoe mpinamana mifankahalala tsara, dia asehoy fa tsy misy maharatsy an’izany. Fa fantaro tsara aloha ilay na ireo namanareo. Tsara ny mifanalanala, fa jereo ny fetran’ny mpifanala aminareo.

Ho an’ny tompon’andraikitra, ataovy mifanaraka amin’ny andraikitrareo ny zavatra asehonareo eto amin’ny tsena. Anisan’ny tsy mahafaly mpikambana maro io. Ekena fa sarotra ilay izy satria sa mpikambana te handray anjara ianareo, nefa tompon’andraikitra amin’ny fizoran’ny tsena koa... soyez le plus neutre possible. N’hésitez pas à remonter les bretelles de vos collègues pour que les membres puissent constater votre impartialité dans l’application stricte des règles.

Ho an’ny rehetra, fifanakalozan-kevitra sy adihevitra no eto. Na matotra na tsy matotra ny resaka, aza atao am-po, na misy aza ny tsy hihaona mandra-pahafatiny. Ialao ny manisy fitsarana ny fari-pahalalàna, fari-pahaizana, fari-piainana, firehana ara-nofo, firehana ara-politika, ny foto-pisainan’ny olona mifampiresaka aminareo satria be no tsy hahatanty. Indrindra rehefa mandray mpikambana vaovao. Ary inoako fa tsy natao ho an’izany rahateo eto.

Izay angamba ny amin’ny ambangovangony ny resaka fiaraha-monina eto amin’ny tranokala.

Ny amin’ny fanatsara ny TG. Inona moa ilay fanatsarana? Hoe atao kolotsaina bebe kokoa ve? Sa fitaizan-tsaina bebe kokoa? Azo ifandinihana miaraka amin’i Papango sy ny mpikambana rehetra izany ary inoako fa betsaka no vonona ny hanao an’izany. Farito tsara ny atao hoe kolotsaina dia inona no tanjona? Ny hafatra tiana apetraka...

Marihana fa tsy nasiana anarana izy ity satria tsy natao hanankianana an’iza an’iza fa natao isarihana ny sain’ny daholo be kosa mba ieritreretana.

Raha ny fitsipika anatiny mifehy ny TG no jerena dia ankabeazan'ny lohateny maro noforonintsika any amin'ireo lohahevitra misy dia efa ampy nandroahana ny maro amin'ny mpikambana. Manginy fotsiny ny teny maro nampiasaina tamin'izany.


Trafon-kenomby ome-mahery, am-bava homana am-po mieritra.

_________________
..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
:lol:


Dernière édition par Sherkan le Lun 02 Juin, 2008 14:36:17; édité 2 fois
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
semigany
Modérateur

Médaille: Nova
Médaille: Nova


Sexe: Sexe:Femme
Inscrit le: 21 Aoû 2003
Messages: 29884
Localisation: Ambila Lemaitso
2328.36 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 16:53:36    Sujet du message: Répondre en citant

arindra a écrit:

fa zao zany ny fanontaniko e : tsaratsara koko zany zao mahita anreo currently banned sy Warnings 2 mivandravandra reo? sa ve @zao mba hita oe STRICTE ny TG ? sa @zao mba tsy midimiditra membre ato ny olona tsy de serieu?
Ka raha avela manao izay tiany atao rehetra ny membres tsy ho fanjakan'ny baroa eto? Mr. Green Raha mbola misy modos eto dia mbola ihatra ny lalàna :wink: Ary ny lalàna dia natao ho an'ny rehetra. Rehefa hitanao misy tsy mety ny lalàna ato amin'ity tranon-kala aty dia alefaso any amin'ny administrateur izay mba soso-kevitrao.
_________________

Capteur d'émotions
Tour de Tanà en photos, part I
Heaven on Earth
:wink:
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur Yahoo Messenger MSN Messenger
cowboy
Modérateur

Médaille: Diamant
Médaille: Diamant


Sexe: Sexe:Femme
Inscrit le: 23 Mar 2005
Messages: 7229
Localisation: °/~2-\`
261.56 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 17:25:17    Sujet du message: Répondre en citant


      marina be ny voalazan'i sherkan

_________________
Tsenagasy Take my heart and please don't break it
Tsenagasy
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur Yahoo Messenger MSN Messenger
kwatrami


Médaille: Rubis
Médaille: Rubis


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 05 Juin 2007
Messages: 1978
Localisation: Dans les tunnels du Metro à Paris
11.66 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 17:34:53    Sujet du message: Répondre en citant

Miarahaba antsika rehetra manoloana. Mr. Green

Tsara mihitsy misy an'ity adi-hevitra ity hanehoan'i tsirairay ny tena ao an-tsainy sy ny momba momba an'ity TG ity.

