| Auteur |
Message |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Ntaolo Zandriny
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 28 Jan 2004 Messages: 9007
160.02 
|
|
| mbola manao CM grevy fa @faran'ny volana may any ny TD. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Dark
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 02 Avr 2008 Messages: 443 Localisation: Ety @nanàta 0.28 
|
|
| sariaka a écrit: |
dia mbola finance, marketing sy organisation ihany ve ny karazany ao sa niampy. |
niampy option Audit et contrôle de gestion _________________ Slicker than your average... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Dark
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 02 Avr 2008 Messages: 443 Localisation: Ety @nanàta 0.28 
|
|
| sariaka a écrit: |
ny prof audit nay lay rangaha tsy dia misy accent be zay rehefa miteny frantsay hozy hoe odita  |
Rakotosalama Clement ve izany? _________________ Slicker than your average... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
Dark» ieuh ka misy ankoatran`iny
Asa zay raha efa lasa expert comptable lery na ahoana
Fanatatrao nga izy _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Dark
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 02 Avr 2008 Messages: 443 Localisation: Ety @nanàta 0.28 
|
|
fantapatatro fotsiny...efa nanatrika ny cours moa zany za é!dia efa enoko le oe odita latsaka be za t@zay...sady lery expert comptable nefa mandeha miaraka @na Renault 16 ratsy be zay  _________________ Slicker than your average... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
hay mbola velona any lay R16 godraka be iny
Iny katity mihitsy fa niara niasa tao @ CABRAM zahay , izy moa zany sefoko mazava ho azy t@ taona 94 _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Dark
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 02 Avr 2008 Messages: 443 Localisation: Ety @nanàta 0.28 
|
|
mateza kosa iny R16 iny raha izany ko!ozy lery ndray mandeha izay oe aleony mandeha @iny R16 iny fa iny tsy mandany solika.
Fa izy aloha dia razoky tsy mivaky loha izany mihitsy raha ny paoziny é! _________________ Slicker than your average... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
Lay option audit et contrôle de gestion vao haingana izany?
Ny DEA mbola misy ?
Odita tsy niova mihitsy raha izany, ary mbola mahazo aina tsara veuh  _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Dark
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 02 Avr 2008 Messages: 443 Localisation: Ety @nanàta 0.28 
|
|
vao t@ ty année universitaire ity no nisy io option io...vaovao be!
I odita matavy be!tsy aiko raha izay ilay mahazo aina tianao anontaniana...ny masony efa mila tsy hisokatra intsony
ny DEA otrany taloha iany _________________ Slicker than your average... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
dia be mpianatra nisafidy ve?
Izay indrindra lay mahazo aina e
Mbola tsy retraite foana ve i Odita  _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Dark
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 02 Avr 2008 Messages: 443 Localisation: Ety @nanàta 0.28 
|
|
100 latsaka kely eo eo ny effectif ao...fa firy taona iny razoky iny no lazainao fa efa tokony ho retraite? _________________ Slicker than your average... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
tsy haiko eo firy taona fa izy lay matavy koa dia otrany antitra zany e
Fa 55 kosa iny farafahakeliny zao e sa mety diso ve ny kajy tsotsotrako  _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Dark
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 02 Avr 2008 Messages: 443 Localisation: Ety @nanàta 0.28 
|
|
any oany koa ny estimation -ko!!!...promotion 1998 ny expert comptable lery zany é!...efa lehibe iany lery vao lasa expert raha izany _________________ Slicker than your average... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9674
85.19 
|
|
ela ihany lery zany vao lasa expert an, satria 94 lery no efa nikatroka tao @ cabram
Fa aona tokoa ny hatao raha te ho expert any dago e, sao dia arakao? mila manao option audit et contrôle de gestion zany? _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|