| Auteur |
Message |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Ataoko par Niveau angamba dé @ zay tonga dé kobo:
6ème:Gisa folaka(surveillant t@ zany), Rabekibo (Monsieur Rabialahy Jean Pierre), Ratortue Ninja(Ra Sabin), Ra Tarzan (Ra Alfred),
5ème:RaSolofo (Ra Vala), Ra Costand (Ourang Outan), RaKakana(RA André) ,Ra Orona
4ème:RaTsé (Tsy tadidiko ny tena anarany), RaDrigue(hahaha Ra Noelson)
3ème:RaBotity(tsy tadidy anarana), Ra Tsembokelika(Prof Education à la vie misy miantso an'lery iny t@ zany hoe ra Cow-boy a,satria lery miaraka @ lay satroka Cwboy iny ndraindray)
t@ terminale ndray no nisy andRaDiridiry zany ka prof nilay l*l*.
dé mbola tao koa Ralambozafy (hahahaha )tapaka lesy ny tsinaiko vao mieritreritra an'lery io l*l* ( ).
'Reo ihany aloù no tadidiko ny surnom fa ampio moa ry lerony dé asio commentaire a,  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7228 Localisation: °/~2-\` 261.50 
|
|
ah weshhhhhh, avec plaisir letsy:
bigtox (marque-na odimoka), bigmongo mr britto
rakakana koa misy nanao oé ra-lucky luke
dé nisy anle prof le otran mitomany iny fona lery: prof science nat: ra-zani-zany
anontanio an'i child fa nisy anzany coco lapin, ra-boy, ra-sima, ra-bourvil, ra.... tsy tadidiko doly
ary iza moa ny surnom an'i mme benedicte ?
alaivo par prof letsy fa kasam ito sujaka ito lé aza _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Tairo ary fa RaBekibo no anombohako azy,
Nisy Bandy 'zay zany t@ 5ème nikôzy t@ ndra Faneva (lava) hoe jereon'la moa ramose fa ôtran'ny Hyipopotame, dé avy eo notorindra Faneva t@ ndRabekibo hoe enao ramose lazindRa Sebastien hoe Hypopotame.
Dia hoy ra Bekibo
Bekibo ôpôtame rayn'ialahy an;
Pôpôtame renin'ialahy an;
Zanaka Pôpôtame ialahy ry adala be ity a,
Mamafa trano ao anatin'ny 1 Volana,..
Sebastien:Laingany 'zany ramose fa.....
Bekibo:Mamafa trano ao anatin'ny 2 Volana,..
Sebastien:Ka ramose .....
Bekibo:Mamafa trano ao anatin'ny 3 Volana ialahy ry adala be ity,....
Tsa nikôzy koa ra Sébasy avy eo...  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7228 Localisation: °/~2-\` 261.50 
|
|
oka letsy fa tena tapaka ny tsinaiko lé aza kozy zany,
sady mieritreritra anle ambiansy tamzany za no namaky an'ito fitaka ito fa tena trop, manapatsinay trop, gaga ara ny mpiasa tato oé fa aona ?
maivan-doha koa ra-faneva zany an ! _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
andriamiravaka
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 28 Sep 2005 Messages: 44 Localisation: Somewhere 1.59 
|
|
'Ty koa misy ray 'zalah
Nanontany 'zany ra Jerson t@ 3ème, nanontany andRa Frédéric 'lay prof Science naturelle iny,
Jerson:maninona kay ramose 'reny alika 'reny 'refa manao dé tena miraikitra be mintsiny.
Frédéric:Zany ve lesy dé tsy hain'la, mibontsina letsy ny lat*ny,.. (sady eritrereto @ lay fomba fikôzin'lery iny moa)
Dé ny andra Tse ndray,
avy ny orana t@io dé mandé @iny couloiran'ny 3ème iny lery, kay nalama be ny couloir, dé 'solifatra lery saika nianjera fa soa ihany 'lay bootsan'lery iny no nanaovany dé tsy naninn, fa ny dian'lay Boots t@ couloir tonga dia ôtran'ny diana pneu'na Tômôbila mifreine 'reny.
Dé hoy lery avy eo,
Ra Tsè:Hitanareo fa ilaina ihany 'lay kiraro ôtr'tony refa avy ny orana...
Trop lesy ny tao 'reny l*l*
 _________________ Positive ta vie et ta vie sera Positive |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
biblo
Médaille: Coton


Sexe:  Inscrit le: 13 Nov 2005 Messages: 3 Localisation: Fianarantsoa 0.16 
|
|
Ha ! Mahafinaritra koa izy izany.