Amiko manokana aloha somary voa haingana zany zah vao tena hoe actif tato @ ty forum ity. Na dia izany ary efa ela ihany no membre tato fa tsoriko anareo fa sarotra ho an'ireo vaovao ny manenjika lamasinina am-pandehanana (araky ny ohabolana vazah). Sady nareo efa mifankahalala daholo dia efa samy mifankazatra avokoa.

Ny hitako nahafinaritra sy tena nampa-tamana anah tato izany dia le humourn'ireo mpikambana zay afaka tononiko eto ngamba (tsyki, Deckaps, camoufl et Hypolite (fontaine),faniian...) na dia somary adaladala aza ndraindray mahafinaritra. Tsy mien-danja an'izany nefa ny sasany noho ny efa actif matetitetika zah fa zay vao mba azok'azoko le humour en général eto @ TG. Nihaona t@ membre nahafinaritra izany ny tenanay dia hita tokoa fa milay be le firaisan-kina sy ireo finamanana misy eto @ TG na dia mbola tsy nanatrika RTG mihitsy ary ny tenanay.

Ny momba an'i Jeux sns, tsy hitako aloha izay olana @ireny fa afaka manal'azy any anie ny tsirairay, dia izay tsy te hanao tsy hifanerena.

Ny tena falehako sy tena mahatamana anah zany dia le sujet à l'affiche miaraka @ Deckaps sy Rikku. Serieux le izy nefa tsy le matotra be ireny fa mba misy aniany kely majinika sady tsy dia be HS. Na dia izany ary dia miezaka mitsidika ireo sujet sasantsasany ihany aho satria tena mahafinaritra tokoa le miady hevitra.

Farany mba tsy ho lava loatra, momba an'i vie privée, vie public, tsy misy ambara loatra fa anjaran'i tsirairay ngamba no mandinika ny mety sy tsy mety, raha tsy tiany ho fantatra ny fiainany, inona moa no mbola hi-insister-na fa aleo ny azy ho any. (Zah ary misy mahita isan'andro ao @ metro tsy misy miteny.)

Tena farany, momba an'i Modos... tsy misy ambara firy fa aoka kosa nareo mba tolérant @ireo membre vaovao fa aleo izy hatoro aloha @ voalohany fa nareo anie no efa zatra fa izy mety mba te hahalala koa eh. Na dia hoe ho-assiter-na foana ary ve? Koa maninona moa? Misy mi s'ensortir tsara fa misy sahirana. Sady les règles anie c'est toujours chiant à lire au début eh. Avy eo izy mamaky ho azy eo fotsiny.

Ny fanatsarana ve...?? efa voalaza teo daholo ngamba ka tsy misy hanampiana.

Enga anie tsy ho lava loatra.
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
petitrenard


Médaille: Diamant
Médaille: Diamant


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 06 Mar 2007
Messages: 7676
Localisation: sous le pommier
194.52 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 17:43:21    Sujet du message: Répondre en citant

kwatrami a écrit:
Na dia hoe ho-assiter-na foana ary ve? Koa maninona moa? Misy mi s'ensortir tsara fa misy sahirana. Sady les règles anie c'est toujours chiant à lire au début eh. Avy eo izy mamaky ho azy eo fotsiny..


atao système de parainga e zany! de ra vo misy vaovao de misy solontena iray manoro lalana anazy manaraka anazy pzp? de rehefa afaka mandeha irery izy dia avela irery amzay?

fa reveko be le valiteni'i sherkan

_________________


I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you..
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail Visiter le site web de l'utilisateur Yahoo Messenger MSN Messenger
cowboy
Modérateur

