| Auteur |
Message |
aurore
Modérateur
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 01 Fév 2006 Messages: 10747 Localisation: On a Cherry tree 236.97 
|
|
Ry Mpikambana hajaina  ,
Nohon'ny fandraisana anjara mavitrika @ Forum "Jeux", tsikaritray modos sy mpikambana hafa fa somary tsy misy miraharaha ny sujets hafa. Mahafinaritra ny mamaky ny resaka mampihomehy sy ny posts maro ao @ io rubrique io, anefa hita koa oe mitarika HS sy Ping Pong indraindray ilay izy, ka mampihena ny lanjan'ny Site-tsika.
Iangaviana zany isika mianakavy mba hitandrina @ HS diso tafaotra @ sujets isan-karazany, mba afahan-tsika mifanolo hevitra @ fomba milamina sy mahafinaritra.
Ankoatran'izay , sao misy manana hevitra afahana anatsarana an'TG ? Tsapa mantsy fa tsy dia mazoto ny be sy ny maro manoratra any @ sujet hafa akotran'ny jeu. Tsy manaitra ve ny hafa, sa misy zavatra tsy ampy?Inona no mety antony tsy dia andehananareo any @ sujets hafa? Mahatsapa ko ve ianareo fa niova TG, sa ampy sy mahafaly anareo ny toe-javatra ankehitriny?
Mazotoa mamaly sy manome toro-hevitra, ary misaotra anareo dien'ny meloha hanaraka ny fiangaviana ooooo  _________________
*° Jereo, ty andro mipoaka
ny aizina dia lasa voaroaka
kinanjo nanjombona ihany
fa izany no fomban'ny tany°*
Concours photo mois d'Août : dans le Ciel
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kissinger
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Avr 2006 Messages: 5713 Localisation: bidulbukian kingdom 128.14 
|
|
ry tompon'andraikitra hajaina!!
mino marimarina aho fa maro no te handray anjara @ lohahevitra maro isan-karazany misy ato @ ity tsenabe ity!
raha ny fihevitro dia ny fandraràna hanao itony HS itony no anisan'ny sakana voalohany!
izany dia satria tsy voatery hanana hevitra mazava na fomba fijery mivantana @ resaka rehetra mandeha eto ny tsirairay hany ka lasa misy ny adihevitra na resaka tsotra mora handraisana anjara!
asa ny hevitry ny ambony  _________________ bidulbuk c'est leur truc, c'est le truc des badaboks |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 9007
148.98 
|
|
Hoantsika rehetra,
fifaliana hoahy ny maneho hevitra eto amin'ity lohahevitra ity.
Mba mangataka fanazavana kely aho ry modos hajaina ny @manamaivan-danja ity site-tsika ity raha manao ping/pong ny oul. Moa va tsy fanatanjahan-tena tsara izany? Raha ny HS dia mety ho azoko ihany.
Ny mahatonga ny ping/pong indraindray, raha ny fahitako azy dia ny tsy fisian'ny mpamaly hafa, anefa ilay mpikambana poritra te-hamaly. Tokony hiandry mpandray anjara hafa ve izy? Afaka ataony ny mampiasa MP fa saingy ilay izy atao imasom-bahoaka mihitsy no mahafinaritra.
Izay no ny amin'ny fanamarihana. Fa raha ny mety ho fanatsarana kosa indray... Ny endrika ankapoben'ny site ve azo atao marevarevaka kokoa? Kony ry imam?
Hita koa fa ireo fanatsarana teo aloha dia niala toy ny hetsika (action) sy ny fandefana sms. Ny smileys ve afaka mba ovaina fa tsy ireo efa mahazatra ireo? Ny tophos ve afaka mampianatra mivantana ireo liana @fakàna sary? Hevitra efa niainga teo aloha ihany ireo fa mba novoriako teto fotsiny. Fa mino aho fa mbola misy hevitra fanatsarana maro afaka atao eto, toy ny amin'ny famoronana lohahevitra vaovao, ny fanasiana mpanentana manokana eto @sehatra...
Raiso tompoko ny haja ambony atolotra anareo.
Ntz, tsy manadino. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kissinger
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Avr 2006 Messages: 5713 Localisation: bidulbukian kingdom 128.14 
|
|
tsy manadino ve kiiiiiiiiiiiiiiiiii
ialan tsiny ialana fondro ialana satroka re tompoko fa fihetsem-po tampoka ny ahy ka tsy voatàna!!
mamerina fialan-tsiny tompoko! _________________ bidulbuk c'est leur truc, c'est le truc des badaboks |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 9007
148.98 
|
|
ilay tsy misy mpamaly toy izao ilay mahatonga ny ping pong sy ny hevitra mivaona ko... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kissinger
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Avr 2006 Messages: 5713 Localisation: bidulbukian kingdom 128.14 
|
|
ekena! _________________ bidulbuk c'est leur truc, c'est le truc des badaboks |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 5768 Localisation: navajo land 94.68 
|
|
oui niova tg, il est beaucoup plus amusant pour les fans de jeux , pour destresser, c'est le top!!
pourquoi nihavitsy ny ankizy mipost any am sujet hafa?
