| Tia misangisangy amin'ny zazà? |
| Iee! |
|
76% |
[ 19 ] |
| Tsy tia.. |
|
24% |
[ 6 ] |
|
| Total des votes : 25 |
|
| Auteur |
Message |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
aurore
Modérateur
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 01 Fév 2006 Messages: 10909 Localisation: On a Cherry tree 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
Ny ahy ny tiako lay izy bota² takolaka reny, lay be vômaso kely, dia lay variana bee! Rehefa mitàna kilalao na zavatra ohatran'zany ry zareo dia lay hoe "atao inn ary ty" no mahalatsaka!
Ny tsy tiako indray (mazava ho azy) rehefa ry zareo mandou na mikaps! ahahahah tonga dia kobo be!  _________________
Capteur d'émotions
Tour de Tanà en photos, part I
Heaven on Earth  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
trust
Modérateur
Médaille: Platine


Inscrit le: 24 Sep 2005 Messages: 2289 Localisation: Atsimon'Imahamasina 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
gofono-bass
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 30 Jan 2006 Messages: 6366 Localisation: DTC 
|
|
za tsy de tia... maintenant ça va mieux, y en a que j'arriv a trouver mignons mais avant je pouvais pas les supporter _________________ C'est en forgeant qu'on devient forgeron, mais ce n'est pas en sciant que Léonard devint scie.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
aurore
Modérateur
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 01 Fév 2006 Messages: 10909 Localisation: On a Cherry tree 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
| trust a écrit: |
les gosses? ils sont mignons quand ils n'en font pas trop!
|
En faire trop? C'est à dire?
gofono> elà ve ohatra rehefa mahita zaza kely, havan'là ohatra, dia reflexe lay mandeha milalao an'lay izy sa tsy revin'là?
aurore> tsara loatra!
Tsy haiko fa ny ahy raha vao tsy mignon kely bouboule lay izy dia tsy dia tiako ny milalao aminy!  _________________
Capteur d'émotions
Tour de Tanà en photos, part I
Heaven on Earth  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
deckaps
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 12 Nov 2004 Messages: 5209 Localisation: sur l'elle de mes rêve 
|
|
Za mirevy be (na ry zareo no tena mi-revy anà ko ngambany ê)
za no zokiny indrindra amin'ny cousin cousine-ko akaiky dia zatra miara miaina amin'ny zazakely za. reveko ery ry zareo rehefa izy milalao iny. tsy mbo complexé zany mihitsy fa dia anazy ny kianja. Na izy rehefa hanao an'ilay mody midongy velona iny. reveko ery ny miara milalao aminy dia atao hoe za generale dia ry zareo miaramila vatatay daool (manampy an'ny fanajany zoky izany) Dia lasa hono manao commando. Fa ny gravy trop kosa dia ry zareo matanjaka be (andramo nge ny manao otran'ny zazakely ilay matory eo ambony fandriana dia tazomy miakatra ny tongotra roa ê. Dia hita eo izay mahatana ela indrindra) ialahy amin'io efa valaka ry zareo mbola itady batabataina, atsipitsipy, sns...
Milay ny zazakely ka... fa ny anà aleoko izy efa tafahotra ny stade-ny mitomany sy mikaly fotsiny no ataony raharaha . Sady rehefa misy zazakely koa manodidina ny tena dia lasa endry satria so dia manome mauvaise exemple eo. _________________ Here's a little song I wrote You might want to sing it note for note
Don't worry, be happy
In every life we have some trouble When you worry you make it double
Don't worry, be happy
Don't worry, be happy now |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
aurore
Modérateur
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 01 Fév 2006 Messages: 10909 Localisation: On a Cherry tree 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
| deckaps a écrit: |
| reveko ery ny miara milalao aminy dia atao hoe za generale dia ry zareo miaramila vatatay daool (manampy an'ny fanajany zoky izany) |
Ahahahah!! Manararaotra ery zao elà!
| deckaps a écrit: |
| Fa ny gravy trop kosa dia ry zareo matanjaka be (andramo nge ny manao otran'ny zazakely ilay matory eo ambony fandriana dia tazomy miakatra ny tongotra roa ê. Dia hita eo izay mahatana ela indrindra) ialahy amin'io efa valaka ry zareo mbola itady batabataina, atsipitsipy, sns... |
Ka ry lerony anie mbola souples tsara ee..! Tsy ifaninanana aminy indray iny!
aurore> ie mlay rehefa miresaka zareo hoe "iô iô iô iiiiii, awa, awa" dia enao etsy na "inona koa ary zany resahin'reto!" Fa matetika @ reny misy iray foana "leader", maditra² dia variana koa ny hafa!  _________________
Capteur d'émotions
Tour de Tanà en photos, part I
Heaven on Earth  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
gofono-bass
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 30 Jan 2006 Messages: 6366 Localisation: DTC 
|
|
semigany > tena bon je peux les trouver mignons fa le mande milalao zazakely c'est pas tres naturel.. quoique y en a, oauis, mais la plupart du temps non.
Rehefa hiteraka ngamba za vo hiova zany... _________________ C'est en forgeant qu'on devient forgeron, mais ce n'est pas en sciant que Léonard devint scie.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
gofono-bass
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 30 Jan 2006 Messages: 6366 Localisation: DTC 
|
|
bon, aleo ary atao mazava : rehefa hanan-janaka za, ou encore hiteraka ny vadiko... _________________ C'est en forgeant qu'on devient forgeron, mais ce n'est pas en sciant que Léonard devint scie.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
deckaps
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 12 Nov 2004 Messages: 5209 Localisation: sur l'elle de mes rêve 
|
|
alexandre> tamin'ny voalohany mbo saika nanararotra ihany fa kay ry lerony maharaka foana, ny tena indray no mitsatsaka indraindray.  _________________ Here's a little song I wrote You might want to sing it note for note
Don't worry, be happy
In every life we have some trouble When you worry you make it double
Don't worry, be happy
Don't worry, be happy now |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
alexandre
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 11 Jan 2005 Messages: 14372

|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|