Médaille: Diamant
Médaille: Diamant


Sexe: Sexe:Femme
Inscrit le: 23 Mar 2005
Messages: 7229
Localisation: °/~2-\`
261.56 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 18:15:55    Sujet du message: Répondre en citant


      renara < de aza itarina tsony zany lay discussion resaka vie privée sns

      Ary sao hadinonareo fa matetika misy membre manao ny asan'ny modo vis-à-vis an'reo membre vaovao. Izy indray no manoro, mampitandrina sa mampatahotra mihitsy aza hoe "ovao haingana io fa bedin'i modo amin'io ianao, tsy fanao io eto amin'ny forum sns"

      Tokony ho responsable amin'ny acte-ny koa izy ireny fa tsy ny modo ihany no tondroina molotra

_________________
Tsenagasy Take my heart and please don't break it
Tsenagasy
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur Yahoo Messenger MSN Messenger
petitrenard


Médaille: Diamant
Médaille: Diamant


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 06 Mar 2007
Messages: 7676
Localisation: sous le pommier
194.52 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 18:25:10    Sujet du message: Répondre en citant

cobs> za efa tsy niresaka an'iny tsony an! jereo tsara ny postko faraparany ao!

Arrow parrainage le tiko nosoratana tery ambony fa tsy mety editena le izy

_________________


I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you..
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail Visiter le site web de l'utilisateur Yahoo Messenger MSN Messenger
semigany
Modérateur

Médaille: Nova
Médaille: Nova


Sexe: Sexe:Femme
Inscrit le: 21 Aoû 2003
Messages: 29884
Localisation: Ambila Lemaitso
2328.36 Actions

MessagePosté le: Ven 30 Mai, 2008 21:10:23    Sujet du message: Répondre en citant

Sherkan, kwatr> merci pour vos interventions. A propos de "l'impartialité stricte des règles", il faut savoir qu'aucune règle n'est stricte au sens propre du terme sur TG. D'ailleurs, à propos des HS par exemple, personne n'a été sanctionné car il a fait deux ou trois lignes de HS. Les sanctions prennent effet quand il y en a qui abusent (HS sur plus d'une page et encore on avertit avant, récidive, provocation de modos etc.). Je le répète: ce site a ses règles, effectivement y a une tartine de bla bla là dessus dans la rubrique "Aide", nous sommes d'accord que la plupart des membres n'ont ni le temps ni l'envie de tout lire, mais il y a un minimum à respecter Rolling Eyes

Si un modo semble avoir commis une erreur, à nous modos d'en parler dans le Coin des modos, les membres ne sont pas au courant mais pour en rassurer certain, cela se fait (nous n'allons pas étaler notre linge sale en public cela va de soi). Si un modo semble avoir commis une erreur, il y a d'autres modos sur ce site + un admin, chaque membre a le droit de les interpeler pour pouvoir exprimer son point de vue, leur dire ce qui cloche avec un/des modos en particuliers. Ou pourquoi pas lui en parler directement en mp? Il n'y a rien de plus normal, et cela a pour avantage de ne pas laisser des papillons de coeur (lolom-po ptdr) qui ressurgiront à un moment où un autre.

Et le système de parrainage proposé par petitrenard m'a l'air pas mal, après ce n'est plus qu'une affaire d'organisation.

_________________

Capteur d'émotions
Tour de Tanà en photos, part I
Heaven on Earth
:wink:
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur Yahoo Messenger MSN Messenger
aurore
Modérateur

Médaille: Adamantium
Médaille: Adamantium


Sexe: Sexe:Femme
Inscrit le: 01 Fév 2006
Messages: 10937
Localisation: On a Cherry tree
257.84 Actions

MessagePosté le: Lun 02 Juin, 2008 01:37:24    Sujet du message: Répondre en citant

Kikoo indray zany ny membre maro mavitrika ato Very Happy

J'ai lu quelques signatures disant qu'on est tabous hono, j'ai pas trés suit ce qui s'est vraiment passé, mais je tiens quand même à ce que certaines choses soient claires, mba tsy hisian'ny mauvaise ambiance diso tafahoatra Very Happy