parce que tous les sujets ont tous été abordés!! de reehafa mba misy mamorona de misy "fusssion" fona le izy de tounde tsy mazoto le vo niditra!! de sarotra be nefa le mamorona vaovao!!
valiny hafa koa? satria mifankalala daholo ny ankizy dia tsy misy te ho ratsy sy menatra ny tena heviny de mody manalazy sisa no atao!! mifanao hypocrite ngamba no tsotsotra ilazana azy!? diso ve za? sa nareo koa mahatsapa anizany hoe tsy misy post sincère tsony eto? vo ra mbo mipost zavatra hafahafa kely de tounde misy oul mi juge be?
ho an'izay mitovy hevitra amiko!
zafady amle hs hiezaka oo!!
de ny oul sasany koa tsy manao afa tsy ny makany am quotidien koa!! _________________
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 9007
148.98 
|
|
| TG est devenu un lieu pour destresser, plus pour exprimer ces idées |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kissinger
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Avr 2006 Messages: 5713 Localisation: bidulbukian kingdom 128.14 
|
|
renarakely>> mahatsiaro ho voa jugée matetika nga enao  _________________ bidulbuk c'est leur truc, c'est le truc des badaboks |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 9007
148.98 
|
|
efa voatsipy ilay hevitra hoe tokony hanalàna ny sujet, fa hoe tsy poinss hono  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kissinger
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Avr 2006 Messages: 5713 Localisation: bidulbukian kingdom 128.14 
|
|
raha izany ihany asiana fitsipika mazava e: izay sujet tsy mahasarika kila betsaka (isaina @ isan'ny pejy ohatra) toudé goodbye!!  _________________ bidulbuk c'est leur truc, c'est le truc des badaboks |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 9007
148.98 
|
|
| ohatra koa izay. Fa mbô aiza koa ry Horror fa ny oul miresaka de izy tsy maneho hevitra akory. tssss... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
powow
Médaille: Diamant


Inscrit le: 24 Avr 2006 Messages: 6013
96.64 
|
|
Ho an'ny mpitondra mavitrika sy mafana fo eto amin'ny TG
Mamangy sy maniry fahasalamana ho anareo izahay. Inona ny vaovao? Aty tsy dia misy ambara firy loatra fa ny hatsiaka no manomboka mamely. Manoratra ho anareo ity taratasy ity fa mba haneho hevitra.
Ny loha-hevitra rehetra dia efa tapitra voadinika daholo ny ankamaroany, hany ka raha misy tia handinika io loha-hevitra io (satria mbola tsy mpikambana izy tamin'ny fotoan'andro) dia tonga dia ny tsy fanajany ny lalàna satria tsy nampiasa ny milina fikaroana no teny azony. Atambatra ho azy amin'ny loha-hevitra efa nisy ilay tiany hatao. Tapitra hatreo ny momba iny dinika iny, satria kivy izy.
Any amin'ny kilalao sisa no hany fanalan'andro tena mampazoto ny mpikambana. Inona moa no antony hidirana eto? Hanal'andro, hilalao, hanala fahasorenana... raha toa ka voakiana izay vao miditra (ny ankamaroan'ny zava-misy) dia tsy azony izay fanalan'andro izay fa fahasorenana indray no azony, hany ka tsy miditra intsony izy.
Manaraka izany, ny hita eo amin'ny pejy voalohany (portail) dia zavatra mitovy foana, na miova fa mahalana ny fiovany. Misy silan'ny foko izay nolazaiko hoe TG dia hoy izy: mbola tsy maty ihany angaha io tranonkala io? Toa zavatra mitovy tsy miova foana no hitako eo. Tsy hifanomezan-tsiny anefa izany, fantatsika fa tsy ataon'ny mpitondra antsika ho fitadiavam-bola izy tranonkala ity, izy aza no mamoaka vola amin'ny fikarakarana azy. Tsara anefa raha zavatra miova isan'andro no hita eo, na indroa isaky ny herinandro, ohatra maka irony rohy avy any amin'ny gazety malagasy, mba milaza ny vaovao misy sns eto amintsika.
Farany, momba irony fanaovana fanadihadiana, isaorana manokana an'ireo mpikambana mazoto amin'izany. Kanefa, manao soso-kevitra ny tenako mba hanana lanja manokana ireny fanadihadihana ireny, mba atao amin'ilay fanadihadiana manome vahana manokana ny kolo-tsaina sy ny vakoka malagasy. Voatery ny fanadihadihana hita ao amin'ny takelaka moov ihany foana ve no hita eto? Tsara raha hitariana tahaky ny fanadihadiana nataon'Andriamatoa Semigany tany atsimo na ny savika sns...
Dia mametraka ny veloma finaritra mandram-panoratra indray ny tenanay, miala tsiny miala fondro raha toa ka misy voantohina amin'ny rangotry ny tànanay.
Bisou amin'ny entana _________________
Petit travail |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
athena
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 06 Fév 2004 Messages: 23247 Localisation: Saint-Nuage 29.45 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rikku
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 19 Aoû 2005 Messages: 8059 Localisation: Zanarkand 109.41 
|
|
Mahafinaritra mihitsy ny mahita ny fandrasainareo anjara amin'ny soso-kevitra. Dia miandry ny hafa koa zany
_________________
Sea of love... and Storm |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|