| Auteur |
Message |
tombo
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 08 Mar 2004 Messages: 5159 Localisation: Dans un autre monde 272.71 
|
|
iza avy no ex-TA1 la sainte ato e (zanak'i Victor) ??? ndao mba hifampitantara souvenirs rangà a!!! na tsy TA1 aza nareo tsy koi nge e? _________________ Y a des silences qui disent beaucoup |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
za koa
Médaille: Coton

Inscrit le: 10 Mai 2004 Messages: 3
0.08 
|
|
Sali tombo,
za koa zanak'i Raviky fa ianao oviana no nandalo tao ? |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
salu za koa sy tombo, zay nampianariny malagasy fotsiny tao @ TA2 kah! Fa milay lery iny an! Masiaka ve iny raha titulaire?  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
za koa
Médaille: Coton

Inscrit le: 10 Mai 2004 Messages: 3
0.08 
|
|
| Tsy masiaka izany izy fa indraindray aza diso cool loatra. Fa asa izy izay raha mbola ao ihany satria toa presque lasa daholo ny mpampianatra tranainy tao. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
anjaratiana7
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 08 Avr 2003 Messages: 9120
311.17 
|
|
za koa> fa enao promo oaviana
mbola tadidiko foana indray aprèsm zay dé nidongy t@ raVic hoe ndao ramose hirava @ 16h30 fa tsy @ 17h30. Dé nanaiky izy fa hozy hoe ndàna miera @ frera alou. Dé nandé lé délégué anay t@ zany (coucou Andry ) hay izy tsy niera tany akory fa niverina avy any izy dé hozy hoe OK hono hoy frera. Efa tonga teny an-tohatra daôly ny ankizy vao nihazakazaka niverina nifanena t@ frera sy lé tic-tac-ny iny saika tsy omby ny varavaran'ny TA2 nisisihana teo voatazona tao daôly amizay aveo fa soa iany raVic fa tsy tezitra fa i ra-Léon no lagy be
Toa efa tsy ao @ La Sainte intsony hono izy zao fa lasa nanao garde forestier zany; raha tsy diso aho  _________________ PROSPEKT
 |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tombo
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 08 Mar 2004 Messages: 5159 Localisation: Dans un autre monde 272.71 
|
|
ie, tsy ao tsony izy (Victor) ka!!!saingytsy aiko oe manao ina izy zao...
lery aloha mahafinaritra mitsy e cool sady compréhensif
za koa>>> zà prom 99, ary toi?  _________________ Y a des silences qui disent beaucoup |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
za koa
Médaille: Coton

Inscrit le: 10 Mai 2004 Messages: 3
0.08 
|
|
| Anjaratiana sy tombo > Za efa zokiny be ka. Fa oh efa niala daholo ange ny ankabeazan'ny prof tao ry reto e! Sady ny nahafinaritra daholo no nandeha. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ex.la.sainte
Medaille: Perle

Sexe:  Inscrit le: 14 Sep 2005 Messages: 1239 Localisation: Tana 19.73 
|
|
za ray promo t@tombo fa tsy tadidiko za na ta1 na ta2! hi hi hi |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tweety
Médaille: Cristal

Sexe:  Inscrit le: 07 Aoû 2003 Messages: 354
2.12 
|
|
slt daholo an, d arabaina daholo klou nahatratry ny taona e !
tsy tiany maizna mits antsoina hoe ravik an, iny no tena mahatezitrazy haingana ndrindra, sinon efa smary fotsy volo hono izy any fa atreo @volombava iany hono no fotsiny an ! hi hi hi |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ex.la.sainte
Medaille: Perle

Sexe:  Inscrit le: 14 Sep 2005 Messages: 1239 Localisation: Tana 19.73 
|
|
hi hi hi  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
tombo
Médaille: Diamant

Sexe:  Inscrit le: 08 Mar 2004 Messages: 5159 Localisation: Dans un autre monde 272.71 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ex.la.sainte
Medaille: Perle

Sexe:  Inscrit le: 14 Sep 2005 Messages: 1239 Localisation: Tana 19.73 
|
|
marina zany fa 1ère tsika no niara-nianatra tokoooo  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
| anjaratiana7 a écrit: |
za koa> fa enao promo oaviana
mbola tadidiko foana indray aprèsm zay dé nidongy t@ raVic hoe ndao ramose hirava @ 16h30 fa tsy @ 17h30. Dé nanaiky izy fa hozy hoe ndàna miera @ frera alou. Dé nandé lé délégué anay t@ zany (coucou Andry ) hay izy tsy niera tany akory fa niverina avy any izy dé hozy hoe OK hono hoy frera. Efa tonga teny an-tohatra daôly ny ankizy vao nihazakazaka niverina nifanena t@ frera sy lé tic-tac-ny iny saika tsy omby ny varavaran'ny TA2 nisisihana teo voatazona tao daôly amizay aveo fa soa iany raVic fa tsy tezitra fa i ra-Léon no lagy be
Toa efa tsy ao @ La Sainte intsony hono izy zao fa lasa nanao garde forestier zany; raha tsy diso aho  |
souvenir tena nilay B io an tadidiko tsara  _________________ Itsikio ihany fa ao anaty tsiky misy fitsaharana ho an'ny mitomany azonao ahodina ahazoana fahasambarana |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
mainty2
Médaille: Rubis

Sexe:  Inscrit le: 07 Avr 2003 Messages: 1551
4.25 
|
|
nena kou no tena tadidiko D lé izy miteny vaza tapoka refa mamianatra ary lé poézy nga tsy tadidinareo izy ngé no nahitako an'io itsiko ihany io é  _________________ Itsikio ihany fa ao anaty tsiky misy fitsaharana ho an'ny mitomany azonao ahodina ahazoana fahasambarana |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ex.la.sainte
Medaille: Perle

Sexe:  Inscrit le: 14 Sep 2005 Messages: 1239 Localisation: Tana 19.73 
|
|
fanga ko enao promo 99 tao @TA1? mety aiko zany enao an! _________________ Pour aimer un(e) vivant(e), il faut l'aimer comme si il(elle) devait mourir demain! |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|