| Auteur |
Message |
soulmate
Médaille: Argent


Inscrit le: 29 Nov 2004 Messages: 725 Localisation: Hokkaïdo 30.98 
|
|
lé joba ange ry zalah fetsy be eh! sô dé tratrany mody venance eo kinanjo ...... voanjo  _________________
Bruce Lee arrive à déposer un message avant Chuck Norris |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
scott
Médaille: Coton


Inscrit le: 05 Mar 2005 Messages: 1
0.01 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
headhunter79
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 26 Aoû 2005 Messages: 3934 Localisation: Ankenihenibe 62.20 
|
|
Ny tadidiko aloha taloha, refa manafika sipa teny Ankatso dia ny Lettres sy ny DEGS no nahavantana fa izany Science izany toa tsy nahazatra loatra.
Asa @ zao na efa niova. _________________
Inona intsony ny amiko ? Ny sôgany foana no laniko
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
daddybory
Médaille: Papier


Inscrit le: 15 Mar 2005 Messages: 10
0.31 
|
|
| ny lehilahy ve matahotra sipa intelligente dia tena mahagaga izany ko! satria ny lehilahy hono tsy matahotra inona izany ko! sady sipany science ange milay be mihitsy e! indrindra fa sipa 1ère année ireny tena mafilotra dia mafilotra e! satria zareo aminireny mbola zanaky dada sy mama be ko! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
zany ve , sipa manambady kahier , na sipa manambady gretra  _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
headhunter79
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 26 Aoû 2005 Messages: 3934 Localisation: Ankenihenibe 62.20 
|
|
Misy milay ihany anie ao @ Sciences fa sarotra zakaina e, dia aleo any @ mora any @ DEGS no mandeha, sady any betsaka ny sipa noho ny bandy
Any @ sciences elà tonga dia vandrahan'ny bandy be de be, lazain'ny oul mitady bandy any  _________________
Inona intsony ny amiko ? Ny sôgany foana no laniko
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
sariaka
Médaille: Diamant


Inscrit le: 27 Fév 2003 Messages: 9679
85.27 
|
|
zama> iny indray no tsy hitako lay hoe manambady gretra sy kahie
head> fa maninona no matahotra vandrahany bandy angaha manaikitra ny masondry zalahy.
Any @ agro koa zalahy feno sipa ah!! rehefa bizutage eny é agro, tongava eny fa feno eny _________________ vazo miteny
kilalao miteny  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kalasoa
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 24 Sep 2003 Messages: 100
2.32 
|
|
Aiza kosa d hoe sipa manambady gretra na kahier ny sipan'i sciences, za ranga ts manaik an'zany a! tssss
manjary simba b ny image nay @ zany  _________________ Si quelqu'un ne te sourit pas, sois généreux et offre ton sourire |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
Gaga mihitry ny tenanay nahita ny mpianatra manao chimie fa vitsy kely ny sipa nefa ao @ degs tena tsy ampy ny bandy  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
Ny sipa ao @ faculté des science ao @lay ilana azy . ilay mazoto mianika tendrobohitra mafymafy fa tsy mba malemilemy |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
faliana
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 30 Oct 2006 Messages: 29
0.22 
|
|
Izay sipa zakan'i Ramah sipa mpianatra tato @ faculté des sciences daholo  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
spike
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 29 Jan 2007 Messages: 252 Localisation: Eto @tanàna 1.04 
|
|
jabs < Ahaha kosa ry ben a!ts votery oe maivan-doan'là zany ny série A a!An @tN scientifik élà no mis atokona fa aty @littéraire élà apokanay(reny filo,sns...).
Elà v siora oe tena nlay beuh ny scientifik nlà tan @BAC???Zà nF masà mkozy @là oe matière littéraire no nà pejy anlà.
J'ai rien contre les scientifik F seulemen fotsiny lé kojin-là teo oe rF série
A dé maivan-dô no ts met.F respect les otres dé on te respectera e!Siora fona e! _________________ Le monde fut créé le 22 octobre 4004 avant Jésus-Christ, à 6 heures de l'après-midi. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kainzkaranty
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 10 Avr 2007 Messages: 246
0.00 
|
|
sipa science: jtrouve oe coco kokoa e! ekeko oe misy d tena pas regardable fa bon intelligente! ary aza adino fa misy mannequin zay sortant science biologie sady tsara tarehy no mahay an!
sipa degs: euh......sady mihaingo no be maquillage! fa tsy haiko aloha oe mahay sa tsia e!
juste premeière impression ako t@za niditra teny ankatso aloha io e! il y a 7 ans !!! fa otrany tsy d niova ny fahitako azy....
mipetrapetraka kokoa ny avy ao @ science noho ny avy ao @ degs..
sinon.... hevitro manokana iny! za koa moasady tsy degs no tsy science  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
spike
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 29 Jan 2007 Messages: 252 Localisation: Eto @tanàna 1.04 
|
|
kainzkaranty < mitombona daolo ny remarque ny ise teo fa sipa ny science milamina,coco,oe misy tsy mangeable ;fa par contre ny sipan'ny DEGS degalos fa aza adino koa anefa fa na degany ny jö an'ny DEGS fa misy koa tena misaina beuh a!
Ô fête moa zany,milay léiz satria ohatranay zany kofa DEGS dia manakiana an'ilay jö mpiara-mianatra ireny oe tena miazakazaka beuh kosa ny revin'ian na ian a!Fa aller voir fa raikitra ny 1ère session,izy indray no afaka fa élà aty @2ème session vao poin.
Bof,tt celà pour dire oe misy henjana ihany ny coco ny tsein ao @DEGS a!Fa n'empêche koa anefa misy mampime beuh!  _________________ Le monde fut créé le 22 octobre 4004 avant Jésus-Christ, à 6 heures de l'après-midi. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
kainzkaranty
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 10 Avr 2007 Messages: 246
0.00 
|
|
ieu! betsaka mintsy ny sipa mody tena tsy à la page fa aveo enao tavela any @ 2éme session f'izy mitsotsotra an!
okay e! _________________ "Les rêves d'hier et les impossibilités d'aujourd'hui sont les miracles de demain." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|