| Auteur |
Message |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Ankoatra ny fidélité zay mampalaza ny ankizy ao dé tsy hadino ihany koù ny takla isankarazany ao.
ao ny mitàkla jôban'ny bandy akama, ao ny mitàkla Bavy, ao koù ny tàkla vadin'olona, takla isankarazany e,
Inna no hevitra ary mba tsy hisian'io tsony satria tena mampalahelo mintsy zay voa. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
quicksilver
Médaille: Bois


Inscrit le: 20 Oct 2005 Messages: 55
1.85 
|
|
takl party v
be ny tantara le, misy kôfy 2 la zay nanambôtra mpizoky zandry de tafa t@ zandriny le kôfy 1 fa le 1 nikapt an le zokiny, taty aorina nefa le vadin jandry ndray no nahavoa an le zokiny
fa misy kôf 1 zay tao tena tacleur no anarany ze sipana kôfy rehetra amboarin lery daoul de rangitra aby ny kôf fa ny tsy naha endry an lery alo de nikapten dry zalah ny bavin lery zay vô nipetraka.
kopy elisany
T@ zay nalaza ny pasy bôl mikôzy fotsiny le kôfy 1 we mandehana lesy ela any @ avant any a fa degager ko ny bôl kay lery mamorika.
ok aleo ho eo fa anjaran lisany ny tohiny |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Iny ndray no tsy koboko l*l*, Pasy bôl,
lay zokiny t@io no omby volavita dé nisy mpiandry anazy roalahy, fa lay Dahalo raika no nahavita ny entana, taibe io dahalo io a, ny dahalonjandriny ihany no nahazo ny zokiny.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
jabs
Médaille: Etain


Sexe:  Inscrit le: 13 Oct 2005 Messages: 128
2.47 
|
|
aoka lesy zalahy fa sao de remis à zero eo ny action tsika le,
sao dia henon' i vache garçon eo lety zany vache volavita zany ah  _________________ Manana finoana,ny tanjona banjino,ny marina fihino,mijoroa hatrany, fa handresy ny farany. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranavalona
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 30 Mai 2005 Messages: 4419
102.86 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Be vola ndray manko ry Mpanjakavy dé manala anay an,  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranavalona
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 30 Mai 2005 Messages: 4419
102.86 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
ary taiza ary za t@zany fotoana zany no tsy kopy anizany?
ary azavao tsara fa ts azonay tsy teo e!
 _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
| role a écrit: |
Be vola ndray manko ry Mpanjakavavy dé manala anay an,  |
mpanjakavavy an, talou mpanjakan'i malagasy fa @zao an'iza?
 _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
ranavalona
Médaille: Or


Sexe:  Inscrit le: 30 Mai 2005 Messages: 4419
102.86 
|
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
 _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
zama
Médaille: Adamantium


Sexe:  Inscrit le: 31 Mai 2004 Messages: 11372 Localisation: miverina @ lôny 144.62 
|
|
malaza ratsy mihitsy nareo any zany an!!! _________________ "....Ça s'en va et ça revient,Ça s'en va et ça revient..."
"...pas de nouvelle , bonne nouvelle..." |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
| vinahmalala a écrit: |
ary taiza ary za t@zany fotoana zany no tsy kopy anizany?
ary azavao tsara fa ts azonay tsy teo e!
 |
Mbola tsy teraka ary ndry , sady aza miditra @ resak'olondebé kah, 'ndihana mianatsa.  |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
vinah
Médaille: Bois


Sexe:  Inscrit le: 10 Nov 2005 Messages: 77
1.83 
|
|
rika ra zazty faaaaaaa!
rika kely io koa no be vava atitihekana?
ataovy soa ny raha tsa hiadiana an!  _________________ ...si tu la croises un jour, reviens me dire... |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
role
Médaille: Cristal


Sexe:  Inscrit le: 07 Oct 2005 Messages: 316
28.20 
|
|
Vinahmalala>> Ina zao no mba haindrika @zao resaka takla zao,rika angah efa nitakla.
Aleo fa hasiana sujet resaka filalaovana saribakoly ato @ ENI ato dé ao rika no miresaka, resaka kofa manko 'ty, manjary mitombo raika eo koa manko io flesy efa mitsatoka @ fondrika io
| zama a écrit: |
| malaza ratsy mihitsy nareo any zany an!!! |
Zany ve ry zama dé laza ratsy , fiainana dôlidôly zany e. |
|
| Revenir en haut de page |
|
 |
|