| Auteur |
Message |
ntaolo_baviny
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 03 Juin 2008 Messages: 129
3.58 
|
|
Mba nandranandra kely koa io rubrique io ry reto fa misy mitantara ny lokon'ny silipony eh hihihihi (bedin'i zoky eto aho miteniteny fona). Dia mitantara zavatra otran'ny tsy dia misy miraharaha e
Sa ahoana?
Manao coucou ho anareo hono i zandry ry reto a |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
arindra
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 24 Juil 2007 Messages: 2035 Localisation: aty aminay 6.65 
|
|
preums ndray a sa tara ndray tsy rarahako
baviny ko zany maita tenenina mintsy an _________________ Exiges beaucoup de toi-même et attends peu des autres
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 61.08 
|
|
ka reny ho an'ny olona tsy te hiasa saina dé tonga dé any fotsiny no miditra  _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ntaolo_zokiny
Médaille: Etain


Inscrit le: 30 Mai 2008 Messages: 223
8.89 
|
|
| ka hita fa marina ny azy ko pff firy page laniana @ tsy misy dikany |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
petitrenard
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 7676 Localisation: sous le pommier 194.52 
|
|
mitovy an'ny joueurs ihany zany reny? _________________
I hate the stars because I look at the same ones as you do, without you.. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ntaolo_baviny
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 03 Juin 2008 Messages: 129
3.58 
|
|
sendra mba namaky tao mantsy aho dia nandinika hoe tena inona ary no anton'ireto, fa tsy haiko ry reto a
Za tsy dia tin'i zandry mankao, nefa za mangalatra mankao indraindray fa aza miteniteny an |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
teratany
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 09 Jan 2008 Messages: 58
0.00 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ntaolo_zokiny
Médaille: Etain


Inscrit le: 30 Mai 2008 Messages: 223
8.89 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
aurore
Modérateur
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 01 Fév 2006 Messages: 10937 Localisation: On a Cherry tree 257.84 
|
|
| ntaolo_baviny a écrit: |
Mba nandranandra kely koa io rubrique io ry reto fa misy mitantara ny lokon'ny silipony eh hihihihi (bedin'i zoky eto aho miteniteny fona). Dia mitantara zavatra otran'ny tsy dia misy miraharaha e
Sa ahoana?
Manao coucou ho anareo hono i zandry ry reto a |
oka zay mo ny resa-be e, kony? ... Tsy efa ampy ve zay? Tsika samy olona matotra sy adultes ka tsy aleo ve tsy hifapi-tady provocation tsony ?  Je t'en prie _________________
*° Jereo, ty andro mipoaka
ny aizina dia lasa voaroaka
kinanjo nanjombona ihany
fa izany no fomban'ny tany°*
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
salali
Warnings : 2
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 02 Mar 2007 Messages: 3341
58.52 
|
|
k'efa be ko ne ny tena te hiady eto za alo tonga de miaiga miaraka @ petitrenard fa izy iany zao no tena ekipa solida de tsy haiko i ntaolo baviny ra vonono fa ary an tanimbary ary ny fotona!!sa aona!!i athena kou kay akama bona klé njy ve vonono ra ohatra ka misy mamono za!!!!  _________________
la vie n'est qu'un sourire, l'amour n'est qu'une histoire, vivez heureux, et restez cool
ato milay ee!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
wishmaster
Modérateur
Médaille: Or


Inscrit le: 22 Déc 2002 Messages: 3428 Localisation: Somewhere only we belong... 85.36 
|
|
bon..a part ca ?  _________________
Croire, c'est prendre ses désirs pour des réalités... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 61.08 
|
|
bon à part ça inona ary no tena antony tsy hitiavanareo quotidien e?
za mantsy dé ao ihany no tena mazoto mandeha tsy dé mazoto mantsy aho raha zavatra hampiasa ny saiko ny andehanako  _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2969 Localisation: any e! 96.55 
|
|
zay ihany nge matonga anlay oe LJ e! _________________
on verra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ntaolo_baviny
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 03 Juin 2008 Messages: 129
3.58 
|
|
| aurore (tsara anarana be ndry): fa za akia naninona? Ni provoc an'iza akia za? Mba miteny ny tsikaritro akia za a. Za ve akia mbo vaovao vao miditra dia kianindry fona, sy ilay sipa iray |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
salali
Warnings : 2
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 02 Mar 2007 Messages: 3341
58.52 
|
|
mihombo kevitra @ i orion kou alou za ee!!!
ny tao ampesana aza efa reraky ny miasa saina de bola hiasa saina kou ve ato!!!
bon chacun à ses propres choix kosa ee!!!
zay kosa bo malahelo ra ohatra ka bola hisy hanidy dray ny sujet sasany ao @ quotidien ee!!
ry ntaolo baviny zao tsy de reveny lotra le fitantaran'ny oll ny lokon'ny atin'akanjony nefa za zao bo otrany bo tiako zany!!!  _________________
la vie n'est qu'un sourire, l'amour n'est qu'une histoire, vivez heureux, et restez cool
ato milay ee!! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|