Pour commencer: le but du sujet était:
Arrow d'améliorer TG .. Pourquoi?
Arrow On constatait un problème (en tout cas pour nous et pour certains membres) .. Donc On s'est demandé comment faire, pour le resoudre, ce problème.
Arrow autant demander aux concernés ce qu'ils en pensent. On a donc fait cette annonce générale et on vous a demandé votre avis. heureusement tout le monde a bien participé, jusque lá en tout cas et nous vous en remercions wink

Donc le but n'était pas de vous imposer de poster ailleurs ou de faire ceci ou cela,mais de vous demander comment faire pour rendre les autres sujets plus attractifs pour vous. Et justement, c'est lá que je ne comprends pas pourquoi la discussion dégénére ainsi. Pourquoi en arriver jusqu'à en avoir des Warnings et de faire une manif contre les modos? C'est quoi le but? C'est pas vraiment comme ca qu'on avance, pourtant ca a si bien commencé Confused

Allez, on respire, expire dia oka any amizay ny resaka masay, fa ny adi-hevitra no atao mamokatra Very Happy

_________________



*° Jereo, ty andro mipoaka
ny aizina dia lasa voaroaka
kinanjo nanjombona ihany
fa izany no fomban'ny tany°*


Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Envoyer un e-mail Envoyez-moi un SMS
tsyki


Médaille: Adamantium
Médaille: Adamantium


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 10 Juin 2006
Messages: 19790
Localisation: Albuquerque
119.23 Actions

MessagePosté le: Lun 02 Juin, 2008 13:13:10    Sujet du message: Répondre en citant

mois ca me fend le coeur de vou voir tous se chamailler, bannir les gens, mettre des signatures anti modo :lol: (iny indray no tsy hitako Mr. Green )
bref...

aimez vous les uns les autres ka manjary malahelo be tsyki Neutral (sa tsy rarahianareo za raha malahelo) ...serieuxxx
bisous bisous daholo dia mifamihina...zany an


sinon je suis super méga d'accord avec sherkan....de toute façon za d'accord foana amin'ny zavatra lazainy Rolling Eyes

tsy hiteny betsaka za sao mitomany eto Arrow

_________________

I just wanna be with you
inférieur à trois
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur
jotsifaly


Médaille: Bois
Médaille: Bois


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 02 Juin 2008
Messages: 57

0.00 Actions

MessagePosté le: Lun 02 Juin, 2008 20:04:37    Sujet du message: Répondre en citant

Très serieux be ato zany
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
ntaolo_baviny


Médaille: Etain
Médaille: Etain


Sexe: Sexe:Femme
Inscrit le: 03 Juin 2008
Messages: 129

3.58 Actions

MessagePosté le: Mar 03 Juin, 2008 15:28:23    Sujet du message: Répondre en citant

Fa naninona zandrinay no tsy navelanareo miresaka ato intsony?
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé
tsyki


Médaille: Adamantium
Médaille: Adamantium


Sexe: Sexe:Homme
Inscrit le: 10 Juin 2006
Messages: 19790
Localisation: Albuquerque
119.23 Actions

MessagePosté le: Mer 04 Juin, 2008 11:52:11    Sujet du message: Répondre en citant

dia rehefa tsy manao hs aho dia tsy misy mamaly nananere.gif sa efa nihavana amin'izay ianareo mianakavy dia azo hidina ity sujet ity? Arrow mifona e
_________________

I just wanna be with you
inférieur à trois
Revenir en haut de page
Voir le profil de l'utilisateur Envoyer un message privé Visiter le site web de l'utilisateur
Montrer les messages depuis:   
Poster un nouveau sujet   Ce sujet est verrouillé; vous ne pouvez pas éditer les messages ou faire de réponses. Aller à la page Précédente 1, 2, 3, 4, 5, 6, 7, 8, 9 Suivante
Toutes les heures sont au format GMT + 2 Heures
Page 8 sur 9

 
Sauter vers:  
Vous ne pouvez pas poster de nouveaux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Vous ne pouvez pas éditer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas supprimer vos messages dans ce forum
Vous ne pouvez pas voter dans les sondages de ce forum
Vous ne pouvez pas joindre de fichier dans ce forum
Vous pouvez télécharger des fichiers dans ce forum