| Auteur |
Message |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 61.08 
|
|
fa nareo midongy action ireo ve nefa tena sur fa handefa sms tokoa?
za raha misy manome 10a isaky ny sms dé handefa ihany za  _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or

Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4901
2.63 
|
|
Tss, nenay hoe 2a isaky ny sms tsisy manaiky kou maika fa nenao  _________________
Eny rahampitso raha tianao... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 61.08 
|
|
ka olona tsy manam-peo kosa ve no fidiako dé eritreretinao fa hanaiky za ra 2a fotsiny no omena a  _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or

Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4901
2.63 
|
|
Fa ilay loka marina izay miha-intéressant foana isaky ny saison é Fa lé organisation-jareo nefa miharatsy indray  _________________
Eny rahampitso raha tianao... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 61.08 
|
|
ka tsy maintsy mba atao an'izay kou!! fa ny tam ty taona ty hoa naninona no tsy mba naseho ilay mba nanana feo miavaka e!! , le betisier foana no natao nameno ny télé nefa ny olona zao mba nanantena mba ahita ihany hoe hay ty marina tena niavaka mihoatra ny sasany an  _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or

Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4901
2.63 
|
|
F'angaha moa tsy efa ireny niditra villa ireny daholo ireo niavaka?  _________________
Eny rahampitso raha tianao... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or

Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2969 Localisation: any e! 96.55 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 61.08 
|
|
| rti784 a écrit: |
F'angaha moa tsy efa ireny niditra villa ireny daholo ireo niavaka?  |
ka ny niavaka ankoatran'ireny rti a! , hoe mety nanana possibilité ho tafiditra, mba otran'ilay taloha hoe nisy ireny dé samy efa mandinika ny rehetra hoe mety ho iza am reny mba mahay reny ary no ho tafiditra _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or

Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4901
2.63 
|
|
Enao koa izany manasaro-javatra kou  _________________
Eny rahampitso raha tianao... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 61.08 
|
|
tsitako mitsy hoe inona no manasarotra amin'izany, fa mba tiako ho hita fotsiny hoe ahoana ny niveau an'i candidat plus de tsy haiko hoe firy mille par rapport an'ireo 21 tafiditra villa reo kou!  _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
powow
Médaille: Diamant

Inscrit le: 24 Avr 2006 Messages: 6026
99.22 
|
|
Sendra nahita kely 20sec an'ilay hoe betisier, tsy dia betisier fa tena foutage de gueule avec leurs commentaires à la noix... Fanambaniana olona tsy laitra mihitsy _________________
Petit travail |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
rti784
Médaille: Or

Sexe:  Inscrit le: 01 Mar 2007 Messages: 4901
2.63 
|
|
Fa lé olona koa anie no tsy azoko mihtsy ny sasany é Dé tsy mba tonga saina mihitsy vé ny sasany hoe tena tsy mahay mihira fa tena aleo tsy manao! Moa koa, dé tsy mba milaza koa ve ny namany na ny manodidina azy hoe ho tafiditra bêtisier @zany ...
Raha tsy hoe mba téhipoitra télé angamba izy  _________________
Eny rahampitso raha tianao... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
orion
Médaille: Adamantium

Sexe:  Inscrit le: 10 Aoû 2006 Messages: 12628 Localisation: Tana 61.08 
|
|
| powow a écrit: |
| Sendra nahita kely 20sec an'ilay hoe betisier, tsy dia betisier fa tena foutage de gueule avec leurs commentaires à la noix... Fanambaniana olona tsy laitra mihitsy |
fa marina mitsy anefa zany lazainao zany, hitako zao hoe maninona ny tsy fahazan'ilay olona miteny no atao an'izany, ireny zao hitako hoe tsy mety, efa niezaka izy fa efa izay no fiteniny dé indrisy moa fa lasa atao fiomehezana
kanefa koa misy ny dé te hiseho télé fotsiny, ohatra hoe ilay nandray telephone iny, enao ve hanao casting dé mbola mitondra phone ihany, sady raisina mitsy en cours de casting  _________________
anh...anh...anh......anh anh anh anh.......tongaaaaa
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kassi
Médaille: Or

Sexe:  Inscrit le: 06 Mar 2007 Messages: 2969 Localisation: any e! 96.55 
|
|
powow>> ie itako renyyy, ny sasany lay kihanina ny accent-any nefa efa zay mihitsy ny fiteniny lay oe "j" moa sa inona iny tsy tadidiko
rti>> ny sasany ndray efa fantany oe tsy mahay mihira fa fanahiniana mihitsy lay atao, tsy aiko oe te alaza ve sa inona
fa rehefa tsy ao tsony zany coach Rayo dia iny Fidy iny no solony ve? @lay resaka feo sa? _________________
on verra |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
powow
Médaille: Diamant

Inscrit le: 24 Avr 2006 Messages: 6026
99.22 
|
|
dia mba jereo nefa ireto soi disant animateurs an'ilay emission, dia jereo ny tena animateurs anà emission avy am tv any ivelany... tena vendrana trop ry zareo, sady manambany olona no manana fisainana tssss _________________
Petit travail |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|