Rabekibo ihany e ! Nanontany momba ny exercice leiry rehefa avy naniraka kôfy teny @ solaitrabe.
- Mpianatra : Ny anay ramose tsa mba hoatsa an'io fa hafa ...
- Rabekibo : Agnareo ia moa izay ?
Momba ny surnom indray dia nisy Préfet 2nd cycle izay, Père Rabotoson angamba izy izay, Pinochet no fiantso azy satria diktatera be.
Ary ianareo ve mahatadidy an'i Recteur Hagamainty ? _________________ Tsy ny fagnahy ro atao soa !  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
cowboy
Modérateur
Médaille: Diamant


Sexe:  Inscrit le: 23 Mar 2005 Messages: 7228 Localisation: °/~2-\` 261.50 
|
|
Hé hé,
Mbola Rabekibo ihany, ary nareo ve efa tratran'le oe:
- atsangano ny rapporteur ?
dia misy kofy boay tsy kopy dé equerre ndray no nantsangany.
- mitsangana ialahy an, mamafa trano vao mody an !
dia misy bandy ety @ place mivanitika mihomehy an'i lery mitsangana.
- ho an'ialahy mihomehy io an! ialahy irery no mamafa mandritra ny herinandro an !
fa tena courage daholo ny bandy retraretra, tam'reny manko lay mizara isaky ny groupe ny famafàna ny trano.
recteur Hagamainty ? tsy tratranay zany fa efa henoko ihany ny lazany aloha é, tsy zany ve ny recteur tao talohan'i Père Nicolas Pesle ? _________________
Take my heart and please don't break it
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Ary awona Ndray Ra Drigue refa hampanao test t@ 5ème sy 4ème,
Raisin'lery 'lay tahonkifafa dé hoy lery,
Radrigue: Ambony daholo ny tanana,
Mikapoka latabatra voalohany za dé ambony ny tananareo,
mikapoka faharoa dé manoratra nareo
Mikapoka fahatelo za dé tsy manoratra tsony 'nareo.
Dia raikitra ny test, mikapoka lery dé ambony aby ny tanana, avy eo mikapoka ndray dé manoratra, mikapoka faha3 dé miverina ambony ndray ny tanana, dé nefa ny kofa sasany ny tanany havia ihany no mody atsangany fa ny havanana manoratra ihany.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
| cowboy a écrit: |
anontanio an'i child fa nisy anzany coco lapin, ra-boy, ra-sima, ra-bourvil, ra.... tsy tadidiko doly
ary iza moa ny surnom an'i mme benedicte ?
alaivo par prof letsy fa kasam ito sujaka ito lé aza |
i mc carty no anaovan'ankizy ani béné t@anay tao.de nomen'ankizy surnom hafa zay izy taty aoriana noho le izy micross be fona refa akaiky ho tara fa ts tadidiko tsony.coco lapin, ha!ha!ha!ratratray prof EV,ho!ho!ho!"ny nofonofim-pahatanorana..."
iza moa le prof de math fohy kely ty letia e,...ts tadidiko...rabibs kay moa ts rah efa tao iny t@nareo tao..de rasendra nataondr'zalah oe johny gasy.ts koboko oe poukoi.hi!hi!hi
ra-martine zao mampianatra 2nd tech @zao. _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Ary Ra ELIOT ve tadidin'lisany, tsy prof lery a, fa tratran'lery mainty be igny dé maty ala mintsy
T@ BEPC Tsra zany tadidiko ny fanontanina zay t@ science hoe inna no lokon'ny sol volcanik, dé hoy zalah mibitsibitsika Eliot  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
 _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Misy an'zany ary hoe mba ampindramo stylo Eliot moa zalah
Dé ndray mandé te hikapa ra Eliot dé namendry zalahy papier carbone, satria hoe tsita ihany iny na hipetaka @ HoditrandRa Eliot aza Trop _________________
Si ton passé t'ennui, prend le de vitesse |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
shakira
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 25 Nov 2005 Messages: 97
3.34 
|
|
rika ra zazty tena tsssss  _________________ le malheur de l'avoir perdu n'effacera jamais le bonheur de l'avoir connu |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
koula
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 13 Aoû 2007 Messages: 89
0.00 
|
|
| Rabekibo sy ny punition dia tsy hadino foana e |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
Kalaratsy
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 29 Déc 2006 Messages: 3656
44.88 
|
|
tsy misy haiko ireo surnoms ireo nefa mba tao ihany ny tenanay,sa efa taloha be retraité ireo? _________________
On passe à l'étape suivante.
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|