| Auteur |
Message |
tweety
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Aoû 2003 Messages: 354
2.12 
|
|
nifanena t@prof sasany aho ndray mandeha zay fa gaga be fa tsy miova mihitsy ry zareo, genre Dorine (prof d'allemand), Fanantenana (prof de physique), Rahery (prof de physique/chimie t@zany fa zao izy toa ohatra ny tsy mampianatra ao intsony). hay dia hitako mofo bôl (prof d'anglais tao @1er cycle) ndray mandeha zay koa fa tsy mofo bôl tsony izy fa tena bôl tout court (jouflu, kibotaina et tout ) _________________ kisscool c fré mé c pa grav  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9114
309.26 
|
|
tweety>>> i mofo bôl oatrany afangaroko @lé prof d'informatique t@ seconde iny, tadidin-ndry? tsy tadidiko nenarany! t@ 3ème mantsy i Yvonne no prof d'anglais-nay! ary Lambada aky zay nanaôna, mbola ao iany ve? ary iza moa lé prof manongo @ laklé ry? m d r
zà zay efa eeelaaa tsy nahita prof tao zany tsony ... hay à part Ragod que je vois quelquefois lol _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tweety
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Aoû 2003 Messages: 354
2.12 
|
|
lol, euh ndraso tadidiko ilay prof d'info iny fa tsy tadidiko tsara koa, sinon lambada efa ela no tsy nampianatra tao, dia i Kaly ilay prof manongo @lakile iny (prof de physique-chimie ao @1er cycle) _________________ kisscool c fré mé c pa grav  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tweety
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Aoû 2003 Messages: 354
2.12 
|
|
ralôm no surnom an'ilay prof d'info iny raha tsy hoe diso ndray aho _________________ kisscool c fré mé c pa grav  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
malisoany
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 16 Oct 2005 Messages: 49 Localisation: paris 1.41 
|
|
mifanena ahy matetika i voanjobory (prof d'histo géo tsy tadidiko) t@za tany dago
manao salut salut ahy foana
i fanantenana ndray d efa nanambady ka tsy aiko iza no vadiny
i droopy (ancien préfet) lasa mahy kely , otrany voa any dépression zany lery
porf d'anglais , iza moa ...i surveillante izy zao , lay prof coupe carré iny , ...bref tsy tadidiko ny anarany , otrany lasa mia sola zany (lasa tsy kely kely ny volony )
zay any alo no tadidiko |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tombo
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Mar 2004 Messages: 5159 Localisation: Dans un autre monde 271.97 
|
|
i mofobôl itako nirevy b tao andohalo tao vô aingana , i lambada itako t@tv fa tô miasa ao@ambassade ao paris ra tsy diso za.. i dorine ao@ACEEM fa itako eny akaikinay matetika.fa asa ra mbola ao @ISF i pekôsy efa maty
fa ny prof tena napmé ana tao@la sainte d i ra-virijiny...lé prof religion iny.manana anlé vy kely otran'famafana gabné iny.ikapoana ankizy ono. _________________ Y a des silences qui disent beaucoup |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Sherkan
Médaille: Diamant


Inscrit le: 19 Juin 2003 Messages: 7594
249.71 
|
|
tsy nankafiziko loatra iny Virjiny iny...
Nanao politika angaha i Lambada no lasa diplomaty... _________________ ..."poitrine de l'année à tous, je pousse du bon pour vous tous"...
..." tratran'ny taona daholo, maniry soa ho anareo aho"......
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
pisomasiso
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 03 Juin 2008 Messages: 3
0.00 
|
|
kikou daoly an!!
zay mou zany prom vo aingana mits é!!
d i virijiny any lasa mapalaelo kely mits! d i mofo bôl tena mbola bôl b iny ian, lol.... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tombo
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 08 Mar 2004 Messages: 5159 Localisation: Dans un autre monde 271.97 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
onanirik
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 17 Mai 2008 Messages: 4
0.00 
|
|
Ny ahy indray dia freddy, ilay prof d'anglais no hitako taty Paris, mais ca date! Efa ho 3 taona raha tsy diso aho!
Décembre tsara ny andro, dia nijerijery be ahy izy!
Mety tadidiny aho angamba hoe: "ity ilay naha be raharaha ahy tao @ 4eme 3"  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|