| Auteur |
Message |
milafitia
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 12 Nov 2007 Messages: 988 Localisation: Antananarivo 6.17 
|
|
MIarahaba antsika rehetra anciens na étudiants actuels ao @ INSCAE.Ohatrany nangingina isika izany tato ho ato an!
Aleo ary mba asiana sujet mba mety ho intéressant ihany e: IZA NO PROF TENA MBA TIANAREO TAO? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329
0.30 
|
|
Enao @zay tsy miteny zay tianao akory an
Ny ahy manokana alou dia Mr le Directeur des études, Randrianaivoson David no tena reveko e  _________________ Tophos. Capteur d'émotions |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
milafitia
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 12 Nov 2007 Messages: 988 Localisation: Antananarivo 6.17 
|
|
Ka mba niandry aho hoe hisy hitany aloa re e!
Ny ahy aloa raha fampianarana no resahina dia Mr Ratsitoary e.
Raha resaka prof cool ndray dia be dia be fa aleo atao hoe Mr David dia ilay prof de Techniques bancaires/Marchés financiers iny koa fa tsy tadidiko ny anarany(Mme izy an!).
Sinon raha hoe prof mahafinaritra ahy indray dia Mr Ramanamisata (prof de droit) sy Mr Rajaonarimampianina (prof de comptabilité).  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
arindra
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 24 Juil 2007 Messages: 2035 Localisation: aty aminay 6.65 
|
|
Mr David marina milay an taminy rery no mba nazaoko note milay
Mr Ramanamisata ndray tsisy tadidiko ny cours afatsy le oe "sous le ciel bleu de Majunga "
Mr Rajaonarimampianina ôtrany ramose kely stréssé tout le temps zany lava lôtra ngamba ny anarany za lou mbola tsy nampianariny e
Mme que vous êtes bêtes kou milay, elle nous fait sauter au plafond
Mr Ratsitoary milay ny fampianarany fa za mintsy no efa vendrana nametrahany surnom mintsy mou zay kou : Mlle Ra.... je ne sais pas quoi _________________ Exiges beaucoup de toi-même et attends peu des autres
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ikalasoo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 912
11.91 
|
|
iza re e....
Tsaratombo v? sniffff....
DE talou eo eo iany, mafnaritra izy fa ny cour-ny rediffusion b foana. Impiry naperany tablo de bor v ranga zay! (nf bola ts assimilé foana!)
Ny fantaniana aitako valiny bdb zao nf oe "iza no prof tsy tianareo???"  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
arindra
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 24 Juil 2007 Messages: 2035 Localisation: aty aminay 6.65 
|
|
sô de misy prof membre ny TG fa aleo ilamina zany sa aôna ozy nareo za kou lou maita be de be ra izany e _________________ Exiges beaucoup de toi-même et attends peu des autres
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ikalasoo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 912
11.91 
|
|
Ao ary e.... iteny kely iany za nf oe i "kaiamba tena izy" no ts dia mba azoazoko (mifona ramose fa tena mapatory b mitsss n cournao!!! ) chuuuuut....  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
arindra
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 24 Juil 2007 Messages: 2035 Localisation: aty aminay 6.65 
|
|
ny prof nampihomehy anà tao dia le prof tsy manala volon-kelika iny de avieo izy tsy nanao manche courte tsony
oka zay _________________ Exiges beaucoup de toi-même et attends peu des autres
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ikalasoo
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 15 Nov 2007 Messages: 912
11.91 
|
|
arindra>>> ary tena tsy fantatro zany prof zany...
Fa tsika rery oa no miresaka fa ny sasany mangina b fotsny e!  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
arindra
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 24 Juil 2007 Messages: 2035 Localisation: aty aminay 6.65 
|
|
za kosa alou tsy iteny ny anaran'le prof eto e mampalaelo koely eto izy ko
ny sasany mbola kamo be iditra ato @ INSCAE fa mbola variana any @ blabla sy quotidien ary indrindra indrindra any @ sex stories any
_________________ Exiges beaucoup de toi-même et attends peu des autres
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
harry
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 17 Nov 2007 Messages: 62
0.00 
|
|
Mr Gualbert Razanajatovo (rémunération) c'était un super prof. , ceci dit, M le DE n'était pas mal non plus
Je pense aussi à M Ratsitoary, avec lui on est à peut près certain d'avoir une bonne base en compta, du moins c'est ce que je crois, . Mais bon là je dois avouer que je n'avais pas toujours les notes que je souhaitais avoir  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
boboka
Modérateur
Médaille: Platine


Sexe:  Inscrit le: 16 Mai 2007 Messages: 2329
0.30 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
milafitia
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 12 Nov 2007 Messages: 988 Localisation: Antananarivo 6.17 
|
|
Ary adinoko marina fa i Mr Gualbert koa mba anisan'ireo nahafinaritra ahy koa ka.
Fa asa marina hoa hoe manao inona daholo ny sasany fa dia ny eo ihany no eo e!
Fa efa tsy miteny irery aloa dia efa tsara e! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
milafitia
Médaille: Argent


Sexe:  Inscrit le: 12 Nov 2007 Messages: 988 Localisation: Antananarivo 6.17 
|
|
aleo indray ary tohizana ilay sujet dia asiana ny prof tsy tiana koa e!
Dia atomboy zany ry zareo fa mameno eo ihany aho an! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
semigany
Modérateur
Médaille: Nova


Sexe:  Inscrit le: 21 Aoû 2003 Messages: 29881 Localisation: Ambila Lemaitso 2323.44 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|